mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier

1. sakaymena ( 24/06/2009 04:35)
miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana dia manameloka ny fanavakavaha zay mety hiteraka korontana hafa indray koa noho izany dia manameloka tanteraka an'iR8 izahay
novalian'i xxx ny 25/06/2009 14:16
2. fijo ( 24/06/2009 04:49)
ngah ampitsar aindray nareo e
3. sakaymena ( 24/06/2009 05:02)
zahay zany miitsy kh
4. essera ( 24/06/2009 06:15)
Efa plan F io ho an'izay nanaraka ny dinika nalefako teto omaly.


:-D :-D :-D
5. Noue ( 24/06/2009 07:07)
mandidy hono !! eissyy aa oeeee !!!!
6. xxx ( 24/06/2009 07:21)
fa iza ianao no handidy anay an? akombono ny vava fa aza mipetsimpetsina ry anona!
7. Noue ( 24/06/2009 07:28)
"sakaymena":
mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier
fa mandidy @ inona ee ?? fa ianareo no iza no afaka handidy sa handidy @ inona zany ??
8. sakaymena ( 24/06/2009 10:21)
aza tonotononina ny race nay fa ref tsy namaly dadanareo de mipetrah
vavanareo no afodio
9. Noue ( 24/06/2009 10:25)
fa tsy ianareo ihany ve no manao zao dinika race tsisy farany zao eee ??
10. essera ( 24/06/2009 11:13)
Noue:
fa tsy ianareo ihany ve no manao zao dinika race tsisy farany zao eee ??

Aoka zay les fa manjary mifa_ndracerace eo a
11. ravalotgve ( 24/06/2009 11:50)
ka le racerace anie avadibadika de lasa serasera eeee

sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fijo ( 24/06/2009 21:14)
hiihihihi resaka adala ity ry zareo an
13. xxx ( 25/06/2009 08:41)
aza manao anio fa kôplèksé ry sakaymena a! :-D :-D :-D :-D aza mijery fitaratra intsony dia basta e :-D :-D :-D :-D
14. tsiambaratelo ( 25/06/2009 10:24)
Mhhhh!!!
15. xxx ( 25/06/2009 10:29)
:* :* ho ani tsiambaratelo fa tsy sakaymanta a! :-D :-D
16. xxx ( 25/06/2009 14:16)
sakaymena:

miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana dia manameloka ny fanavakavaha zay mety hiteraka korontana hafa indray koa noho izany dia manameloka tanteraka an'iR8 izahay



Taiza no nisy nitonotonona anareo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0595