aoka mba ho safidy madio@zay hatreto
1. sakaymena
(
15/06/2009 08:37)
rah azo atao de tokony ho foanana na hapidirina @ lalana manakery am tany sy ny fanjakana malagasy ty fizarana na fanomezana tapa-mofo oentina hividianana ny safidy ny vahoaka ity @zay de ho hita eo tokoa zay tena voasafidy marina
zany hoe:tsy azo atao intsony ny mzara vola na sakafo na zavatra mifandraika @zany am fampielezan-kevitra ho an ny vahoaka satria de hararaotin'ireo am fahantrany ny vahoaka madinika hany ka d ny safidiny no vidina
amiko fisavihana saranga fotsiny zany tsy rariny intsony
ary inoako fa mety mba hahatsara zavatra ihany
atao mitovy ny fitsipidalalao
tokony ny horesena lahatra am programen'asa ny lay hilatsaka ho fidina ny oul fa tsy amin'ny fa tsy amin ny hoe ampiakaro eo ambony seza ny fitondrana aho ry vahoaka fa homeko an zao nareo;ty vola kely sy ny sakafo kely de fidio i anona fa io ny antsika
amiko aoka mba hasiana fanovana hatreto
asa na mba misy mitovy hevitra amiko nareo

novalian'i sakaymena ny 15/06/2009 20:45
2. halloween
(
15/06/2009 08:52)
ka raha tsisy fizarana ronono sy aorta ve tsy hofaty noana ny zanak'i dada TAPITRA!!!
3. sakaymena
(
15/06/2009 08:55)
ka rh hovitany isan'andro ngeh na farafaharatsiny ref lany am fifidianan izy ka tohizany foana ny fanomezana de tsy maninona hoy tia ra bohj
4. essera
(
15/06/2009 09:09)
Raha hatreo fotsiny moa maninona fa ilay fampiasana fitaovam-panjakana isaky ny fifidianana. Firifiry ange ny efa porofo nentina na dia tam chambre basse aza hoe ity ny sarin'ilay vam miaraka amin'ny oul mpanao propagande fa tsy afaka mihitsy hatreto ilay hoe : KANDIDAM-PANJAKANA. Lasa ohatran'ny normaly be amin'ny izay tonga eo. Avy eo ilay izy d hoe fitaovana perso anaako io e.
Efa miha-vitsy ry zalah ny taomobilin'i Dada mitondra ny laharana misy 77.
Efa miha-vitsy ry zalah ny taomobilin'i Dada mitondra ny laharana misy 77.
6. Noue
(
15/06/2009 10:38)
xxx:
sakaymena;aza mianakendry enao fa karakarao aloa io orona petaka be io
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. sakaymena
(
15/06/2009 11:15)
fangah mahatohina anao le resaka ko inn ny idiran'ny orona petaka @ zany io no nomen'ilay pahary ahy ka rah manahirana ano de ilazao izy hanova azy ho lavalava fa tsy anjarako zany fa io no mahatsara ahy nefa mato natony isarako janahary
8. Noue
(
15/06/2009 11:31)
sakaymena:
fangah mahatohina anao le resaka ko inn ny idiran'ny orona petaka @ zany io no nomen'ilay pahary ahy ka rah manahirana ano de ilazao izy hanova azy ho lavalava fa tsy anjarako zany fa io no mahatsara ahy nefa mato natony isarako janahary
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Mirananirina
(
15/06/2009 11:51)
ambony seza ny fitondrana aho ry vahoaka fa homeko an zao nareo;ty vola kely sy ny sakafo kely de fidio i anona fa io ny antsika
Ka raha tsy misy io na spectacle ,iza anefa ny olona ho avy hihaino anao eo.Hitarihana olona daholo io ,ary tsy hitako izay maharatsy azy.
