iza ary no manakevitra hanovana sy hampandrosoana an mdgscar

1. sakaymena ( 12/06/2009 18:25)
rah ho lany andro hifanilika eto isika mianakavy tsy aleo mandany andro midinika zay tokony hatao fa vonjy rano vaky zao mahazo antsika malagasy tsy vaky volo zao fa aza mandany andro mifanebaka mifanompa sy mifampitsikera fa ndao hatao hoe asa fa tsy kabary hoy vonjy iray tsy mivaky
fa zao zava-misy eto am serasera zao aza de manaporofo toy zao ataontsika zao koa no ataon'ireo mpanao politika ireo mifampihinana anatiny toy ny biby sanatria .aok zay ny ady lah politika miraisa hina miraisa hevitra tadiavo ny vahaolana de io no hery hanafaka antsika am fahantrana. hevitro io fa tsy haiko na mety na tsia
répondu par sakaymena le 12/06/2009 21:34
2. Noue ( 12/06/2009 18:57)
misy miady nga hono eto ???? fa nga hono tsy fiadian-kevitra no atao eto ?? :^) :^) :^)
3. sakaymena ( 12/06/2009 19:02)
tsy haiko ry noue na tsia ny voalazako hoe lany andro miady hevitra tsy misy manome vahaolana ngeh ato eh fa mifapitsikera. marina sa tsia? de valo ampahatsorana moa tsy toy zao ataotsika zao koa no mitranga am reo hery politika any dago any io ? marina sa tsia?AIZA NY VAHAOLANA zay no angatahiko eto
4. sakaymena ( 12/06/2009 19:04)
tsy haiko ry noue na azonao na tsia ny voalazako hoe............................................
5. bazylou ( 12/06/2009 19:30)
ilay vaha olana anie misy fa iza ary no hitondra azy hoy ianao ?? le anti dahy fatsoraly sa.... dia iza anefa no hino sy hiara dia amin'io olona vaovao io??
Ilay olona hotondra an'io anefa dia tsy maintsy manan sponsoro be satria mafia daholo ny adversera!!! :-D
6. locl ( 12/06/2009 19:33)
Ny mafia ao @ TGV no tena olana, satria efa zatra mangaltra t@ andron'i Deba daholo.

Raha izaho aloha aleo Dada ihany satria hatreto dia izy irery no nahavita zavatra be indrindra, ary mitana ny reccord @ zava-bita fampandrosoana.

Fa raha ireto hat ireto dia mitana ny record @ fangalarana sy fanampotehana ka izao, amiko an! Raha tsy miala aloha ireo tsy misy raha manjary
7. sakaymena ( 12/06/2009 19:59)
zao ry bazylou ah miankina am fahatongavantsain sy ny fitiavantanindrazana marina io nahoan ary rehefa hanongam-panjakan n'iza n'iza no lazaiko eto nahoana no tsy nilana sponsor fa refa hitady hevitra hahasoa ve desarotra hoy enao fa io no tsy dia nodinihantsika .maro tokoa ny mana-kevitra fa simban'ilay voalazanao hoe tsy manana vary fito vety.
amiko tsy vitan'olo iray io fa tsy maintsy hoe fikambanana oul vitsy na maro tonga saina ka afaka handresy lahatra ny tsi1ray. alohan'zany anefa de tokon ho dinihan ny isan'ambaratongany eny fa na dia atomboka eny am fokotany vao firaisana vao faritany ohatra . fa ny olan any amitsika tsy de sah mijoro loatra ny tena manampahendrena hany ka very anjevony eny ny fandrosoana fa ny ratsy no manjaka
8. bazylou ( 12/06/2009 20:34)
raha misy io olona io dia zavatra iray ihany no tokony talentany, dia ny communication, na dia tsy antoko aza izy. Nefa na dia izanya za dia mila couille le hoe firenena fa tsy olona manao tary dositra anyafrika atsimo dia avy eo mivazavaza any amin'ny ambasady no atao eo!!! :-D :-D
9. sakaymena ( 12/06/2009 20:56)
rah oul efa naloto tam vahoak kos aloh tsy mety tsony na de tsr zao az ny heviny satri ef very lay fitokisna zay tsy azo vidina na de hanananao az izao ntontol izao fa ny fitokisana no tena lafo vidy ka rah pitondra niongana de tsyyyyyyyyyyyyyyyyy
10. ravalotgve ( 12/06/2009 21:06)
ny hevitra tena tsara
amidy madagasikara

:/ :/ :/ :/ :/ :/

sniff
tchroufff

11. sakaymena ( 12/06/2009 21:16)
de hoatrinona @ kilao hono zato malagassy alou ary de hoatryn /ha ny taniny
12. bazylou ( 12/06/2009 21:17)
nyan'ny sasany efa nigadra dia votsoka dia izao hanao retour indray hono!! avy eo ny ambasadya ty antanin'olona aty no anaovna izao sy izao !!! ireo mihitsy no tsara endasina hatrany!! :-D :-D
13. sakaymena ( 12/06/2009 21:34)
ny andr8 zany hoe vonoy ny malagasy fa be loatra ry comesa aaaaaaaaaaaaa
dia hiadana amzay ny vahoaka malagas
MANANA FINOANA EEEEEEEEEEEEEEEEEEE
hiara hifamono isikaeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393