Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i general, milahatra araka ny daty
general ( 27/06/2009 19:59)
Mitombona tsara izao le hevitry Andrywui ry Hery a, maneke i
Efa tena tsy mitombona intsony marina izao lay adihevitra napetraky hery ny amle oe telovolana satria dila be le fotoana izao ! ny HAT tsy rava ny Tgv mandroso sady mihatsara ny fiainambahoaka , ny mp... tohiny
general ( 26/06/2009 11:47)
Milamiina tsara ihany isika mianakavy fa efa misy mpiandry a
efa misy mpiandry kendry tohina zao ny PS tsika araka ny vaovao voaraiko farany fa mitandrema tsara isika e ! indrindra ra- BATISTA zay somary mafimafy detety e! alao hilammm tsara batista oa aa!! az... tohiny
general ( 22/06/2009 09:48)
MAHAFINARITRA NY SERASERA E !
Tena mahafinaritra aloha le serasera ra-hery na de nihevitra ary i Hery fa niala le IP ko -mahafinaritra metsy ry Locl , cyril , noue , bekintana , mirana , zoam , rabaradaka , peng's izy ity fa i... tohiny
general ( 22/06/2009 09:08)
VAOVAO MAHAFALY HO AN''NY TIM ITY !
samihafa Fanondranana rano Ho avy amin’ny volana jolay ny saodiana Amin’ny herinandro voalohan’ny volana jolay izao no ho avy hanasonia ny fifanarahana mikasika ny fividianan-drano eto M... tohiny
general ( 19/06/2009 15:09)
JEREO KELY ANIE TY RY ZANAKY DADA E! HO TONG N FARANY E
politika Hetsiky ny « Zanak’i Dada » Mikasa handrava ny hetsika ny fitondrana ? Handrava ny hetsiky ny mpitaky ny ara-dalana tokoa ve ny HAT amin’izao an-katoky ny fankalazana ny fet... tohiny
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:33
general ( 19/06/2009 12:07)
Hery malala a! le IP mba avereno amzay fa in ar ty !ha ha ha
IMme Sahondra ihany ty malala a! aiza tanzay aki cheri le IP ko nafenlah any anaty patalohanlah in fa ef ilainay minakam's ne iny... tohiny
novalian'i Noue ny 19/06/2009 18:28
general ( 18/06/2009 12:19)
ESSERA , BAZYLOU , BATISTA , SAKAYMENA AO TSARA ?
mbola aotsara ve nareo hatramzao ?? tohizo ary ny forum !! Hery a! avereno moa ny IP nay fa ordi iray fotsiny anie no eto amiko e !! ha ha ha ha!! hi hi hi !! her her her her !!! IP iray fo... tohiny
novalian'i Noue ny 18/06/2009 16:48
general ( 18/06/2009 09:32)
ALEO HILAMINA DE MISESY TSARA BATISTA a! TGV IHANY !!
REHEFA TGV DE TGV !! lasa misangojy elah sy ny apombo vao miditra kodetety hafahafa eo elah ra-batista fa izao ro iiii !! rehefa tgv de tgv hatramin'ny farany OK ! mba miova saina zany ty e ! --ry z... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 20:52
general ( 15/06/2009 12:47)
jereo anie etsy ambany etsy e! de sainan'ny Italiana ve !
De ny sainan'ny Italianina ve no maha fiere anao ka apetaka eo amin'ny numero anao? sao de manivaiva le fiandrianana malagasy sy ny mahaizy azy ny serasera io fanindrahindrana ny sainan'ny firenena ha... tohiny
general ( 10/06/2009 09:52)
za irery no mahaporofo fa tsy arak'i hery ny olona ato
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an... tohiny
novalian'i Papoose ny 11/06/2009 15:52
general ( 10/06/2009 08:02)
ANDRYWUI KOSA NO HITA FA TSY LANIN'I TIM ATO INDRINDRA
Tsy manao politique aho fa mijery fotsiny ny ataonareo ato fa asa na noho io Andrywui io mivantambatam-piteny na ahoana marina fa isaky ny misy miditra eto dia any aminy aloha no mivantana ny resaka... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.018