ESSERA , BAZYLOU , BATISTA , SAKAYMENA AO TSARA ?

1. general ( 18/06/2009 12:19)
mbola aotsara ve nareo hatramzao ??

tohizo ary ny forum !!

Hery a! avereno moa ny IP nay fa ordi iray fotsiny anie no eto amiko e !! ha ha ha ha!!
hi hi hi !! her her her her !!! IP iray fotsiny ra-hery a !!

bye bye bye daholo ry reto a !! mabndrapihaona MOMOTA a !! ha ha ha
novalian'i Noue ny 18/06/2009 16:48
2. general ( 18/06/2009 12:20)
tandremo ndray manapatra fahefana amin'ireo akamanay ireo fa tsy manana droit amin'ireo ianao an !!


Hery a ! za anie vavy e ! :* :* :* bizou toi
3. general ( 18/06/2009 12:22)
oviana oa ny fampisehoana MOMOTA fa dodona anie oa ny ankizy e !! ndry kou ry hery !! efa fantatry Hery moa fa vavikely anie za ee ! kony mou essera oo ?? de ao ary bà hery a!

:* :* :* :* :* :* :* :* :* ha ha ha ha !! beton be !!
4. sakaymena ( 18/06/2009 12:23)
hery ngeh tsy koi fa ny mpanabotsina no grave eh
5. xxx ( 18/06/2009 12:26)
I Sakaymena angaha TGV???sa TIM???
6. essera ( 18/06/2009 12:27)
Zay ltia ao foana. Tsy amp ny billet an'i Dada hahatongavana am 26 juin d nandeha tongotra iz ka asa rah rahoviana no ho tonga.

DIA TONGOTRA LAVITR'EZAKA.



7. Bazily ( 18/06/2009 12:29)
hery ngeh tsy koi fa ny mpanabotsina no grave eh

I Sakaymena io koa mbola ho abotsindre eo fa ataovy eo foana.
I Sakaymena angaha TGV???sa TIM???
TGTIM izy ry xxx ah
tohizo ary ny forum !!
Asio lohahvt azo iadiankvt ary e!
8. Mirananirina ( 18/06/2009 12:29)
hery ngeh tsy koi fa ny mpanabotsina no grave eh

lasa nibotsina be izany hihihiw
9. sakaymena ( 18/06/2009 12:29)
zah ve efa hainao valiny e
10. xxx ( 18/06/2009 12:32)
hoy Sakaymena
zah ve efa hainao valiny e , mpamadika palitao aho re


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. xxx ( 18/06/2009 12:33)
ieeee!!! ao tsara zahay mon zeneraly votany keliko a.Ntsoooo to mbola vitsy hoa ireto isika maramila vatatay kely nefa efa ho avy le vazah be menasofina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. sakaymena ( 18/06/2009 12:36)
hay va re itako tokoa no xxx mazava be fa ianao no tena zatra manabotsina ato
13. xxx ( 18/06/2009 12:38)
Nibotsina anga ny kibon'i sakay???
14. Mirananirina ( 18/06/2009 12:41)
hay va re itako tokoa no xxx mazava be fa ianao no tena zatra manabotsina ato

lasa nibotsina indray ve izy ty ry sakaymena an
15. sakaymena ( 18/06/2009 12:41)
ha ha ha io fa tsitany oh
16. xxx ( 18/06/2009 12:42)
Nibotsina anga ny kibon'i sakay???

Nabitsin'iza le??? sao dia nabotsin-dra8 ary le????
17. sakaymena ( 18/06/2009 12:51)
tanareo fa tsys ilana az hoa le ra8 nareo iny avy eo izy ngeh lasa e
18. sakaymena ( 18/06/2009 12:52)
zah ngeh ry xxx mataty fa enao ho rerak eo e
19. xxx ( 18/06/2009 12:53)
Atao heo nabotsin'i TGV ary ny kibon'i sakay e!!!! :-D :-D :-D
20. halloween ( 18/06/2009 12:54)
xxx:

Nibotsina anga ny kibon'i sakay???

Nabitsin'iza le??? sao dia nabotsin-dra8 ary le????



petraha tsara ry xxx fa tsy afaka mikitika an'i sakaymena zany lé8, fantatray fa adala b..y ny dadan'elah fa tsy mahakitika ny anabavinay zany iny, mbola tsy ampy anazy angaha ry lity ny nanaovan'i Ti...a anazy tonga mitapitapy mananejika ny sipa manao cabaret tao @ glacière, refa avy eo vo miazakazaka avy any ny bodyguard nefa ny dadan'elah no te adala-b..y any hahahahahaha

--tapitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377