radio vazo gasy : hira fitiavan-tanindrazana
1. zakilinina
(
21/05/2009 16:48)
Hery,
Amin'izao raharaham-pirenena mihotakotaka izao dia azo asiana hiran'ny fitiavan-tanindrazana matetitetika ve ao amin'ny radio vazo gasy ? Misaotra indrindra.
Amin'izao raharaham-pirenena mihotakotaka izao dia azo asiana hiran'ny fitiavan-tanindrazana matetitetika ve ao amin'ny radio vazo gasy ? Misaotra indrindra.
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:14
2. hery
(
21/05/2009 18:00)
Misy maromaro ihany ao fa dia anjaranareo mpihaino no mandahatra azy.
Izay mantsy no mampiavaka ny radiovazogasy. Ny mpihaino no mandahatra ny hira.
Izay mantsy no mampiavaka ny radiovazogasy. Ny mpihaino no mandahatra ny hira.
5. zakilinina
(
21/05/2009 21:06)
Misaotra an'i Hery tamin'ny soso-kevitra. Misaotra an'i Fijo koa tamin'ny homehihehy :lol:
