tsy misy marina zay tsy hiseho anie
1. sakaymena
(
25/06/2009 10:17)
amiko na r8 na tgv ka mitetika ny hanao ratsy an'io nosykeli tsika io na iza na iza panao politika de tsy maintsy mifafa ary mbola hifafa ko zay mbola sahy fa tokony mba ho tonga saina mizay isika malagasy ka hahatsapa fa nosy voatahin'andriamanitra ane io nosytsika io matoa natokany ho antsika malagasy mifankahazo fiteny na zay fotsiny aza d'efa reharehantsika e
diniho hany ngeh
diniho hany ngeh
novalian'i fijo ny 25/06/2009 20:47
2. essera
(
25/06/2009 10:23)
Zah kosa alo mahita ry sakaymena hoe misy malagasy tsy mahazo teny gasy ohatran'ny namantsika sasany ao am GTT.
:-D :-D :-D :-D
Nefa d mivovo be
:-D :-D :-D :-D
Nefa d mivovo be
3. sakaymena
(
25/06/2009 10:44)
ko efa ho gtt zay no anarany mitomany vazah reny ngeh ary na mahazo teny gasy zao aza de sahy milaza fa tsy mahay teny gasy ntsssssssssssss
efa el no nanaovany valalan'amboa an'ny dag ko
efa el no nanaovany valalan'amboa an'ny dag ko
4. endrika01
(
25/06/2009 11:26)
Ny asa vita no ifampitsarana ry zareo a,fa raha resa-be mandany rora sy kalorie dia aleo tsy misy.
5. yuka
(
25/06/2009 12:01)
Voatahin'Aandriamanitra tokoa ny Nosi-tsika ary asa tanany rahateo
Manino mivarotra ranon'ny gasy TGV????
Rano napetrakan-janahary ambelao
mba hitsinjovana ny ho avin-tsika e!
Aza mandrora mitsilany :twisted:
Andriamanitra nanao io rano io ho an'i Gasy,ny TGVendrana mivarotra azy ho
an'i Arabo.
Ditsokin'ny sakay daholo ny fozaorana d tsy mody minia mikipy
satria ve hoe izay tina mitombo tarehy,dia na manao tsy mety aza i TGV d tsy maninona :roll: :roll: :roll:
Aleo marina hotsarain'ny tantara eto,efa manomboka izy io mantsy :D
tsy menatra ny vavabe teny amin'ny 13Mai :-D :-D :-D

6. xxx
(
25/06/2009 12:04)
Ny asa vita no ifampitsarana ry zareo a,fa raha resa-be mandany rora sy kalorie dia aleo tsy misy.
Dia ho lany fotoana isika gasy raha hifampiadry asa vita eto. Jereo efa h@ ny 1960 no niandry ny asa vita,izao aiza ihany??? Efa lanin-dry zalahy ny vola dia mandositra manao exil ry zalahy sy razavavy avy eo.Isika Malagasy no mifotetaka miandry asa tsy vita eto.