Manasa matanjaka an'i Hery
1. essera
(
22/05/2009 04:40)
Salama Rahery a,
Aza eritreretina ho bado be daholo ny olona rehetra ry Hery a. Efa taona firy no efa napetraka io resaka lalam-pifidianana tsy mety io.
Vao manomboka any amin'ny fizarana kara-pifidianana fotsiny d efa betsaka ny olona tsy voaatitra ny azy satria firehana hafa no ananany. Fokontany firy teto Antananarivo no efa ahitana hoe mandehana ianao mifidy dia ento aty ny vato izay tsy nalatsakao ho jerena andrasana eo ivelan'ny birao-pifidianana.
Tsaroako tsara tamin'ny andron'ny Ratsiraka raha niasa tao amin'ny ministeran'ny atitany ny fianakaviako iray d asaina manatitra ny biletan'ny arema eraky ny biraom-pifidianana. Izany tompoko no zava-misy. Mena eo ambanin'ny mena moa izy ka dia tsy maintsy manatanteraka baiko.
Mr Hery, ianao ve raha tena misaina kely fotsiny dia tsy tokony hahatsapa hoe ao amin'ny chambre basse efa firy ny isan'ny tim, tsy atsasa-manila fotsiny fa efa ho 100%. Antoko firy anefa no misy eto Mcar ? Dia izany ve d tsy efa tokony hahatonga saina anao. Rehefa mandeha ny fandaniana zavatra ao d efa automatique ny résultat en faveur Ra8 à 100% latsaka kely. Izany ve no zava-misy nefa firy ny isan'ny antoko eto Mcar efa anjatony !?? Mahatonga saina e.
Ny momba io dia tsotra, raha mijery tsara ianao Mr Hery dia ny niaraka amin'ny TIM teo amin'ny fitondrana sisa ny ankabeazany d antoko efa misolelaka toa ny grad iloafo, ny mfm, satro-bory. Efa tratran'ny felaka (fanambazana) avy am Ra8 dia mba anasiana couleur kely an'ilay fitondrana sisa mba hoe demokraty.
Antananarivo ange no anisan'ny efa kôpy voalohany ry Hery wé tena manomboka tsy milamina intsony ity ra8 ity fa mandritra ny propagande ve ianao d efa sahy manao vava ampahibemaso hoe "raha vao tsy tim no eo dia tsy misy fanampiana ho an'Antananarivo". Izany no tena atao hoe fanerena mivantana fa tsy ankolaka intsony ary dia ireny niaraha-nahita ireny fa ny capitale an'i Mkara d nokilasiana hitovy amin'ny commune rurale. Ny vola rehetra miditra aminy dia ny fanjakana foibe no mitantana. Be fo loatra ra8 sady tsy mahataty echec ka d efa nanao2 foana.
Tsara aloha rehefa fantatry Hery hoe Andry R no advà voalohany, ary ny tsy nahafahany nanodinkodina ilay vato dia niavaka be loatra ny différence sady aty amin'ny faritra feno jiro sy olona mailo no niseho ny fifidianana, tsy ahafahana mitondra PV efa voaova eny an'dàlana satria akaiky kely ny birao anaterana ny voka-pifidianana. Kely foana ange no tsy naha 2/3 ny vato azon'i Andry teto Antananarivo e. Ireny dia efa manaporofo mazava hoe tsy mila tim Antananarivo. Jereo ireo sefo fokontany napetraka nentina hamehezana hatrany amin'ny fotony an'Antananarivo. Raha ny fijeriko aza dia tokony mbola ho tsara noho iny no vokatra satria ny mpizara karatra sy ny olona mifanerasera am mponina d olona napetraky ny fitondrana fa tsy nofidian'ny vahoaka.
Tsy demokratika izany no teto fa natao demokratika sarintsariny. Jereo ireny sata napetraky ra8 vaovao ireny hoe :
- ny antoko izay tsy mahafeno ny faritra 22 dia dehors.
- izay mahafeno indray dia omen'ny fitondrana subvention. Dia lasa bizna izany ilay izy no ihafarany. Izay tia an'i Dada sisa no antoko mijoro fa izay mpanohitra dia miala.
