nahoana kay ny pitondra fanjakan no mitongy seza?

1. sakaymena ( 16/06/2009 06:15)
isika vahoaka matetika de oentim-po be fahatany ndray2 fa ny tena marian isika ihany ngeh no sady atao tohatra,tohanaina,fitaovapiadian'reo panao politika ireo.
iza marina ary no tena manapotika an'i madagascar ny filoha teo aloha tsy mahafoyt fihinana i bandy kely mbo mitazona ny azy ko izy .fa r8 ngeh no nanipy teny antanan'ny foloalindahy ny sezany e ary de notatazan ny andry moramora
amiko rah tena olon dehibe ka tia firenena ra8 de ajanony io filaharana e magro e fa io no hararaotiny sasany zay tsy vo androany akory nonisy tany amitsika ny pandroba pangaropaosy pamono oul @ fitiavakely ka dia afangaron-dry zareo @politika aiza ve ko misy ny fisandohan miaramila e polisy e tokony hapiseho fahendrena toy ny nataon'ny AREMA t@ androny ko nge izany DADA zany amiko fitaratra fa tsy faly ny hoe ndao ry vahoaka avereno eo am sezako aho fa tsy lasa ty andry ty de roritina eo zao tetika rehetr zao
ary tsy vitsy koa nge ny tanalahy politika zay efa zany mihitsy ny fiveloman mahay 2 na manao lelan'omby.
moa ve mba efa nisy panao politika ko niray latabatra t@ vahoaka refa tonga @ toerany tokoa izy e
ianao ndray aza tsy atokisany fa atahorany ary de tsy ho afka hiresaka @ intsony fa ny na mijery ny vatandehilahy bokona beuh manodidina azy enao d efa mihemtra (bodygard)
i pety rakotoniaina iny hany no oul sahy an zany hoe miara mihosina t@ vahoakany tsys tahotra fa ny sisan'zay avy mifidy azy enao de ataony fahavalo amzay. ko de hadalana ho an'zay te handany andro @ fitokonana sy ny fiarovana ny sezan-dry le tsy manjary reo ngeh
novalian'i halloween ny 16/06/2009 07:34
2. sakaymena ( 16/06/2009 06:25)
sezam-panjakana= volam-bahoaka
zany hoe volako volanao vlanareo no amelon'ny ankohonany sy ny taranany
jereo ngeh ny iafaran'ireny oul ireny e diniho ny president ny fokotaninareo tany aloha de manao ahoana ny fiainany zao
reny deputé t@ androny reny de inona ny niafarany
jereo ambodyatafana inona mo ny niafaran'lay lapabe nefa de ao tamatave zao hngah rolland rtsk
zany hoe ratsy fiafara ngeh reny panao politika reny e
andao tohizo ny asatsika fa sao tsy hisy hamenotsika ny paosindreo fa mbola haloany reny @farany refa tapitra ka miakatra ny soratre
3. sakaymena ( 16/06/2009 07:08)
tsika aty iveklany aty mivavavava ato am serasera tsika sady miasa mandray vola mihinana ara-dalana fa tsika hany moa ro ho voa fa .aporisiho hany havanareo hilahatsa any @ magro de sy apitso ry zareo hanao aminareo hoe meo meo meo de aza masiaka fa omeo ny sahaza azy
4. mihitsy ( 16/06/2009 07:16)
ny tena mampalaelo ry sakaymena de olona manam-pahaizana ny ankabeazan' reo mpanara-dia andra8 reo ka zany no itenenako oe ohatry ny oul azon'ody fa raha tena lucide tsara ny sainy de efa fantany sy hitany ny zava-tsy nety nataondra8 araka ny tenin'iFetison tao am invité du zoma fa de jamba zareo e, jamban'ny le ody hoy aho, jamban'ny fitiavan-tena koa ngamba, de jamban'ny fitiavan'ny le oul iray.
Ka na hiteny impiry eto aza sika oe ra8 efa tsy hita, efa nanao an'zao sy zao de toa rano mandalo am lamosin'ny gisa zany fa mpiandry ngamba no ilana an'reo mpomba ny adalana na ivavahana na tsy haiko e
Isika malagasy no mijaly am ataon'ny olona iray fotsiny! Jereo reny tam Ratsiraka: lasa fotsiny am-pahendrena izy fa tam ty ra8 ty? sendra ny olona tsy nandia fianarana koa angamba
Koa rahoviana re nareo vao ho tonga saina e!
5. halloween ( 16/06/2009 07:19)
ka ny an'i lé8 zao raha toa ka milliara isantsengondra no niditra taloha d milliara isantsengotra no mivoka @ zao fotoana izao satria izay azo t@ loadoaka d mivoka @ makarakara, kely aina kanefa mampiady vahoaka, tsy fantany anefa fa ny malama mora miporitsika sady tsy mahatanty raha tena tonga tokoa ny SAKOROKA jereo ny sary ao @ sobika fa efa ilay matikanikely sisa no mameno ny arabe fa ny madio lamba efa maro no nipitsika!
6. sakaymena ( 16/06/2009 07:21)
ka amiko tsy fotoana hijerena ny tombotsoany irery zao fa rah hendry izy na miala de mangina ref tsy hao intsony na miara mitady vahaolana fa tsy mampitombo olana @ zay de hoe tsys rah hapoaka i andry nefa de ianao nge no namotika teo taloha e
7. sakaymena ( 16/06/2009 07:25)
ary ndao hatao hoe tsy mamel i tgv an de yz 7 tsy nahavita inona ve hiandry azy @inon indray de inn no hataony ary rh hiverina eo izy de mino ve ny lohabetsika mianakavy eeeeeeeeee fa ho hainy ny mamaha io kofehy nafatopatony nandritra ny 7 taona nitondrany io??????
tsy aleo aza mamaha ny vo nafatotry andry rah zany
8. sakaymena ( 16/06/2009 07:26)
ary ndao hatao hoe tsy mamel i tgv an de yz 7 tsy nahavita inona ve hiandry azy @inon indray de inn no hataony ary rh hiverina eo izy de mino ve ny lohabetsika mianakavy eeeeeeeeee fa ho hainy ny mamaha io kofehy nafatopatony nandritra ny 7 taona nitondrany io??????
tsy aleo aza mamaha ny vo nafatotry andry rah zany
9. halloween ( 16/06/2009 07:34)
leizy zavatra mazava é! mba asaivo azavain'ny TIM ilay fomba fanaon'i lé8 teny Ambohimanabola é! fa na inn lazainlisany na inn d zao efa voasambotra indray izao ny mpanolotsaina manokan'i lé8 d efa ampinan'ny oul satria kely saina, aiza ka lé8 mampirisika avy any afrika any d ny malama kely saina ao Tana ao no manankorontana, raha mafy sy tena mahasaha d alefaso le miaramila d izao miomana @ genosida fa izay no prix à payer @ tsy fisiana saina satria tsy mahavita ninn refa tsy misy ny volan'i lé8 TAPITRA!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527