jereo anie etsy ambany etsy e! de sainan'ny Italiana ve !
1. general
(
15/06/2009 12:47)
De ny sainan'ny Italianina ve no maha fiere anao ka apetaka eo amin'ny numero anao? sao de manivaiva le fiandrianana malagasy sy ny mahaizy azy ny serasera io fanindrahindrana ny sainan'ny firenena hafa io ? azoko tsara ny tianao hatao oe numeroako aty Italy io , mety ane raha le Italy anaty fonosana kely io fotsiny no eo fa ny saina no tokony ho saina malagasy satria malagasy ianao ary malagasy daholo ny eto !!
tsy mbola nahita sary saina malagasy tato aho izao raha tsy ny saritavan'olona ihany !
ny an'ny sasany anefa ity velona tsara ,
-mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny
n.b:TSISY PS N'OLONA NA ANARAN'OLONA VOATONONA TEO AN

répondu par benkintana le 15/06/2009 22:13
2. general
(
15/06/2009 12:49)
SAIKA HADINOKO TOKOA !
MANAO VELOMA ANAO HONO I ANDRYWUI FA NY ALONY SISA NO METY HIDITRA ETO FA IZY EFA DILA
MANAO VELOMA ANAO HONO I ANDRYWUI FA NY ALONY SISA NO METY HIDITRA ETO FA IZY EFA DILA
4. xxx
(
15/06/2009 12:56)
hay moa rehefa mahay manaratsy olona, miteniteny foana ohatrizao de atao hoe manao pôlitika?? :-D :-D :-D :-P :-D
5. benkintana
(
15/06/2009 12:57)
generaly fopla leity aza be menomenona refa tsy zaka ny serasera de tsotra fotsiny ,omeko sopapa kely elah ,mamorona de ataovy hoe "setrasetra " ny site ndragahy :-D :-D :-D
6. sakaymena
(
15/06/2009 12:59)
ary matahotra ngah general de hoe tsys ps na anaran'oul voatonona teo an fa mazava le oe numero eh
7. benkintana
(
15/06/2009 13:01)
Miforitra sahady sao havokan'i Hery eo ny ip andrywui ,antsoiko eo cyril zay elah va fay :lol:
8. general
(
15/06/2009 13:10)
4. Mpandefa : hery [ Valio ] 13-06-2009 20:07:03
Lohateny : Re : HIALA TSY HO MPISERA AM POLITIKA TSONY AHO RAHA ..........
Fa tsy tafiditra ahoana e? Izao toa tafiditra ihany kou
Avelao i general ho any raha voasakana fa aza midikiditra any aminy :D
voasakana ? iza no voasakana zany ? i general ve ? hafa i andrywui fa tsy aty amin'ny general zany e

9. essera
(
15/06/2009 13:15)
Ny tgv mits no tiana tapahan'doha ato fa sahirana raha tsy hoe hanova fitsipika angah.
10. ravalotgve
(
15/06/2009 13:34)
ary tafavoaka nga ra jeneraly fa tsy voasakan i ra hery tsony
ketrona de ampy
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
ketrona de ampy
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. essera
(
15/06/2009 13:39)
Zao lti general. Efa talohan'ny gidragidra mangatsiaka teto a no nanana tsindri-mandry hoe mis fitongilanana na tiana na tsy tiana ny eto am dinika. Fitondra-mitanila. Ka maninona moa raha kôzina mazava e
12. ravalotgve
(
15/06/2009 13:52)
MISY MITADY HIHINANA GATÖ BETSAKA NOHON NY TOMPOTRANO KOSA KO
SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@
ra hery zany mana zaravilana an
=)) =)) =)) =))
SNIFF
TCHROUFF
:@ :@ :@ :@ :@ :@
ra hery zany mana zaravilana an
=)) =)) =)) =))
13. yuka
(
15/06/2009 14:20)
Zao be taimbava zao ihany nareo ry general a!
tandremo ndray rehefa voasakana ka koe manao veloma anareo aho general :-D :-D :-D
tandremo ndray rehefa voasakana ka koe manao veloma anareo aho general :-D :-D :-D
14. Mirananirina
(
15/06/2009 14:52)
salut mon général,dray dray dray azafady fa tsy salut fa bonjour
16. Noue
(
15/06/2009 15:43)
general:tena tsy azoko mahintsiny oe inona ilay blèm ? tokony hamaky dinika hafa angamba ianao dia ahita tokoa oe misy dia misy ny avatar saina malagasy eto @ serasera.
De ny sainan'ny Italianina ve no maha fiere anao ka apetaka eo amin'ny numero anao? sao de manivaiva le fiandrianana malagasy sy ny mahaizy azy ny serasera io fanindrahindrana ny sainan'ny firenena hafa io ? azoko tsara ny tianao hatao oe numeroako aty Italy io , mety ane raha le Italy anaty fonosana kely io fotsiny no eo fa ny saina no tokony ho saina malagasy satria malagasy ianao ary malagasy daholo ny eto !!
tsy mbola nahita sary saina malagasy tato aho izao raha tsy ny saritavan'olona ihany !
ny an'ny sasany anefa ity velona tsara ,
Na izany aza , tsy hitako oe fa inona no olona @ ilay sarin-tava ? votery zany ve oe satria gasy ny tena dia tsy maintsy oe gasy no atao @ avatar ?
17. locl
(
15/06/2009 19:50)
iza moa no afaka hanaporofo fa niala marina i andrywi e¨! tsy misy mahita izay ao ambadiky ny pseudo, sa i Hery mahalala hoe aiza no misy ahy?
général = toi tena miteniteny foana, mba misaina vao miteny
général = toi tena miteniteny foana, mba misaina vao miteny
18. sakaymena
(
15/06/2009 20:32)
tena ao ambadiky ny pseudo ao toko i andrywi e fa mody fanina na tena torana ny filaza azy
20. benkintana
(
15/06/2009 21:19)
lery ihany anie no mpanompa an'i yuka sy mirana ary sakay eto reny é,de mody manambitamby eo fa ny ahy dia ataoko hitran'i cyril ampiriatiko ay fa tsy mahay miaina :-D :-D