andrywui ,haingana enao jerevo ao aminy sary rehetra fa fafa
3. andrywui
(
22/05/2009 14:30)
za vao nivoaka kely de ts hitako le izy ! alefaso ndraipa oe !! fa promotion taiza !?
5. ravalotgv
(
22/05/2009 14:50)
ary i miranana kay bedebe ny dadany fa ny mamany ray ihany
tena mety mirevy be le mamanareo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
tena mety mirevy be le mamanareo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
10. Mirananirina
(
22/05/2009 15:03)
aiza izany sary izany e sa zanak'i dada koa ry mirana
jereo ary aminy sary rehetra fa fafako avy eo e
12. Mirananirina
(
22/05/2009 15:08)
ary sarin olona mifoka sigarabe anie no hita ao ee
sniff
tcroufff
Ravalotgv;ny sarinao no ao ka ,tsy hitanao angaha e
14. andrywui
(
22/05/2009 17:57)
hay ve mirana hitako le izy fa tena mitovy tokoa !!
- promotin 82 à 85 angamba ireo satria le colonel efa hitako ela !
- promotin 82 à 85 angamba ireo satria le colonel efa hitako ela !
18. fijo
(
22/05/2009 19:53)
hay ve ndry zanaka jeneraly e,tandremo fa ataon'ny caporaly lasa adala ireny izao an.
20. xxx
(
23/05/2009 11:00)
papan'i andrywui anie le caopraly iny zany no mahatonga azy manohana tsy fidiny ty fanonganam-pajakana ty e
