hery a any amnao ngeh hono ny laklé e

1. sakaymena ( 12/06/2009 21:29)
vahao izy ty rahery f aza apianao ndray hono ny hidym baravaran ny vahaolana politika
novalian'i essera ny 13/06/2009 07:47
2. halloween ( 13/06/2009 05:52)
Izao no fomba ataon Rahery sakanana ny mpisera. Avelao isera milam ny band. sakaymena zao vao hitany hoe may vava kely eo d tapahany loha koa.
3. hery ( 13/06/2009 06:22)
lol, na may vava be aza i sakaymena tsy ho voasakana izany ka... raha resaka politika. Raha vao manomboka tsy mifanaja kosa dia zavatra hafa izany fa tsy resaka politika intsony.
Sady i sakaymena tsy niteny hoe sakano :-)
4. sakaymena ( 13/06/2009 06:51)
tsy niteny mihintsy hoe vahao ny vavaho olana fa hoy aho hoe vahao ny olana
5. xxx ( 13/06/2009 07:30)
ra hery marina anie mpanampimbava ny madinika sady hidian ilay ramose foana ny varavarana raha vao tsy azoazony eee. Vohay ny lakile sinon hivadika palitao izahay

sniff
tchroufff


8O 8O 8O 8O
6. essera ( 13/06/2009 07:47)
sakaymena:
zay ngeh no nilazako fa taratry ny politika tsy mampandroso an'ny madagascar zao ataotsika zao e


Tsy ataontsika izany ry sakaymena fa tian'i Hery apetraka. Aiza izao ny bandy akamanay teto sao d efa nokendaina d nalevina qlq part. Hitory izahay raHery any am fahefana mahefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0974