ESSERA , BAZYLOU , BATISTA , SAKAYMENA AO TSARA ?

21. xxx ( 18/06/2009 12:56)
ntsoooo. lanin'ny sakay enao ra8 fa nanabotsina azy kay.zao izy lasa misarma tsy fidiny any @ sarla be basy hahahahaha
22. xxx ( 18/06/2009 12:58)

petraha tsara ry xxx fa tsy afaka mikitika an'i sakaymena zany lé8, fantatray fa adala b..y ny dadan'elah fa tsy mahakitika ny anabavinay zany iny, mbola tsy ampy anazy angaha ry lity ny nanaovan'i Ti...a anazy tonga mitapitapy mananejika ny sipa manao cabaret tao @ glacière, refa avy eo vo miazakazaka avy any ny bodyguard nefa ny dadan'elah no te adala-b..y any hahahahahaha

Sao dia dadan'ialahy ary iny fa mody atsipin'alahy aty??? kay ve bavin'ela i sakay e??? toe hoe nabotsin'i Andry koa izy io??? :-D :-D :-D
23. Mirananirina ( 18/06/2009 13:02)
Sao dia dadan'ialahy ary iny fa mody atsipin'alahy aty??? kay ve bavin'ela i sakay e??? toe hoe nabotsin'i Andry koa izy io???

hihihi any izany.
24. halloween ( 18/06/2009 13:05)
xxx:

Nibotsina anga ny kibon'i sakay???

Nabitsin'iza le??? sao dia nabotsin-dra8 ary le????

petraha tsara ry xxx fa tsy afaka mikitika an'i sakaymena zany lé8, fantatray fa adala b..y ny dadan'elah fa tsy mahakitika ny anabavinay zany iny, mbola tsy ampy anazy angaha ry lity ny nanaovan'i Ti...a anazy tonga mitapitapy mananejika ny sipa manao cabaret tao @ glacière, refa avy eo vo miazakazaka avy any ny bodyguard nefa ny dadan'elah no te adala-b..y any hahahahahaha

--tapitra
25. halloween ( 18/06/2009 13:10)

26. xxx ( 18/06/2009 13:10)

Tsy maintsy kitihinay less i sakay fa mpamadika palitao a!
I andry sy ra8 ialahy efa tratra fa pifanelaka fa mody alika miady eo.
27. xxx ( 18/06/2009 13:16)
Main'ny sakamalao angaha i sakaymena fa toa nanao taridositra any :-D :-D :-D :-D :-D
Ary ny dadan'ilahy ry heloween nahoana no mbola tsy tonga ihany a??? sa mbola manao plan izy sy Andry???
28. sakaymena ( 18/06/2009 13:18)
aza de mamorona ny tsy misy eo ef za dratsy ny hairatsn' dadandreo pandainga tsy menatra mba miova @ io lainga lainga io fa dadanareo efa very eh
29. xxx ( 18/06/2009 13:22)
Toa hoe dadanareo iny fa tsy anay ko??? misoratra amin'i sakay mihintsy ny lovany, ary ny anaranareo tena mitovy ao anaty copie.
Tsy io anaovanao io ve ilay satroka novidiany t@ visite-ny tany Texas t@ 2005???
30. xxx ( 18/06/2009 13:33)
Aiza ilay wui wui-nao ry sakay a! Toa nanidy trano vao nirotsaka za?
Samy mpiondana daholo ianareo fa eo no mifanjilatra eo!
31. sakaymena ( 18/06/2009 13:37)
kitiho ary essera ref tsy eo izy e
32. xxx ( 18/06/2009 13:39)
Ampidiro eo daholo ny TIM SY TGV fa izaho irery ihany dia mahatapina ny vavanareo mpiondana ireo
33. rohy ( 18/06/2009 13:40)
nivadika film oesiterina indray any zao an.samia mitondra satroka ny ainga avy ooo.le avy any texas ihany an.
34. halloween ( 18/06/2009 13:49)
Hoy xxx32

Ampidiro eo daholo ny TIM SY TGV fa izaho irery ihany dia mahatapina ny vavanareo mpiondana ireo

elah ary less efa ato an-tranon'elah mbola misarotava nony tahotra anay ka eo no bevava eo, efa petsa jiaby lisany d aza manantena ninn tsony fa mionona ry lity hahahahaha...
35. Noue ( 18/06/2009 13:50)
noheveriko ato @ dinika politika aza aho eee! kay :^) :^) :^) :^)
36. xxx ( 18/06/2009 14:00)

elah ary less efa ato an-tranon'elah mbola misarotava nony tahotra anay ka eo no bevava eo, efa petsa jiaby lisany d aza manantena ninn tsony fa mionona ry lity hahahahaha.

Inona no tena atahoran'elah xxx ry haloween a? sao dia elah aza no petsa fa tsy izaho???
37. halloween ( 18/06/2009 14:07)
elah zao no petsa ny ranomaso d manao solomaso fa menatr'oul, d asa na efa mitondra kossy koa fa efa manditsaka apataloha vao mahita anay sy ny fianakavianay, petsa hoa elisany fa tsy mivazivazy tsony ny finakam's oui oui TGV ry lity é =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
38. xxx ( 18/06/2009 14:11)
Izay no maha ambany saina an'elah!!! ady an-trano tim vs tgv no mahafaly fa ny fahorian'ny vahoaka tsy asian'elah sira.
39. Noue ( 18/06/2009 14:15)
marina zany ry xxx a aa ! ny fahorian'ny vahoaka kosa aloha dia oatran'oe tsisy mivaky loha zany fa toa samy manao ny danin'ny kibony ny rehetra ???
40. xxx ( 18/06/2009 14:18)
Samy nareo MPIONDANA no nahatonga an'io fa aza mody miala adidy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008