alamino tsara le kozy e! tsy nisy resaka 23juin kou teo !
1. andrywui
(
22/05/2009 13:20)
De mbola misavoritaka ihany ny resakao ao amlé dinika natsangako amlé oe 17 juin fa tsy 26 juin ndrematoa !!
ity no resakao tao ::::
atao ange ny tonga dia mivarotra an'i Madagasikara @ frantsay rehefa tena krizy loatra e.
fa dia ho hitantsika eo ny tohiny e.
Ary raha tsy rava ny HAT amin'ny 23 juin?
tsy nisy resaka 23 juin tao fa inona io ?? zay no ataoko oe milamina tsara ianao ramosé fa mikorotana be sy misangonjy be le resaka !!
"""tsy mbola hamaly ireo tompo menakely mpomba anao ato aho fa ny teninao aloha no valiako""
de mbola tohizako ihany :: azo hatao ny mivarotra an'i M/car rehefa tena krizy ozy ngah ry hery !!! zay zany no tena saika fikan'ny tim saika hivarotra ny 1/3 n'i M/car teo reny ??? MPIVAROTRA TANINDRAZANA !!!
Tsy nisy nilaza andrangah oe Mpaminany rangah fa zavatra nataonareo sy ny hitan'ny olona teto no avoaka !! donc Mpaminany ihany ngah zany na hiala aza !
--""tsy misy fanjakana hirodan ramosé na karaman'ny mpiasan'ny HAT tsy ho voaloha izany ""io le faminanaianao !! ka raha mbola mitana io teny io ianao de ho hitampoko sy ho hitampirenena eto le izy !!
- fahatelo farany : 16jrs sisa ndrematoa Hery lehiben'ny serasera .org ! TAPITRA
ity no resakao tao ::::
atao ange ny tonga dia mivarotra an'i Madagasikara @ frantsay rehefa tena krizy loatra e.
fa dia ho hitantsika eo ny tohiny e.
Ary raha tsy rava ny HAT amin'ny 23 juin?
Andraso aloha ho tonga ny fotoana dia hitantsika eo fa izahay tsy mahay maminany
tsy nisy resaka 23 juin tao fa inona io ?? zay no ataoko oe milamina tsara ianao ramosé fa mikorotana be sy misangonjy be le resaka !!
"""tsy mbola hamaly ireo tompo menakely mpomba anao ato aho fa ny teninao aloha no valiako""
de mbola tohizako ihany :: azo hatao ny mivarotra an'i M/car rehefa tena krizy ozy ngah ry hery !!! zay zany no tena saika fikan'ny tim saika hivarotra ny 1/3 n'i M/car teo reny ??? MPIVAROTRA TANINDRAZANA !!!
Tsy nisy nilaza andrangah oe Mpaminany rangah fa zavatra nataonareo sy ny hitan'ny olona teto no avoaka !! donc Mpaminany ihany ngah zany na hiala aza !
--""tsy misy fanjakana hirodan ramosé na karaman'ny mpiasan'ny HAT tsy ho voaloha izany ""io le faminanaianao !! ka raha mbola mitana io teny io ianao de ho hitampoko sy ho hitampirenena eto le izy !!
- fahatelo farany : 16jrs sisa ndrematoa Hery lehiben'ny serasera .org ! TAPITRA
novalian'i xxx ny 22/05/2009 22:28
2. xxx
(
22/05/2009 13:34)
io ary fa manomeha utlimatuim koa andrywui si non ?.. )
alain'i lery koa ny serasera :-D :-D :-D
alain'i lery koa ny serasera :-D :-D :-D
3. xxx
(
22/05/2009 14:01)
lasa nisitaka kely indray ny akama dia hoavy eo ihany mandra pisinda ny rahona e
4. hery
(
22/05/2009 14:09)
Raha hiteny aho izao hoe Rava amin'ny Pentecote ny HAT dia hiaka-pofona be ra-andrywui lolll
Izao tokoa, toa nanome ultimatum ny Vondrona Eoropeana? Tara be ihany aloha ilay ultimatum nomen'ny ONU. Hozy ry zareo hoe omeny 120 andro ny HAT. Dia ahoana io? :-) Ny HAT anefa ity ho rava afaka 15 andro sy 21 ora sy 46 min sy 30 segondra?
Aza maika ra-andrywui a... zaranareo aza mbola mi-saosy kely nareo fa tsy nolazaiko hoe rahampitso dia rahampitso miala teo.