10. reeves
(
15/06/2009 11:56)
ekena fa misy tokoa ny hoe KANDIDAM-PANJAKANA kanefa na izany aza rehefa tian`ny VAHOAKA maro an`isa ny hanàla anao eo amin`ny fitondrana dia vitany izany na hangala-bato tahakan`ny ahoana azy ny Kandidam-panjakana . Ohatr`zany ohatra no nandresen-dRa8 an-dRatsiraka tam`2002 , otr`zany ny nandresen`i TGV an`i Rafalimanana teo am`Mairie Tanà fa eto amintsika moa mitovy am`Afrikana ihany , rehefa resy dia tsy maintsy misy milaza foana hoe " NISY HALA-BATO" . Tsy ao mihitsy lay Fair Play sy ilay honnéteté intellectuelle , fa tsy maintsy mitady tetika maloto foana hiakarana eo amin`ny Fitondrana na koa hifikirana amin`ny seza efa azo . Tsy resaka ethique politique intsony angamba fa tena mauvaise foi mihitsy !
11. xxx
(
15/06/2009 11:57)
noue;faly ery enao ka marina zany koa zah tena leo be azy miseho azy ho dada ka dada ery @ politika sy ny fanohanana any tgv nefa fopla be mankarary andoha na mijery lay orony azy
12. sakaymena
(
15/06/2009 12:02)
amiko aloh rah hoe spectacle ok ekeko satria mahavory oul izy de eo izy manao famelabelara-kevitra de mihaino ny oul de mandinika de toy izany avy fa tsy ho meko vary nareo de hoy ny hafa oe lafarine de hoy amzay fidio izy fa iz no antsika amiko tokony hoe fidio ze fantantrao fa hapandroso an ny madagascar hanafaka anao amfahatrana na mba hapiova ny fiainany malagasy na ny firenena ray manotolo fa tsy ny manome tapamofo anio fa ref tonga am toeran izy vo may aza ny vahoaka mandry-fotsy ataoko angamba fa tsy rariny kosa e
14. xxx
(
15/06/2009 12:16)
nenay izay mahatolotolotra ihany no fidianay vahoaka e, iny angaha ho hitanay intsony rehefa lasa prezy any? ka tsy aleo mifidy izay manolotra kely? rehefa tafita ry zareo mitovy foana na ilay nanolotra na ilay tsy nanolotra! :-D :-D :-D
15. Mirananirina
(
15/06/2009 13:03)
sakaymena,matoa anie mahatolotra tia tia izay e sa...........
ny olotianao izao manome cadeau anao satria tiany ianao,dia toa izay koa ireo hilatsaka ho filoha,tiany ny vahoaka hifidy azy dia mba tolorany.
ny olotianao izao manome cadeau anao satria tiany ianao,dia toa izay koa ireo hilatsaka ho filoha,tiany ny vahoaka hifidy azy dia mba tolorany.
16. essera
(
15/06/2009 13:08)
Fa i sakaymena nefa am zao mihits no itiavako azy ho an'le mpanakiana an'azy. Tena reveko mits iz satria tena gasy fa zah alou ts mirevy vazah poulé dé séra reny.
Ary
Tadidio fa raha io no apetraka d izay tsy hitovy mihitsy ny moyen fa ohatran'ny hoe hihazakazaka 42 km d ny sasany any am 5 dernier kilométres ny point de départ.
Ary
reeves:
ekena fa misy tokoa ny hoe KANDIDAM-PANJAKANA kanefa na izany aza rehefa tian`ny VAHOAKA maro an`isa ny hanàla anao eo amin`ny fitondrana dia vitany izany na hangala-bato tahakan`ny ahoana azy ny Kandidam-panjakana .
Tadidio fa raha io no apetraka d izay tsy hitovy mihitsy ny moyen fa ohatran'ny hoe hihazakazaka 42 km d ny sasany any am 5 dernier kilométres ny point de départ.
17. sakaymena
(
15/06/2009 20:45)
o ry mirananirina a zavatra tsy mitovy velively izany ny an'ny panao politika de hoe iny zavatra kely indry mipika de ao nareo hataoko tohatra hiakarako ery ambony ery de le seza fiandrianana iofa ny an pifankatia mety takalopatsa vidi pihinana koa nefa fa ny an tena fitiavan zany cadeau zany tena mitahiry fahatsiarovan tsy hety ho faty