ny mpiondana tgv aloh hendry tsara e

1. sakaymena ( 10/06/2009 23:21)
nahazo lesona t@ andr rajoelina mahay manaja ny hevitry ny hafa ary de manolotra apahatsorana sy mitady vahaolan hatray fa ny andra8 de mitady olana fona mandritry ny taona za-dratsy
répondu par fijo le 11/06/2009 21:00
2. yuka ( 11/06/2009 05:20)
Ianao zao no mitady olana manenjika andr8 eo fa tsy nde matory any fa manaitra zaza :-D :-D :-D
Efa nahazo lesona tamin-drajoelina,leson'ny havoretrana tsy hoe hendry fa tototrin'ny fako sy fofona maimbo dia sepotra be ao daholo ^^ ^^ ^^
Ny fako ary tsy hay ny manala azy ko madagasikara iray manontolo no dongina ho entina :-D :-D :-D
3. Noue ( 11/06/2009 05:38)
sakaymena:

nahazo lesona t@ andr rajoelina mahay manaja ny hevitry ny hafa ary de manolotra apahatsorana sy mitady vahaolan hatray fa ny andra8 de mitady olana fona mandritry ny taona za-dratsy
aza mampiesona sy mampihomehy oa aaa ! hendry hono


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. Bazily ( 11/06/2009 06:01)
Matoa aloha tsy nisy notsofin'i Hery isika dia mbola samy mba misy fahendrena e! Ianareo TGV aloha eo ihany fa ireto membre ao @ HAT no efa manomboka maneho ny fahadalàny tsikelikely, hany ka tsy hainy intsony ny manafina fa misy tsy reviko ao aminay ao. Manin zao raha tazonina any iny fa tsy aseho vahoaka dia mba ifampiresahan'ny samy lohany ao.
5. essera ( 11/06/2009 09:47)
Yuka sy Noue, aza atao idole intsony i Dada fa efa omban'ny lasa iny. Ny fahendrenda izao d manaraka izay paik'adin'ny HAT. Ny ao am Magro aza efa kôpy ny pokna hoe tena ho lava reny tena lava reny ity toul nay ity fa aleo mitady asa am zay ka.
6. manitrakely ( 11/06/2009 10:16)
:-D :-D :-D :evil: :evil: Ahoana moa no dia hinoako an' zany ozy lay hira izay, aza dia matin-kambo eh, raha nisy ny naditra dia nareo no voalohany, jereo sy araho ny tantara hoe taiza no ary t@ andron'ny mpitari-tolona iza no nanomboka nisy ny fandrobana teto am' tanana ? ny tantely tsy mitangorongorom-poana fa ao ny filohany. Zany hoe tsy mahafehy ny olony ny mpitarika azy. Dia io mbola mitohy hatram' zao io eh, izy mianakavy ary ao mifanebaka am-pitoerana fotsiny. Fa angaha izy ity tsy misy hoe afem-penina fa adalan-tena, tonga dia ahazana eny imasom-bahoaka eny.
Eo tena ... =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^
7. fijo ( 11/06/2009 21:00)
essera roa ny lasa efa haiko fa niverina,dia i ratsiraka sy de gaulle.ka zame roa sans telo io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.324