mai 2010 izany eeee!!

1. bazylou ( 22/05/2009 05:09)
08h00Suite au "dialogue politique" de la HAT avec l’Union Européenne, la prochaine élection présidentielle devrait étre prévue pour le mois de mai 2010, néanmoins cette date n’est pas encore confirmée officiellement. - 22/05/09 hoy i orange.mg
de any daholo izany mifankahita e!!!!!! :-P :-P :-P :-P
répondu par fijo le 22/05/2009 21:03
2. essera ( 22/05/2009 05:20)
Eto d efa diso kajy izay nilaza fa tsy mahadingana volana vitsy2 akory ny hat.
:lol:
3. mazavajery ( 22/05/2009 05:54)
miezaka mafy mihitsy ilay tsy ampy taona hanemotra fifidianana tsy ho amin ity taona ity,atao lavalava ny tetezamita mba ahafahana mangarombola ao amin ny fanjakana hanaovana propagandy.fa na iza na iza milatsaka eo ireo efa miharihary ao amin ny hat sy gvt ani tgv na itgv dia ahazo lesona tsara ireo mpaka fahefana ankeriny ireo fa tsy adala akory ny gasy ,tsy te aheno aho hoe 8 no isany vato azony eran i mcar izany hoe 0,001 isanjato,tsy maintsy mbola lany ra8 ka izany no hanakanana azy amin ny fomba rehetra , fa tsy maintsy hiantso dada ihany isika atsi hoatsy fa krizy vao manomboka izao ka mbola tsy hita tsara sady ny napetrak i ra8 koa mbola bobaka .
4. TWING ( 22/05/2009 06:12)
Mai 2010 ve?
milamina zany.
5. Rajakoo ( 22/05/2009 20:54)
Tsy raharahanay zany hoa efa te hanongana zay :evil: :evil: :evil: :evil:
6. fijo ( 22/05/2009 21:03)
ka sahy hiatrika vahoak ave le andry e???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387