Liste des messages
Liste des messages, inserés par sakaymena, par ordre de date
sakaymena
(
27/06/2009 05:42)
manahy hany ny maro amin fiandrasana an'i dada
sao de mba hivadihan'ny vahoaka fanindroany eo i dada fa asaivo tonga faingana. satria rah oharina @ zaza miandry noounou ireo d'ef mba noana hany ngamba satria de el loatra le hoe ho tonga dada rapit...
suite
répondu par fijo le 27/06/2009 19:11
sakaymena
(
27/06/2009 05:01)
araky ny tsapa de maro ny oul no tsy tia mitsika serasera
antony:
misy oul ato ny antony idirany ato de hijery zay oul fantany ary tena mandany ny andony manenjika na manaratsy eny fa hatramin'ny oul tsy fantany akory aza de miseho mahalala ny fiainan'iny ...
suite
répondu par ravonjison le 17/07/2009 11:24
sakaymena
(
25/06/2009 10:17)
tsy misy marina zay tsy hiseho anie
amiko na r8 na tgv ka mitetika ny hanao ratsy an'io nosykeli tsika io na iza na iza panao politika de tsy maintsy mifafa ary mbola hifafa ko zay mbola sahy fa tokony mba ho tonga saina mizay isika mal...
suite
répondu par fijo le 25/06/2009 20:47
sakaymena
(
24/06/2009 04:35)
mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier
miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana di...
suite
répondu par xxx le 25/06/2009 14:16
sakaymena
(
22/06/2009 05:31)
f'inona kay no tena tsy zakan'ny mpiondana R8@ andrywui?????
ary ty sehatra ity ataoko natao angamba fa malalaka hamoahana ny hevitry ny tsy rairay fa tsy hoe ze tiko hany no teneno afatsy ny teny ratsy
na zany anefa de tsy makasitraka ny tsy fifanajana ny ten...
suite
répondu par benkintana le 22/06/2009 22:18
sakaymena
(
19/06/2009 13:01)
tsy vitany hoe mapalahelo intsony fa tena mampitomany isika
diniho tokoa ngeh mivadika ary tena miha ratsy ny toe-tsain-dramalagasy.sao d'efa tsy rariny intsony ry reto a.
ny ankilany mandrangitra amin'ny adi-poko
ny akilany adi-politika
ary atsy ho atsy de...
suite
répondu par fijo le 19/06/2009 21:33
sakaymena
(
17/06/2009 13:26)
mbola tsy hain'TIMahay hany ny nanaisotra an'TGVendrana?
mahagaga zany hay ny vendran fetsy nohon'ny mahay eo @fitondram-panjakana malagasy. tena TIMiveravera khhhhhhhhhhhhh...
suite
répondu par zandikely le 17/06/2009 21:20
sakaymena
(
17/06/2009 06:19)
zay mitondra ps xxx ato de jiolamboto panararaotra politika
satria miafina ao ambadiky ny xxx mba ampisehoana ny toetran'alika notovoziny tany antranony ary io no sefon'ny pandroba sy panakorontana fa tarafiny xxx oentiny fa tsy an'asa ka koa tsis hatao de sas...
suite
répondu par ravalotgve le 17/06/2009 22:27
sakaymena
(
16/06/2009 18:23)
hono hoa ry piondana isany oh
aza varina mifanilika eto isika fa isika rehetra diniho tsara ngeh rah tsy mitovy @ ataony R8 sy tgv ny ataontsika rehetra eto e?????????MAHAMENATR'OUL RY RETO AH marina moo
hoy ah hoe OMEO NY VAHA O...
suite
répondu par Mirananirina le 17/06/2009 12:27
sakaymena
(
16/06/2009 06:15)
nahoana kay ny pitondra fanjakan no mitongy seza?
isika vahoaka matetika de oentim-po be fahatany ndray2 fa ny tena marian isika ihany ngeh no sady atao tohatra,tohanaina,fitaovapiadian'reo panao politika ireo.
iza marina ary no tena manapotika an'i...
suite
répondu par halloween le 16/06/2009 07:34
sakaymena
(
15/06/2009 08:37)
aoka mba ho safidy madio@zay hatreto
rah azo atao de tokony ho foanana na hapidirina @ lalana manakery am tany sy ny fanjakana malagasy ty fizarana na fanomezana tapa-mofo oentina hividianana ny safidy ny vahoaka ity @zay de ho hita eo t...
suite
répondu par sakaymena le 15/06/2009 20:45
sakaymena
(
12/06/2009 21:29)
hery a any amnao ngeh hono ny laklé e
vahao izy ty rahery f aza apianao ndray hono ny hidym baravaran ny vahaolana politika ...
suite
répondu par essera le 13/06/2009 07:47
sakaymena
(
12/06/2009 18:25)
iza ary no manakevitra hanovana sy hampandrosoana an mdgscar
rah ho lany andro hifanilika eto isika mianakavy tsy aleo mandany andro midinika zay tokony hatao fa vonjy rano vaky zao mahazo antsika malagasy tsy vaky volo zao fa aza mandany andro mifanebaka mifan...
suite
répondu par sakaymena le 12/06/2009 21:34
sakaymena
(
10/06/2009 23:21)
ny mpiondana tgv aloh hendry tsara e
nahazo lesona t@ andr rajoelina mahay manaja ny hevitry ny hafa ary de manolotra apahatsorana sy mitady vahaolan hatray fa ny andra8 de mitady olana fona mandritry ny taona za-dratsy...
suite
répondu par fijo le 11/06/2009 21:00
sakaymena
(
10/06/2009 13:17)
malaza koa i le io
i Andrywui sy tgv no tena mitana ny laharana voalohany eto am politika ny serasera ...
suite
répondu par xxx le 10/06/2009 22:26
sakaymena
(
09/06/2009 19:39)
RA8 et intervention militaire à mada
........le retour de l' ancien président n'est plus à l'orde du jour surtout,le comesa a avouéne pas disposer le moyen militaires pour géres une crise
...
suite
répondu par fijo le 10/06/2009 20:01
sakaymena
(
09/06/2009 10:51)
hein!!!nahoana ary ny gasy ao lafrantsa no mipapiavonavona??
araky ny fitarainan'ny gasy maro nandalo na tonga tany dia mahatsapa ny rehetra fa misy toetra ratsy ny gasy ao lafrantsa ao;zany enefa tsy mba hita aty an-toerakafa fa dia mifampanptany hoe avy aiza ...
suite
répondu par sakaymena le 10/06/2009 15:42
sakaymena
(
08/06/2009 05:11)
hisy hilaza n1saika nisy nandringana ny GTT
refa mafana toy zao mantsy ny raharah politika de tadiavina daholo ny atsanga tsy aman'orana rehetra eny hanaratsina zay tsy mitovy fomba fijery aminy hanosorapotaka. ko aiza moa no mba hisy fandrosoa...
suite
répondu par sakaymena le 09/06/2009 20:33
sakaymena
(
05/06/2009 19:38)
arovy sy kolokoy ny fitiavana de ho hitanao fa hateza
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao...
suite
répondu par Djhamhal le 08/06/2009 14:31
sakaymena
(
05/06/2009 16:59)
ANDRY TGV=Tovolahy ny Governemata Vanona
adala ny tsy manaja ny azy e...
suite
répondu par tazia le 06/06/2009 08:45