Tsy afaka teo ny olona nametraka ireo zavatra rehetra ireo raha tsy niainga mihitsy ny miaramila nony niafarany. Atody tsy miady amam-bato ry Hery ka dia izay no vokany rehefa manao mihoatra ny mety ny oul iray. Raha resaka tahotra ilay izy dia tsy mahatadidy i Hery fa efa ho ampolo-taona no nidradradradrana hoe mila fanamboarana ny lalanan'ny fifidianana fa rehefa mahazo fafiny izay niakatra d adino foana fa ilay tombotsoa manokana no nimasoana amin'izay. Ka dia mendrika dia mendrika tokoa raha atao vaindohan-draharahan'ny tetezamita ny fanitsiana an'io zavatra manimba ny demokrasia io.
Ka dia akaiky kely loatra raHery ilay resakao raha izao no fandehany fa alalino kely aloha ny zava-nisy sy mba tsy isian'izay intsony.

Hery:
Gaga foana aho amin'ilay resaka hoe raha izao no manao fifidianana dia hisy hala-bato satria nangala-bato ny teo amin'ny fitondrana nahalany ny prezidà t@ 2006 sy ny depioté t@ 2007
Vao manomboka any amin'ny fizarana kara-pifidianana fotsiny d efa betsaka ny olona tsy voaatitra ny azy satria firehana hafa no ananany. Fokontany firy teto Antananarivo no efa ahitana hoe mandehana ianao mifidy dia ento aty ny vato izay tsy nalatsakao ho jerena andrasana eo ivelan'ny birao-pifidianana.
Tsaroako tsara tamin'ny andron'ny Ratsiraka raha niasa tao amin'ny ministeran'ny atitany ny fianakaviako iray d asaina manatitra ny biletan'ny arema eraky ny biraom-pifidianana. Izany tompoko no zava-misy. Mena eo ambanin'ny mena moa izy ka dia tsy maintsy manatanteraka baiko.
Hery:
Misaina kely fotsiny dia mahalala hoe:
- Raha nisy ny hala-bato dia 99% no azon'ny TIM
Mr Hery, ianao ve raha tena misaina kely fotsiny dia tsy tokony hahatsapa hoe ao amin'ny chambre basse efa firy ny isan'ny tim, tsy atsasa-manila fotsiny fa efa ho 100%. Antoko firy anefa no misy eto Mcar ? Dia izany ve d tsy efa tokony hahatonga saina anao. Rehefa mandeha ny fandaniana zavatra ao d efa automatique ny résultat en faveur Ra8 à 100% latsaka kely. Izany ve no zava-misy nefa firy ny isan'ny antoko eto Mcar efa anjatony !?? Mahatonga saina e.
Hery:
- Tsy TIM irery no teo @ fitondrana
Ny momba io dia tsotra, raha mijery tsara ianao Mr Hery dia ny niaraka amin'ny TIM teo amin'ny fitondrana sisa ny ankabeazany d antoko efa misolelaka toa ny grad iloafo, ny mfm, satro-bory. Efa tratran'ny felaka (fanambazana) avy am Ra8 dia mba anasiana couleur kely an'ilay fitondrana sisa mba hoe demokraty.
Hery:
- Ary indrindra indrindra, raha nisy ny hala-bato dia tsy lany teo mihitsy i Andry Rajoelina teto Antananarivo.
Antananarivo ange no anisan'ny efa kôpy voalohany ry Hery wé tena manomboka tsy milamina intsony ity ra8 ity fa mandritra ny propagande ve ianao d efa sahy manao vava ampahibemaso hoe "raha vao tsy tim no eo dia tsy misy fanampiana ho an'Antananarivo". Izany no tena atao hoe fanerena mivantana fa tsy ankolaka intsony ary dia ireny niaraha-nahita ireny fa ny capitale an'i Mkara d nokilasiana hitovy amin'ny commune rurale. Ny vola rehetra miditra aminy dia ny fanjakana foibe no mitantana. Be fo loatra ra8 sady tsy mahataty echec ka d efa nanao2 foana.
