andrywui ,haingana enao jerevo ao aminy sary rehetra fa fafa

1. Mirananirina ( 22/05/2009 13:30)
répondu par xxx le 23/05/2009 11:00
2. Mirananirina ( 22/05/2009 13:32)
jereo haingana fa fafako avy eo,1 amin'ireo ny papako
3. andrywui ( 22/05/2009 14:30)
za vao nivoaka kely de ts hitako le izy ! alefaso ndraipa oe !! fa promotion taiza !?
4. Mirananirina ( 22/05/2009 14:40)
efa ao e
5. ravalotgv ( 22/05/2009 14:50)
ary i miranana kay bedebe ny dadany fa ny mamany ray ihany

tena mety mirevy be le mamanareo

sniff
tcrouff


:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. Mirananirina ( 22/05/2009 14:53)
ravalotgv :lol: :lol: :lol:
efa hoe 1 ihany no dadako dia io
7. xxx ( 22/05/2009 14:55)
iza no dadanareo ry mirana
8. Mirananirina ( 22/05/2009 14:56)
1 amin'ireo hoa,mitovy be amiko kosa e
9. xxx ( 22/05/2009 15:01)
aiza izany sary izany e sa zanak'i dada koa ry mirana
10. Mirananirina ( 22/05/2009 15:03)
aiza izany sary izany e sa zanak'i dada koa ry mirana

jereo ary aminy sary rehetra fa fafako avy eo e
11. ravalotgv ( 22/05/2009 15:04)
ary sarin olona mifoka sigarabe anie no hita ao ee

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
12. Mirananirina ( 22/05/2009 15:08)
ary sarin olona mifoka sigarabe anie no hita ao ee

sniff
tcroufff


Ravalotgv;ny sarinao no ao ka ,tsy hitanao angaha e
13. xxx ( 22/05/2009 16:20)
ary angaha i mirana batarde

hahahaha
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. andrywui ( 22/05/2009 17:57)
hay ve mirana hitako le izy fa tena mitovy tokoa !!

- promotin 82 à 85 angamba ireo satria le colonel efa hitako ela !
15. Mirananirina ( 22/05/2009 18:35)
Promotion ahoana a?
Tsy nisy colonel ireny na 1 aza.
Généraux ireo.
16. xxx ( 22/05/2009 18:44)
Mirana , kay taranaky ny any koa ianao ? Avy @ iza ? :lol: :lol:
17. ravalotgv ( 22/05/2009 19:07)
sambori i sarla reo raha mitabataba eo
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@
18. fijo ( 22/05/2009 19:53)
hay ve ndry zanaka jeneraly e,tandremo fa ataon'ny caporaly lasa adala ireny izao an.
19. watafon ( 23/05/2009 06:35)
Fijo: marina mits zany lesy an!lol
20. xxx ( 23/05/2009 11:00)
papan'i andrywui anie le caopraly iny zany no mahatonga azy manohana tsy fidiny ty fanonganam-pajakana ty e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3292