hono hoa ry piondana isany oh

1. sakaymena ( 16/06/2009 18:23)
aza varina mifanilika eto isika fa isika rehetra diniho tsara ngeh rah tsy mitovy @ ataony R8 sy tgv ny ataontsika rehetra eto e?????????MAHAMENATR'OUL RY RETO AH marina moo
hoy ah hoe OMEO NY VAHA OLANA fa tsy hoe VAHAO NY VAVA HO OLANA
hotahian' ny zanahary nanome antsika nosy tokana io anie isika rehetra
2. xxx ( 16/06/2009 18:34)
ka omeo ary fa enao izao no tompony hevitra e, homeo aloha izay vahaolana hitanao de hhanome koa izahay, tena mahamenatra mihitsy io ataonao io tsy manome vahaolana fa mandidy ny mpidinika hanome vaha olana :-D :-D :-D
3. sakaymena ( 16/06/2009 18:42)
ka rah hoatran ny fahitanareo taimbava mipopoka ato io indrindra fa ianao ry xxx de tsra rah mba vahaolana no hitanao bdb hotsran'io fa tena ho lasalavitra tokoa anie ty nosy malalantsika yty
4. xxx ( 16/06/2009 18:50)
na enao koa ary tokony ho vahaolana no homenao ato fa tsy môral kou! sa?
5. Noue ( 16/06/2009 18:53)
sakaymena:

aza varina mifanilika eto isika fa isika rehetra diniho tsara ngeh rah tsy mitovy @ ataony R8 sy tgv ny ataontsika rehetra eto e?????????MAHAMENATR'OUL RY RETO AH marina moo
hoy ah hoe OMEO NY VAHA OLANA fa tsy hoe VAHAO NY VAVA HO OLANA
hotahian' ny zanahary nanome antsika nosy tokana io anie isika rehetra
dia hatombohy @ fanajanonana @ ity fanoratana goavana be ity aloha fa mankarary andoha eee ! na te hanomé hevitra anao @ vaha-olana aza dia mahakamo !!!

6. sakaymena ( 16/06/2009 18:59)
noue zao nge de ianao no mitady olana e teto xxx nanortra gezabe nandritra ny ray andro nanijitra tsy niteny ianao hoe mila solomaso na marary andoha fa enao namaly tsotra fa inn mitsy ny ambadikio
7. Noue ( 16/06/2009 19:07)
sakaymena:

noue zao nge de ianao no mitady olana e teto xxx nanortra gezabe nandritra ny ray andro nanijitra tsy niteny ianao hoe mila solomaso na marary andoha fa enao namaly tsotra fa inn mitsy ny ambadikio
aza dia zatra mandefa lavitra ny fisainana re eee ! rehefa ianao aloha no hitako dia lazaiko satria tsy voatery ahita ny rehetra akory aho ee ! sady ianao oatran'nahazo fahazarana hanao an'io dia mba miteny aho eee !!

8. sakaymena ( 16/06/2009 19:24)
raha zany ny olana de hovahako fa za tsy tia olana be
9. locl ( 16/06/2009 19:25)
Ka inona ary no tadiavin'i sakamena e! Samy manana ny raison nampiondrana azy ny tsirairay fa na dia ankamroany aloha dia economique daholo dia ilaina ny mampitovy ny fomba fijery ny zava-misy ao Dago.
Samy miaro izay interet kely azony ny tsirairay ka sarotra be ihany ny hahita vaha-olana ny @ proposition napetrakao.

