hisy hilaza n1saika nisy nandringana ny GTT

1. sakaymena ( 08/06/2009 05:11)
refa mafana toy zao mantsy ny raharah politika de tadiavina daholo ny atsanga tsy aman'orana rehetra eny hanaratsina zay tsy mitovy fomba fijery aminy hanosorapotaka. ko aiza moa no mba hisy fandrosoana eo?
novalian'i sakaymena ny 09/06/2009 20:33
2. essera ( 08/06/2009 05:35)
Marina mits zan r sakaymena. Ary ny tena mahatsikaiky am le izy d misy mits no tena mahay table de multiplication henjana be (MAMPITOMBO). Hikoha-maina aza atao.
3. sakaymena ( 08/06/2009 05:54)
zao ny mahamenatra zareo hany no manafika ny tenany amin alalan ny tsikombakomba.NAHOANA NY MAHAGASY NO SIMBANA? NAHOANA?
4. Noue ( 08/06/2009 06:06)
dia atomboy @ fanajanonana ity fanoratana vaventy ity aloha fa mankarary maso eee :^) :^) :^) :^)
5. sakaymena ( 08/06/2009 06:09)
mbo manaova solomaso ki ry noue f in ar ty?
6. xxx ( 08/06/2009 06:12)
tonga ndray lay sakaymena ty vao mahita lay sariny zah dia efa te handoa lay dinika moa dia mampivalana poa poa
7. Noue ( 08/06/2009 06:12)
atao inona solomaso raha tsisy aretimaso eee ?? fa inona ary ity ?? :^) :^) :^)
8. sakaymena ( 08/06/2009 06:18)
stri ref i xxx no manao sorabaventy de tsy mitaraina ne nji
9. essera ( 08/06/2009 06:20)
Ary tonga fofona vao maraina ange Noue izany e. Bônera b zao fa mbola ho ela vao hariva ny andro.
10. xxx ( 08/06/2009 06:26)
essera;aiza kosa izy zay fofona tonga eo fa enao mihintsy no efa mivika miaraka @ sakaymena
11. sakaymena ( 08/06/2009 06:30)
tsy hfamaly aminao no nidirako eto koa manaja tena fa mahamenatra rah zao no toetsan ny zanaky dada.
12. Noue ( 08/06/2009 06:35)
essera:
Ary tonga fofona vao maraina ange Noue izany e. Bônera b zao fa mbola ho ela vao hariva ny andro.
tsy ao mahintsiny elà zany ry essera aa ! manahirana leisy ny famakiana io sora-baventy be io aa ! sady mankarary maso klet'ieee ! sérieux eee ! azo atao tsara anie leisy ny mifampidinika fa mba manoratra oatran'ny rehetra ee !


13. sakaymena ( 08/06/2009 06:54)
aza ny panolotra ni dinika no jerena na ny fanoratra zay tsy mitovy fijery aminao fa atsipazo ny hevitrao na makando de aloavy ze hevitra avy aminao de ampy
14. ravalotgv ( 08/06/2009 07:44)
izany fomba malagasy izany izao efa aodin ny rehetra ho zavatra hafa daholo. Samy mitady ny mahasoa azy daholo izao na ny hat na tgv na ny gtt na ny tom. Ny vahoaka izao aleon ddry zareo atao afera 2 è round na 3è na mety any @ faran ny programme any mihintsy aza

sniff
tcroufff

ka ry zareo vitsivitsy no vahoaka fa tsy ny erakin ny madagasikara izany zany zao no marina.

ny tim ny tgv ny fat ny hat no vahoaka ny ankoatran izay zero


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. sakaymena ( 08/06/2009 08:05)
hahay hanavaka ny politika am fihavanana;iza no afaka hanarina ny malagasy eny fa na dia ny toetsaina fotsiny ihany aza? isika rehetra ka mahatsapa tena fa gasy no tomponantoka amzany ko nahoana no mifanenjika tokoa moa? mifanenjika ho aiza? fa toa mifandetika ho any am kizon'ny fahantrana hatrany.amiko samia mahafoy ny hambo ka miraisa hina hitady zay hahasoa ny firenentsika zay zary kizon ny fahantrana.adidiko zaho sy enao ary ny malagasy rehetra ny mamaerina ny soa toavina malagasy hoe zay mitambatra vato.noho izany TIAVO I GASCAR
16. xxx ( 08/06/2009 08:34)
somary tara io teninao io ry sakay a, raha mba talohany fanonganam-panjakana no nahafoy ny ambony ry TGV sy CAPSAT dia tsy nisy izao rehetra izao, efa natombony ny korotana teto ka tsy hilamina intsony, ary aleo aloha any aoriana any ianao vao miteny ny hoe soatoavina malagasy e, toa ny nifanohitra taminizany mantsy no nataonareoTGV taminy fandorona, famotehana, famonoana, tsy fanajana ny lehibe, fampihorohoroana, nahazoanareo ny fitondrana e!!
17. xxx ( 08/06/2009 09:34)
eny hoe ry xxx akamako tena tara loatra ilay fitiavantanindrazan'i sakaymena, zah aloha dia tsy mbola nahita hoe filoha hafa ankoatry i dada nahavita soa teo @ tanindrazana nody aho 2 taona lasa izay fa tena niova ho tsara be ny tanana sy ny manodidina ny lalana koa torak' izany ny lalana mankany aminay taloha dezaka be tsy tongan' ny tomobila @zao efa misosa fontsiny , tsy rarahiko izay nataony fa samy nanao avokoa fa ny vitany kosa dia fitiavantanindrazana be mihintsy , ary inona ny vitan' i TGV? vao maika nopotehiny i Madagascar dorana etsy sy eroa ary ny vitan' ny dadabeaan' i sakaymena ( AREMA) mitovy ny vitan' ny TGV pir ary zah aloha dia i dada foana tsy hahita ny toa azy aho " Tiako ianareo ry dada sy Neny" malahelo anareo ny zanakareo fa modia
18. xxx ( 08/06/2009 10:18)
Marina ny voalazan'ny sakaymena.
Ekeko ihany koa ny voalazan'ny XXX eo ambony fa tsy takona afenina fa izay mpitondra rehetra samy nanao ny nataony , samy miravaka fitiavan-tena , fa ny tsy tokony ho hadino dia ny mahita ireo zava-bita, ka iaraha-mahita( afa-tsy izay poaka, jiky ...) fa nahavita zavatra Ra8, na inona na inona fomba filaza zavatra, de nahavita izy ary isaorana azy. Ny ratsy nataony tsy fantatro, tsy hitako porofo, tsy ombàko azy, tsy niray petsapetsa aminy aho amin'izay tsy nety nataony , fa ny ezaka vitany kosa dia hita-poko hitam-pirenena .
Fony kely aho no nahatsapa fa tsy mandry fahalemana ny tany, misy antso vonjeo ,isan'alina noho ny halatr'omby ,sy ny sisa... mandry tsy lavo loha ny maro an'isa. Nanomboka t@ fitondran-dRa8 de hita fa mba efa nilanmina !!!
Koa aoka ny soa vita no hojerena fa tsy ny ratsy raha nisy izany.
Raha mbola io toe-tsaina malahelo hava-manana io no mbola hokolokolointsika de "very izay ho very ary ho maty izay ho faty".
19. xxx ( 08/06/2009 10:29)
raha misy zava- tsoa mba vitanao tsy misy maha- tsiaro na ny iray aza fa raha misy kosa mba zavatra kely solafaka nataonao iny no tanisaina etsy sy eroa, R8 aloha dia nahavita tokoa t@ fivoharana' ny Nosy e! na tany ambanivolo aza izany koa n' iza hilaza n' iza hilaza ny asa vita no hifampitsarana
20. sakaymena ( 08/06/2009 11:01)
fa izao ndray ary ny fanontaniako :tsy azo lavina fa nisy ny zavatra vita fa nisy ni tsy nandeh saingy nisy nandringa tao.ary hataon ny vahoaka ahoana indray ary hoy ianao no mbola hametrka fitokisana amndr8?rah ianao no nanome fitokisana oul 1 na soa maro toy inona no nataony fa tam farany nivadihany ianao de aona hoy ianao? ekeko fa tsy ho hadinonao ny soa nataony fa ho tsarovanao isan'andro kosa ty farany zay nandratra tanteraka ny fitokisanao ; marina sa tsy marina.
DE ZAY ZANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0532