5. andrywui
(
22/05/2009 14:41)
Raha hiteny aho izao hoe Rava amin'ny Pentecote ny HAT dia hiaka-pofona be ra-andrywui lolll
Izao tokoa, toa nanome ultimatum ny Vondrona Eoropeana? Tara be ihany aloha ilay ultimatum nomen'ny ONU. Hozy ry zareo hoe omeny 120 andro ny HAT. Dia ahoana io? Ny HAT anefa ity ho rava afaka 15 andro sy 21 ora sy 46 min sy 30 segondra?
Aza maika ra-andrywui a... zaranareo aza mbola mi-saosy kely nareo fa tsy nolazaiko hoe rahampitso dia rahampitso miala teo.
Zao vao tena hitako ny fomba fieritreritranareo !! mandé amin'ny fahitana sy ny tenin'olona fotsiny zany ianao ndrematoa !! fa angah rah miteny ny ONU sy ny UA sy ny SADEC sy ny TIM oe afaka 120jrs de patati patata de izay ve no réel aminao ???
tadidio kely fa tany manana ny Fiandrianany ara-dalana i M/car , ka tsy azon'olona rehetra hidirana ny raharaha tokatranony surtt oe efa nametra-pialana sy nipitsika teo tsy nila le Fitondrany tsony Ravalo ! (ny hoe noterena sy ny oe natao otage sy ny sisa resaka tsy mi-pass zany )
--fahatelo manarak'izany haninnn eto ny ONU nefa tsisy genocide (famonoan'olona faobe teto ?)
--Firenena misy an'io genocide io aza efa miady hevitra elabe sy mikaondoha sy mifampiera be vao mety hisy kask bleu tonga eo !!
ka aza fahanana lalitra le pokna ramosé fa ze tena réel resahina a!
- ny réel aloha izao de lay daty nataonao afaka 16jrs tsy miova !! saika handefitra anlay 26juin aho fa aleo hijanona amzao !!! TAPITRA
6. andrywui
(
22/05/2009 14:46)
en plus nzay de mbola misy fanotaniako tsy voavaly ndrematoa !! inona oa le 23 juin lazainao ???
7. ravalotgv
(
22/05/2009 14:47)
ty ra wiwi tena tgv marina aiza koa no hisy resaka politika TAPITRA zany ra8 aza lazaina fa tapitra mbola mivazavaza ary sudaf ary. Afaka mivadika akanjo rehefa avy eo ze resy. Ra hery afaka mivadika tgv ra wiwi afaka mivadika tim
iza no hivadika ravalotgv
sniff
tcrouff
manisa andro fa teraka ny ta n ny sasany
:^) :^) :^) :^) :^)
iza no hivadika ravalotgv
sniff
tcrouff
manisa andro fa teraka ny ta n ny sasany
:^) :^) :^) :^) :^)
9. 08051972
(
22/05/2009 14:48)
Mba fintino kely hoe avy taiza indray io 23/06 sy 23/06 io fa tô tsy maharaka ny tenanay! :roll: :roll: :roll:
11. xxx
(
22/05/2009 15:00)
6juin no hidebarké any any majunga sy morondava ny sadeky ka mety ho marina ny hery hoe 7juin no rava ny hat :-D :-D :-D
12. andrywui
(
22/05/2009 17:55)
xxx a ! hery no tompon'io 23 juin io fa izy hanotaniana fa za kou aza mba gaga !!
--izao e ! aleo angamba tsy asiana horakoraka be fa aleo andrasana le fotoana !! ka zay tianao ramosé na le 07 juin na le 23 juin na le 26 juin fa samy hitsefotra daholo ireo !! izao fotsiny anefa : isaky ny migadona ny fotoana iray tonga de mba ilaiko hipoitra kely eto foana hianao , milaza ny hevitrao hoe nitsefotra tokoa le izy andrywui fa mba asio famindrampo kely !! de za ndray mahita ze atao an'i ramosé !!!

13. AndriambyII
(
22/05/2009 18:53)
Tonde atovy 999 desambra fa tsy bleme zany é!!! tttssss léannna . :?) :?)
14. fijo
(
22/05/2009 19:57)
mahaleo tena tokoa ve le HAT ao ra andrywiwi fa to amitady dera atsy sy eroa no ataony raharaha izao ko
15. xxx
(
22/05/2009 20:48)
Lany fika ny tgv eto de mamadi-dresaka foana @ manisa andro io ny vendrana
20. xxx
(
22/05/2009 21:54)
HOY ESSERA
zay zany elah vao lehilahy @ zay nde matotra @ zay fa tsy manao resaka bazily
anniverserako letsy io ry andrywui a
zay zany elah vao lehilahy @ zay nde matotra @ zay fa tsy manao resaka bazily