LASA KELY HITADY VOLA SY HIFAMPIRAHARA ZAHO SY R8
1. TEGEVE
(
21/05/2009 13:49)
Anaka isany
Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama
Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana
(l) (l)
Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama
Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana
(l) (l)
répondu par fijo le 21/05/2009 20:46
2. xxx
(
21/05/2009 13:51)
Da refa miverina avy any ndray zao io Andry io de hoe OK ihany no ao ambavany na dia efa voadaka avy any aza
3. ndaty
(
21/05/2009 14:31)
Anaka isany
Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama
Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana
alainay avy an'ny afrika mihintsy ny dadanareo, vol direct afrique atsimo-tsiafahy, rehefa tsy mody fa mampanantena lava dia izahay no hanka azy sy hitondra azy mody, miaraka @ daka vody
4. Rajakoo
(
21/05/2009 15:43)
Tsy rarahinay inona zany mila vola izahay , RAHA TSY ZANY MIARAKA MIDITRA ANY NAREO ROALAHY :twisted: :twisted: :twisted:
5. xxx
(
21/05/2009 15:51)
Iny ve lesy de ahazo vola zany rajako a,akondro no entiny ho anelah fa efa mivonona :-D :-D :-D
