mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier
1. sakaymena
(
24/06/2009 04:35)
miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana dia manameloka ny fanavakavaha zay mety hiteraka korontana hafa indray koa noho izany dia manameloka tanteraka an'iR8 izahay

novalian'i xxx ny 25/06/2009 14:16
6. xxx
(
24/06/2009 07:21)
fa iza ianao no handidy anay an? akombono ny vava fa aza mipetsimpetsina ry anona!
7. Noue
(
24/06/2009 07:28)
"sakaymena":fa mandidy @ inona ee ?? fa ianareo no iza no afaka handidy sa handidy @ inona zany ??
mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier
8. sakaymena
(
24/06/2009 10:21)
aza tonotononina ny race nay fa ref tsy namaly dadanareo de mipetrah
vavanareo no afodio
vavanareo no afodio
9. Noue
(
24/06/2009 10:25)
fa tsy ianareo ihany ve no manao zao dinika race tsisy farany zao eee ??
10. essera
(
24/06/2009 11:13)
Noue:
fa tsy ianareo ihany ve no manao zao dinika race tsisy farany zao eee ??
Aoka zay les fa manjary mifa_ndracerace eo a
11. ravalotgve
(
24/06/2009 11:50)
ka le racerace anie avadibadika de lasa serasera eeee
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. xxx
(
25/06/2009 08:41)
aza manao anio fa kôplèksé ry sakaymena a! :-D :-D :-D :-D aza mijery fitaratra intsony dia basta e :-D :-D :-D :-D
16. xxx
(
25/06/2009 14:16)
sakaymena:
miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana dia manameloka ny fanavakavaha zay mety hiteraka korontana hafa indray koa noho izany dia manameloka tanteraka an'iR8 izahay
Taiza no nisy nitonotonona anareo ?