tsy vitany hoe mapalahelo intsony fa tena mampitomany isika
1. sakaymena
(
19/06/2009 13:01)
diniho tokoa ngeh mivadika ary tena miha ratsy ny toe-tsain-dramalagasy.sao d'efa tsy rariny intsony ry reto a.
ny ankilany mandrangitra amin'ny adi-poko
ny akilany adi-politika
ary atsy ho atsy de adin'ny samy kristianina jereo nge fa efa manomboka tsy kelikely ko io
tsy tambo ny adi-pianakaviana madinidinika zay misy tsy voaraviny mandra-pikipin'ny masony
f'inona no mahazo antsika????????????
koa samia mandinitena isika fa samy olom-pirenena TIA sy TSY mahafoy an'iMADAGASIKARAMAMITSIKA;.
isika rehetra tsys afa-bela fa tompon'antoka @zao jereo io fombatsika et io
koa tongava saina fa mbola tsy tara rahavako isany
eny fa na de ny fifankatiavana ihany aza no avotabtsika dia efa zava-dehibe ho an'ny firenetsika izany ary reharehantsika malagasy
koa asako asanao,asatsika rah mbola hanohy ny adylahy poko sy ny adilahy politika

novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:33
2. xxx
(
19/06/2009 13:14)
Sakaymena! Tena marina ary isaorako amin'ny toe-tsainao tonga saina. Tsy i Ra8 na i TGv na ireo mpilalao politika no tokony ahatarika antsika vahoaka Malagasy any anaty hantasana.
ilay xxx nandoro anao omaly
ilay xxx nandoro anao omaly
5. yuka
(
19/06/2009 13:32)
Mba resaka angamba fa na tsy hiady ary ny kobay ankelika ihany :�) :-P
Izany anie no irarina saingy azonareo ve ny seza de hoe ndao hifandamina sy hifankatia :-D :-D :-P :-P :^) :^)

6. sakaymena
(
19/06/2009 13:39)
yuka tsis resak seza na rakoto na ra be tsony izy ty fa jereo @ fo tsy miangatra ny faharatsiana mitranga @ tsika malagasy
de samia misaintsaina lalina mangina isika rehetra
fa rah izao kosa no mitohy de ho madagasikara mihosin-dra afarafara ao

7. yuka
(
19/06/2009 13:52)
Ka raha vao ato amin'ny politika ndry no miresaka de ampiarahako amin'ny resaka seza foana,tsy moramora anie aky iny sezanay lasanareo iny e :-D :-D
Avereno aky ny sezan'ny dadanay na asio fifidianana ara-demokratika malaky dia tsy hisy mihosindio zany a!
sady zahay anie atreto nanaiky nitapify sy resy foana e!
kely sandry sady kanosa no filazanareo anay ka tsy dia tokony hisy ampanahy anareo.Zahay refa hoe tsy azo aleha eny Amboja na 13Mai dia milamina miverina eny amin'ny MAGRO fa tsy mihantsy ady amin'ny matanjaka sy haingam
pandeha :D
Koa aza manahy fa ny avy aty aminay tsy hampandriaka ra naovina naovina :D

8. xxx
(
19/06/2009 13:57)
Izany anie no irarina saingy azonareo ve ny seza de hoe ndao hifandamina sy hifankatia
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS!!!!!!!!!!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Kay va re ilay SEZA no tena iadivana eto e!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mody fitiavana an'i M/car aho e!!!!!!
TENA GASY AMBANY SAINA RETO MARINA, mila tsaboina any ambanivohitr'i Beraketa mihintsy sanaaaaaa!!!!!
11. xxx
(
19/06/2009 14:55)
Fitiavana an'i Madagasikara arahan'asa zany ry se a!
Arahan'asa hitadiavana SEZA ve????? :-D :-D :-D :-D Aoka marina ry yuka!
12. yuka
(
19/06/2009 16:31)
TGV no tsy tinay fa tsy i MADA ry mpandray antendrony a!
taiza no nisy nilaza fa tsy tian'ny Mada ny tenanay,sa rehefa tsy mitangorona ao dia hoe tsy tia ???
Jereo anie ny ilay tanindrazana e!
potika maloto ny tomponandraikitra tsy mandraoka ny fako ny olona vao maika manary fako be ihany koa :-D :-D :-D tsy misy mitady vahaolana na iray aza.
Ny tsy fanaovanao maloto sy hanipazanao fako eny rehetra eny anie dia efa fitiavantanin-drazana lehibe asehonao fa tsy hoe voatery ho seza koa e!
le seza tsy ahy fa sezan'olomboafidy norobainareo tamin'ny alalan'ny fandrahonana sy fandrobana sy famonon'olona izay hany fitiavatanindrazana nasehonareo TGV any Madagasikara :P

13. xxx
(
19/06/2009 17:40)
:-D :-D :-D :-D Tena diso adiresy mihintsy ianao ry yuka raha ny firesakao amiko no jereko," confused and disoriented " hoy ny vahiny :-D :-D :-D :-D
14. bazylou
(
19/06/2009 18:20)
ny anareo koa ry yuka dia tsy maintsyhoe asiaan alahelo seza very ihany klee !! le dadanareo anie ka mitifitra cox any swaziland no ten aasany e!! ny rsa aza izao efa recession be manadala nefa mbola miletika any ihany !! :-D :-D
15. fijo
(
19/06/2009 20:49)
ngaha lasa be rano le sakay ry mena???? :-D :-D :-D ndroky wa de bokaka milay e
16. sakaymena
(
19/06/2009 20:56)
=)) =)) =)) sakay kely rano loh no misy rah tsy hoe napianao rano ngah