Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dasy ( 19/06/2009 19:34)
hira
mba mitady hira malagasy misy feo saxophone aho, misaotra... tohiny
novalian'i cutie ny 20/06/2009 20:32
niryna ( 19/06/2009 19:26)
Saobakaka milomano ao anaty rano
Nahavariana ahy ity tantara saobakaka milomano ao anaty rano ity ka mba zaraiko anareo.Zavatra roa no ataoko ohatra eto hoy ilay mpampianatra ka dia ................... Maka rano mafana hianao di... tohiny
novalian'i niryna ny 21/06/2009 07:55
locl ( 19/06/2009 19:18)
Mba inona no tena hevitry ny HAT
Nahita ity article ity aho dia mba manontany tena hoe ho aiza ny HAT???inona no tiany hatao, mahono ny Malagasy????? Tout le monde sait actuellement que le régime putchiste a des problèmes d’ar... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:11
caramelle ( 19/06/2009 19:08)
Ray aman(dreny hono solon'Andriamanitra eto ambony tany!!!..
Miarahaba ny namana rehetra aho! Araka ny loha-teny nataoko etsy ambony zany dia lazaiko aminareo fa olon-dehibe efa manana zafy kely no niteny io hvtr io..De sadaikatra be aho ,manontany tena fotsin... tohiny
bazylou ( 19/06/2009 18:32)
beurrrk gtt!!
LES GTT RECRUTE DES BRIGANDS ET DES VOYOUS RACAILLES Posté le: Ven Juin 19, 2009 19:00 -------------------------------------------------------------------------------- LE GTT RECHERCHE SE... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2009 23:57
bazylou ( 19/06/2009 18:14)
efa manisa andro sisa ny tim and co
fa ho tonga ny fotonaa hoeee!! dia ataovy vrala beny tampax sy ny vania ary ny pelia ry noue fa lasa izao an!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i rodro ny 20/06/2009 13:30
xxx ( 19/06/2009 17:31)
bomba
amin'ny maha malagasy tia tanindrazana ny tenako dia aleko lavitra mahita malagasy manao vy very ny ainy manapoaka fananana groupe frantsay toy izay nahita ilay fanafihana lapa izay nitondrana char d'... tohiny
novalian'i Noue ny 20/06/2009 08:34
andrywui ( 19/06/2009 15:14)
ankoatra ilay napoakan'ny TIM tao am leader price d jereo ty
Ora farany Baomba iray hafa Araka ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nisy baomba namboarina hita teo Ankorondrano, am-pitan’ny Jesosy Mamonjy, eo amin’ny toerana fitobian’ir... tohiny
novalian'i pink ny 20/06/2009 20:33
general ( 19/06/2009 15:09)
JEREO KELY ANIE TY RY ZANAKY DADA E! HO TONG N FARANY E
politika Hetsiky ny « Zanak’i Dada » Mikasa handrava ny hetsika ny fitondrana ? Handrava ny hetsiky ny mpitaky ny ara-dalana tokoa ve ny HAT amin’izao an-katoky ny fankalazana ny fet... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:33
penguin ( 19/06/2009 14:57)
par "Tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena
Samy mahalala ny rehetra fa par "tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena. Na iza na iza na avy aiza na avy aiza dia mba mahalala ny hitondrana ny raharaha saingy tsapatsapa no ataon'ny t... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:38
tsimatimanota ( 19/06/2009 14:31)
ELA NY ELA FA TAPITRA NY AVENTURE TGV
Monja Roindefo va démissionner (?) Selon une source bien placée à l'intérieur de la HAT, Monja Roindefo et éventuellement d'autres agents de la HAT vont bientôt démissionner de leurs postes. ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:58
xxx ( 19/06/2009 13:24)
Ventes aux encheres de pays et d' hommes aux plus offrants !
[color=red][b]LEGATIONS DES HYPOTHEQUES INTERNATIONAUX [/b][/color] [color=green]Décrets n°040260609 AXZ de l' ONU :le SADEC ,COMESA , UA ,UE ,FMI ,BM,BCSA,ASEANBC[/color]. [color=blue]Article... tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 15:13
xxx ( 19/06/2009 13:23)
Nisaraka hono izy mivady fa TGV SY TIM
Fianakaviana iray tetsy Malaza. Nisaraka hono izy mivady fa nafana loatra ny atimosfera tao an-trano satria ny lahy TGV ny vavy kosa TIM ny ankizy 5, ary 12 taona no zokiny indrindra 3 kosa ny faran... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:33
sakaymena ( 19/06/2009 13:01)
tsy vitany hoe mapalahelo intsony fa tena mampitomany isika
diniho tokoa ngeh mivadika ary tena miha ratsy ny toe-tsain-dramalagasy.sao d'efa tsy rariny intsony ry reto a. ny ankilany mandrangitra amin'ny adi-poko ny akilany adi-politika ary atsy ho atsy de... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:33
general ( 19/06/2009 12:07)
Hery malala a! le IP mba avereno amzay fa in ar ty !ha ha ha
IMme Sahondra ihany ty malala a! aiza tanzay aki cheri le IP ko nafenlah any anaty patalohanlah in fa ef ilainay minakam's ne iny... tohiny
novalian'i Noue ny 19/06/2009 18:28
kidoropamba ( 19/06/2009 11:03)
TSY MILA Côtier Izany ry zareo GTT/Ra8
Dorana no tena mendrika an'ireo fahavalon'ny malagasy izay mihantsy adim-poko. Miseho vatana izao ireo mpanavakavaka mpomba andra8 ireo. Tena manana fisainana ambany dia ambany mihitsy. Hita fa hets... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:52
rakapy ( 19/06/2009 10:30)
Finoana sy ny fahamarinana ve mitovy???
Azafady aloha fa tsy ilay ps Fahamarinana io lazaiko io an! Mba lasa hoa ny saiko raha nandinika ireo teny roa ireo, dia ny FINOANA sy FAHAMARINANA izany. Raha raisina ara-bakiteny aloha dia toa t... tohiny
Andribe ( 19/06/2009 09:46)
projet daewoo
Salama daholo ny mpisera Tena tsy azoko ry zareo aa angaha tsy resaka daewoo ito no nampipitika an i ra8 teo @ fitondrana. Sendra namaky infoline tao @ sobika aho dia nahita ito. 09H30 : La soci... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:35
essera ( 19/06/2009 08:29)
Indreto misy fomba fiady vaovao !!!
Efa hitan'ny tim fa tsy nahomby ny dinika tao am Carlton ary na ny gci aza d nilaza wé aleo aloha ahantona hakana saina kely d ireto izao no fomba fiady vaovao ataon'ny tim : [u]Intox[/u] : [quot... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:03
xxx ( 19/06/2009 07:32)
Loza ry reto a! GTT
Loza hoa, tena loza e! Tsy te hino ihany zà fa.... Nodiko tsy hita....,Tsy izy iny e! no nolazaiko rehefa manontany ny olona fa eeeee! Tena akama be izao no mafana fo amin'ity GTT ity. Porofo mazav... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5923