amiko dia ny fanovana toe-tsaina no voalohany indrindra tokony hatao, ialàna ity mifanindry lava ity.
10. sakaymena ( 16/06/2009 19:27)
tanao zay efa vaha olana zao io hoe fanovana toetsaina io
ary tokony ho arahinina tsra
11. xxx ( 16/06/2009 20:28)
Ankoatry ny toe- tsaina dia ny toem- panahy konkou !! hi hi !! ^^ aza tsiny !!!
12. locl ( 16/06/2009 20:57)
Izao koa le zava-misy, tsy mitovy ny fomba fisainana ny mpiondrana ao Frantsa sy ny aty aminy misy anay, asa koa na ilay fahamaroana be loatra no mahatonga izany, nefa araky ny fahazoako azy dia ny toe-tsaina no mila amboariny e! Io ihany no base ny reehatra, ny toe-panahy (tsy haiko tsara le definition) ry xxx fa mba azavao bebe kokoa satria ny toe-panahy manko toa sarinteny izy io fa tsy tena mahafintina le tiana ho lazaina
13. ndenn ( 16/06/2009 21:46)
locl:

Tsotra , le milieu forge l' âme , hoy ny adage izay , ary raha ohatra ka olona de nature sédentaire fotsiny no alaina ho fitaratra ara- tsaina hitondrana ny raharaham- pirenena dia sûr à100 % fa tsy hisy fiovana manao ahoana ny fiainan' ny olona tarihiny .nefa koa misy ny fitenenana hoe le voyage fabrique l' homme , dia amiko ; misy terme pejoratif ao anatin' ilay fisainana manakiana fotsiny ny hoe" ny toe- tsaina no mila fiovana" . tadidio fa na dia ny sembana ara- tsaina aza dia mbola afaka mampiasa ny ati- dohany à 80% ' ny capacité mental- ny , ny toem- panahy tiako ho lazaina eto dia ny fahamendrehana manoloana ny tsy fahampiana , ny fahantrana , ny olana miseho eo @ fiainan' ny malagasy isan'andro vaky izao .
Ce qu' on cherche , c' est un homme qui a endurer tout au long de sa vie des experiences le plus universelles possibles !!
14. xxx ( 16/06/2009 22:22)
ny vahaolana hitako aloa zao dia mikarakara orona i sakaymena fa petaka loatra ka tsy mamely avy eo hita ny tohiny dia ny fomba fiakanjony sy lay satroka koa ohatra ny eny tsaralalana
15. xxx ( 16/06/2009 23:14)
asio sakay mena le zavatra aniee andramo raha sahy

hahahaha
16. sakaymena ( 17/06/2009 06:10)
fangah ny bavinao ry xxx sy reninao mankany @zany tsaralalana zany ary zao no ataoko anao ze tiko hanaovana fa volako no miala fa tsy anao
ary rah ny masonao nahita ahy tany de ok fa enao io ngeh fantatro fa ratsy tarehy hotran'ny rajako ratsy toetra zay no iafenanao ao ambadiky ny xxx fa ra tena sah misehoa ry pihatsaravelatsyhy
zaza ratsy taiza ary ze filazanao tsyrarahak
tsys miana ambany vatan'oronao ato ok
17. sakaymena ( 17/06/2009 07:08)
fa rah tsy hasiana henatr itsony ty ry xxx de alaivo ny laingom-boani o ny mamanaao de sotroy fa ampy anao tsara
18. xxx ( 17/06/2009 07:41)
de mba kalio le tsipelina fa ohatra ny manimba maso be le gasy tsy mahay manoratra teny gasy e.
Dia hiakatra indray ve amin'io tsikera mahatsara zavatra io???? 8O
19. essera ( 17/06/2009 08:21)
xxx.15:
ny vahaolana hitako aloa zao dia mikarakara orona i sakaymena fa petaka loatra ka tsy mamely avy eo hita ny tohiny dia ny fomba fiakanjony sy lay satroka koa ohatra ny eny tsaralalana

Io izany ilay sujet nalefan'i Sakaymena. Io wa ilay hoe olona mbola tsy mikatona ny loha maleminy sady tsy mbola kanosa koa. Izaho zao tsy fiarovako an'i Sakaymena fa raha favori le manao xxx io d mba avoahy ny sarinao d mba hijery izahay.
20. Mirananirina ( 17/06/2009 12:27)
Izaho zao tsy fiarovako an'i Sakaymena fa raha favori le manao xxx io d mba avoahy ny sarinao d mba hijery izahay

mba te hahita ny sarin'Essera izahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0595