Efa fantatr'i Ravalo fa i Andry Rajoelina no advà voalohany eto Antananarivo, ka raha nangala-bato ny fitondrana dia ny tsy hahalany an'i Andry TGV no nimasohany voalohany.
Tsara aloha rehefa fantatry Hery hoe Andry R no advà voalohany, ary ny tsy nahafahany nanodinkodina ilay vato dia niavaka be loatra ny différence sady aty amin'ny faritra feno jiro sy olona mailo no niseho ny fifidianana, tsy ahafahana mitondra PV efa voaova eny an'dàlana satria akaiky kely ny birao anaterana ny voka-pifidianana. Kely foana ange no tsy naha 2/3 ny vato azon'i Andry teto Antananarivo e. Ireny dia efa manaporofo mazava hoe tsy mila tim Antananarivo. Jereo ireo sefo fokontany napetraka nentina hamehezana hatrany amin'ny fotony an'Antananarivo. Raha ny fijeriko aza dia tokony mbola ho tsara noho iny no vokatra satria ny mpizara karatra sy ny olona mifanerasera am mponina d olona napetraky ny fitondrana fa tsy nofidian'ny vahoaka.
Hery:
Azo natao tsara mihtisy ny nampandresy an'i Rafalimanana raha @ alalan'ny fangalaram-bato. Saingy efa demokratika i Madagasikara dia tsy nanao hala-bato.
Tsy demokratika izany no teto fa natao demokratika sarintsariny. Jereo ireny sata napetraky ra8 vaovao ireny hoe :
- ny antoko izay tsy mahafeno ny faritra 22 dia dehors.
- izay mahafeno indray dia omen'ny fitondrana subvention. Dia lasa bizna izany ilay izy no ihafarany. Izay tia an'i Dada sisa no antoko mijoro fa izay mpanohitra dia miala.
Hery:
Amin'izao moa matahotra fifidianana ry zalahy fa ny maka fitondrana @ alalan'ny basy ihany no hainy.
Tsy afaka teo ny olona nametraka ireo zavatra rehetra ireo raha tsy niainga mihitsy ny miaramila nony niafarany. Atody tsy miady amam-bato ry Hery ka dia izay no vokany rehefa manao mihoatra ny mety ny oul iray. Raha resaka tahotra ilay izy dia tsy mahatadidy i Hery fa efa ho ampolo-taona no nidradradradrana hoe mila fanamboarana ny lalanan'ny fifidianana fa rehefa mahazo fafiny izay niakatra d adino foana fa ilay tombotsoa manokana no nimasoana amin'izay. Ka dia mendrika dia mendrika tokoa raha atao vaindohan-draharahan'ny tetezamita ny fanitsiana an'io zavatra manimba ny demokrasia io.
Ka dia akaiky kely loatra raHery ilay resakao raha izao no fandehany fa alalino kely aloha ny zava-nisy sy mba tsy isian'izay intsony.
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:29
2. xxx
(
22/05/2009 05:02)
Hoy ny Midi
L'Union européenne donne 120 jours à la HAT
La raison de notre réunion repose sur les articles 8 , 9 et 96 des accords de Cotonou, entre les pays signataires de l'ACP ». Propos tenus par Petr Kopriva, représentant permanent de la république tchèque auprès de l'Union Européenne, lors d'une conférence de presse qui s'est tenue au siège de cette institution, avant-hier, à Ankorondrano. Et d'enchaîner que les accords de Cotonou doivent étre suivis par tous les signataires, accords qui en leur article 9 énoncent les 4 principes suivants, processus démocratique, droits de l'homme, bonne gouvernance et Etat de droit. A cet effet, l'UE avance un programme qui aura lieu dans 30 jours, ainsi que la tenue d'une première réunion dans les 120 jours, pour voir si cela marche. Autrement dit, l'UE donne 120 jours à la HAT, pour la sortie de crise.
