misy sahy hamono ve Ra8 raha miverina

1. ndaty ( 21/05/2009 17:37)
question mal-posée napetraki'ny namana tatsy io:

la vraie question:

Mbola misy sahy ho faty ho and-Ravalo ve????

j'ai le regret de nous nous le dire , que la reponse est OUI, 2 fois OUI , 3 fois OUI

Nantsoi'ny hoe : Prezida
De lasa hoe DADA
Ary dia ho lasa Mesia-dry zareo

bon courage koahy nareo TIM
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:54
2. Rajakoo ( 21/05/2009 18:14)
Tsy ny TIM ihany fa ny TGV :twisted: :twisted: :twisted:
3. xxx ( 21/05/2009 18:17)
Aza mimenomenona enao ry rajako a :-D :-D :-D
4. xxx ( 21/05/2009 18:40)
Ambeno tsara hoa ty ndaty roindefo ty fa tady ho be vinany klé,de omenay akondro elah :-D :-D :-D
5. fijo ( 21/05/2009 20:08)
avelao izy hiteny,fa aza sakanana.izay no heviny de henoina,fa tsy midika inona akory izany
6. xxx ( 21/05/2009 21:19)
inona moa no tanjony tgv @zao fa tsy ny éliminéna tanteraka an-dra8, ny fatahorana anazy no mahatonga an'izany, ny fahatahorana fa mety mbola lany ho filoha izy ka ny tsara d ny famonoana na fanagadrana azy tsy hirotsaka ho fidiana, zay no mampisalasala azy ny mbola tsy hiverina.
7. fijo ( 21/05/2009 21:24)
marina io tahotra an dravalo io,nefa ny zavatra nataondry zalahy ihany izoa n omifototra aminy.noravana sy noroban any tiko,izoa ny olona ef amanomboka mitady ny vokatr'io orinasa io,ka dia hifidy ny olony ihany koa rehefa avy eo.de very hoazy eo ry zalahy
8. vaninna ( 21/05/2009 23:48)
mety hiara hamono tena izy sy tgv fa manao ze mampalaelo any Mika :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 21/05/2009 23:53)
Mivanitiha eo ihany moa ty elah ty ry vinani,raha tsy elah no vita ketsa alohan(ireo bandy reo :twisted: :twisted: :twisted:
10. vaninna ( 22/05/2009 00:21)
xxx8
11. xxx ( 22/05/2009 00:48)
xxx9 tsiky vendrna leity io ah ny eto @ serasera de zao :lol:
Ary tsy mahita tsara zany masonao zany fa misloa solomaso razokiny a
Tanatran'ny tanindrazan'elah aza tsy hain'elah akory ,tsy manoro ntsony aho @ manaraka ;tsy malala fomba

12. vaninna ( 22/05/2009 01:07)
13. pitchou ( 22/05/2009 02:54)
ka ny resaka eto we hisy mbola te-ho faty ho an'i ra8 sa tsia ko ry vaninna te tady ho faty @ resak'xxxx!
ny loza nge le mahazo saosy avy any mahita hiporitsahana refa lany ny paiso an-kady fa le manaraka asaina mitabataba no tô ho faty irery eo e!
14. essera ( 22/05/2009 06:23)
Ravalo efa kanosa fa tsy teo aza nipitsika ko zao vao hiverina hiverina.
15. fijo ( 22/05/2009 20:54)
le hoafty hoan'i X sy Y aloha amiko adalana izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0946