ESSERA , BAZYLOU , BATISTA , SAKAYMENA AO TSARA ?
41. halloween
(
18/06/2009 14:23)
marina zany ry xxx a aa ! ny fahorian'ny vahoaka kosa aloha dia oatran'oe tsisy mivaky loha zany fa toa samy manao ny danin'ny kibony ny rehetra ???
asaivo mipetraka ny dadan'elah d milamina ny tanana é! jereo fa mitady vahaolana ny TGV ho an'ireo ankizy manao bacc sy beps d efa mitady hanankorotona ndray ny mpiondana, tssssssssssssssssshhhhhhhhhhhhh zay less matoa nisakra d satria ho an'ny vahoaka a, fa ny dadan'ilisany mpampiady vahoaka no asaivo mipetraka alou fa raha tsy zany d ataonay PETSA hahahahahaha
42. xxx
(
18/06/2009 14:29)

Nisakra ho an'ny vahoaka inona no nataon'ilah??? ny vahoaka no ni sakra hoa an'elah fa aza bevaka eo. Azon' ela ny seza dia ny volan'ny mpianatra eny Ankatso no bangan'elah dia avy eo lazaina mitady excuse rehefa tsy mahavita fianarana ny ankizy eny Ankatso.
Aza miondana lalamby wa tapaka eo ty loha!!!
43. sakaymena
(
18/06/2009 14:33)
ronono ny dadanareo aza nanambakany vahoaka fotsyn ko lazain
zao no sira mangidyn'ny dadanareo no gohin'ny vahoaka
avelao i tgv hiasa fa aza korotanina rah hendry nareo
vahoaka tsy asian'elah sira
zao no sira mangidyn'ny dadanareo no gohin'ny vahoaka
avelao i tgv hiasa fa aza korotanina rah hendry nareo
44. xxx
(
18/06/2009 14:37)
Manao alaelon-dronono angah i sakay izany, sendra ilay ronono mitapoka rano sy yaorta omeo taratasy aho fa poritra koa angah??? :-D :-D :-D
45. ravalotgve
(
18/06/2009 15:33)
resaketotra be koa le izy zany no hiafarany sady meeeeeeeeembo be
aleo asiana setroka hafa fa tsss
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
aleo asiana setroka hafa fa tsss
sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
46. yuka
(
18/06/2009 16:33)
matsitsina tsendriky ny vavanareo tgvendrana mantsina reo :evil:
babanay foana iny nata tsy avy :evil:
babanay foana iny nata tsy avy :evil: