hisy hilaza n1saika nisy nandringana ny GTT

21. andrywui ( 08/06/2009 11:10)
Ny tena voamariko aloha ry sakaymena dia ity !!

-Ny an'ny TIM ato de ny fanavakavahana foko sy fanambaniana ze tsy mitovy hevitra no tena ataondry zalah ato hita taratra ! rehefa hoe tsy TIM de ambany sy olona mahantra sy tsy ampy fahalalana izay ((nefa raha vendrana ve ahazo ny Fitondranareo ??)) ary io toetsaina io de nolovainy tamin'niRavalo ! ny antony ?? zay ministra rehetra tanindrana na maintimainty fihodirana tao amn GVT ny dia nesoriny nosoloiny olona fotsy sy lazainy fa avo razana teto Antananarivo daholo !! de io izy arahandry zalah TIM ato io !!! ny tsy mba ao antsainy sy hironann'ny lohany dia ny hoe samy Malagasy sy Voahodidin'ny ranomasina ary fiteny tokana anie ty M/car ty !!! rah zay no mba ao andohanareo TIM reo de tsy manaonao foana tahak'izao nareo
--
22. sakaymena ( 08/06/2009 12:02)
ataoko angamba fa mamoafady tokoa io fahambaniantsaina iray io satria moa ve mba takatr'ireo TIM ireo fa ny antoko politika matetika no tena ivondronan 'ny foko maro eran 'ny lafivalon'ny nosy ?koa tokony mba ho salasalaina ny fomba ratsy toy tony fa anisn'ny vato misakana ny fandrosoana.
23. andrywui ( 08/06/2009 13:16)
Ny an'i TIM de ny toetsain'ny dadany ihany no harahany !!
--araho tsara anie ny fomba firesany sy ny stratezia entiny eto raha tsy fanambaniana olona sy fanaovana z'inona ny sy mitovy hevitra foana ee!!
-de raha vao tsy mahavaly na tsy mahatanty ry zalah de ny mandefa sary vetaveta no sisa hataony
24. Rajakoo ( 09/06/2009 04:36)
Zah mba rajako fa reto tgvENDRANA reto tena mbola loham-paingotra mintsy :evil:
25. sakaymena ( 09/06/2009 20:33)
ny an drajako de tena bbkto nefa hmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511