Résultats. Selon toujours ce représentant permanent de la république tchèque, ces 4 principes ont été sévèrement violés, suite, a-t-il dit, à la prise du pouvoir du 17 mars. Par ailleurs, l'UE estime que durant ces 4 mois, des résultats palpables devraient sortir. Dans le cas contraire, l'Union Européenne va prendre les mesures qui s'imposent. Un ton ferme de la part de cette communauté.
Le représentant a tenu par ailleurs à préciser que le dialogue politique organisé mercredi dernier n'était pas une reconnaissance de la HAT mais juste une réunion régulière.
Toujours à propos de la sortie de crise, ce chef de délégation souhaite la participation de tous les acteurs , dont Marc Ravalomanana.
Charte consensuelle. Pour sa part le chef de délégation de la commission européenne, Jean-Claude Boidin de signaler que « l'élaboration de la charte consensuelle est importante. Et que les négociations progressent le plus vite possible ». Quant aux élections, l'UE va participer à leur organisation et se dit préte à envoyer des observateurs. Elle apportera également son concours pour la confection des cartes et des listes électorales.
Dominique R.

3. essera
(
22/05/2009 05:09)
I xxx. Tsy io no ady hevitra eto fa aza mi-polluer dinika ianao fa samy mahay copie-coller daholo izay olona manana ordi. Maninona raha anaovanao dinika iray hafa manokana io ?
4. xxx
(
22/05/2009 06:27)
Tsy demokratika velively ny fanonganam-panjakana amin'ny alalan'ny basy. Na ianao essera io aza manaiky an'izany, sa ahoana ? Raha tokony ho nesorina Ra8 dia ara demokratika no fanesorana azy, ohatra empéchement, gréve générale, filaharana. Kanefa tsy mba nety voatarika tamin'ny gréve générale ny vahoaka ary jiolahimboto no ankabeazan'ireo olona tsy omby 3000 sisa voatarika teo amin'ny kianjan'ny 13 mey. Marihana fa malalaka ny fitokonana sy filaharana tamin'ny andron-dRa8. Marihana fa tsy malalaka ny fitokonana sy filaharana amin'izao andron'ny mpanongam-panjakana izao.
5. essera
(
22/05/2009 06:51)
xxx:
Tsy demokratika velively ny fanonganam-panjakana amin'ny alalan'ny basy. Na ianao essera io aza manaiky an'izany, sa ahoana ? Raha tokony ho nesorina Ra8 dia ara demokratika no fanesorana azy, ohatra empéchement, gréve générale, filaharana.
Rehefa tsy mitovy hevitra aminao d jiolahim-boto e ??? Ianao alou ve teto an-toerana ihany sa taiza foana e. Tsy nisy nilahatra tamin'ny fandrodanana ny fitondrana Ra8 ? Izao koa no tadidio ry xxx, raha empéchement no resahinao dia tsy Ra8 velively mpanao jadona sy mpanangatena ho amperora no hiala moramora eo.
Kanefa tsy mba nety voatarika tamin'ny gréve générale ny vahoaka ary jiolahimboto no ankabeazan'ireo olona tsy omby 3000 sisa voatarika teo amin'ny kianjan'ny 13 mey.
Vahoaka moaro tsy hita isa ny ao amin'ny Magro izao sa ahoana ? Fikambanan'ny very seza sy ny mpiasan'ny tiko izay aloha vola ny fahatongavanao misy pointage. Aza akipy ny masonao a. Mianara ianao manisa fa hatreo amin'ny 3000 no isa hainao betsaka indrindra.
Marihana fa malalaka ny fitokonana sy filaharana tamin'ny andron-dRa8. Marihana fa tsy malalaka ny fitokonana sy filaharana amin'izao andron'ny mpanongam-panjakana izao.
Ilay mpanonga-panjakana lazainao io no nahavita naharodana ny jadona sy ny mpanao tsindry hazo lena teto Madagasikara. Ka izay olona TELO ARIVO ao amin'ny magro te hamerina ny rain'ny jadona dia tonga dia ajanony fa tsy ho lasa lavitra. Mahay ravalo ary tena nahay nangalatra fa tenda-kanina be loatra ka lasa donto fetsy. Io no mampalahelo amin'ny mpiondana, fa heveriny adala ny olona tsy mahafantatra ny FAMEHEZANA ny mpandraharaha rehetra teto Mkara. Mitody aminy izao ny nataony ka dia mahazakà.
