efa manisa andro sisa ny tim and co
1. bazylou
(
19/06/2009 18:14)
fa ho tonga ny fotonaa hoeee!! dia ataovy vrala beny tampax sy ny vania ary ny pelia ry noue fa lasa izao an!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i rodro ny 20/06/2009 13:30
2. Noue
(
19/06/2009 18:23)
tsy bazylou ve zao no manisa andro ??? efa tena tsy avotra intsony oa ianareo eee !!
3. locl
(
19/06/2009 19:06)
Mety ho manisa andro marina ny TIM @ fahatongavany miaramila SADEC, ka raha mahafaly an'i bazyl ny rĂ mandriaka dia ho bien servi ny HAT.
Tandremo be tomany fotsiny
Tandremo be tomany fotsiny
4. Noue
(
19/06/2009 19:28)
efa tsy avotra intsony anie io bazylou io eee ! ahoana moa ny filazan'i fanondro azy zay ?? =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. xxx
(
19/06/2009 20:38)
Na ny anarany aza miafara @ lou ka aiza izy no ho avotra!!!!
Tena hafa fisainana mihitsy raha io bazylou io. Nateraka alina angamba izy io fa tsy mba nahita mazava.
Tena hafa fisainana mihitsy raha io bazylou io. Nateraka alina angamba izy io fa tsy mba nahita mazava.
10. rodro
(
20/06/2009 13:30)
zaho rireto mino fa hiverina eo @ tim io fitondrana io
satria manana ny fandeferana hono tsimba very =)) =)) =)) =))
satria manana ny fandeferana hono tsimba very =)) =)) =)) =))