7. xxx
(
22/05/2009 10:15)
Hoy essera
Kay elah zany no efa fositra hatrany ampihandohany tany koa inona no atao be moral !!! anaro ny tenanao aloha fa tsy ny gasy retra no lazainao fa corrompus hotran'ny fianakavianao
Tsaroako tsara tamin'ny andron'ny Ratsiraka raha niasa tao amin'ny ministeran'ny atitany ny dadako d ansainy manatitra ny biletan'ny arema eraky ny biraom-pifidianana zah t@ zay. Izany tompoko no zava-misy. Mena eo ambanin'ny mena moa izy ka dia tsy maintsy manatanteraka baiko.
Kay elah zany no efa fositra hatrany ampihandohany tany koa inona no atao be moral !!! anaro ny tenanao aloha fa tsy ny gasy retra no lazainao fa corrompus hotran'ny fianakavianao
8. lizabeth
(
22/05/2009 10:48)
Ho an'i essera :
- Ravalomanana tsy namono olona
- Ravalomanana nanome asa olona
- be ny zavatra heno momba an-dRavalomanana toa ny hoe mpanao jadona sy ny sisa fa izao krizy izao dia maneho fa tsy izany velively izy.
Manaraka izany, na marina aza izany rehetra izany dia tsy ny famonoana olona sy ny fanapotehana ny firenena no vaha olana (aza odiana idofirana fa izany no ataon'ny tgv izao) ! vola sy harena nodorana natao lavenona. Fisainana mpandrodana izany ary mora ny mandrodana fa ny manarina aloha hatramin'izao dia mibaribary ohatran'ny vay ankandrina fa tsy talentan'ny tgv fa ny manao bontolo sy ankeriny ihany no hainy ! rehefa tsy misy vola na basy dia asa inona no ho vitany ary iza no hanaraka azy !
Tsy hoe raha ao Ambotsirohitra ianao dia anao ny fanjakana ! misy antony inona ny fipetrahanao ao fa halam-bahoaka ianao. Tys ny olona ao amin'ny magro irery no mitaky ny fiverenan-dRavalomanana.
Ny momba ny jiolahimboto dia hita izao fa jiolahimboto no nokaramaina higrevy fa za modiana idifirana ihany koa! mahatsiaro voadona ianao fa ny zava-misy dia olona manana lohamboto ohatran'ny tgv no manaraka azy ! lohamboto ianao fa aza manadio tena ! ny jiolahimboto ohatranareo dia manao ankeriny, maniratsira ny lalàna sy ny sarabambem-bahoaka ary ny demokrasia ! ny industriels dondrona tsy nahay namelatra ny orinasany no manohitra an-dRavalo fa tsy ny vahoaka ! nahita zavatra hafa ankoatra ny savony Nofy ve tao amin'ny savonnerie tropicale ohatra ! savony maimbo tsy misy hilana azy ka tsy nahay nisedra ny mondialisation ka Ra8 no omentsiny !
Jiolahimboto ny olona sahy misintona ray amandreny amin'ny vozony ohatran'ny fisintomana alika ! mahasahia milaza ny mifanohitra amin'izany ! MARINA IZANY SA TSY MARINA
Raha mihevitra anareo tsy ho jiolahimboto ianareo dia mahasahia mihatrika fifidianana sy reférendum fa tsy basy sy vola foana no harangaranga ! ny fitafianareo fotsiny angaha no mody mihaja fa ny loha 0 pointé ! raha tsy jiolahimboto dia avelao ny fananan'ny Tiko fa ny sainareo ampiasaina fa efa tsy eo Ra8 lazaina fa manakana anareo mpandraharaha! porofo mitohaka amin'ny tendanareo fa tsy Ra8 no sakana fa ny SAINAREO satria tsy ny vola koa no tsy anananareo ! POROFOY FA TSY JIOLAHIMBOTO IANAREO