ANDRYWUI KOSA NO HITA FA TSY LANIN'I TIM ATO INDRINDRA

1. general ( 10/06/2009 08:02)
Tsy manao politique aho fa mijery fotsiny ny ataonareo ato fa
asa na noho io Andrywui io mivantambatam-piteny na ahoana marina fa isaky ny misy miditra eto dia any aminy aloha no mivantana ny resaka rehetra ataon'ny olona vao mamaly dinika hafa ny sasany ny hita aloha dia misy point iray atahoran'ny mpanohana Tim aminy
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:37
2. zoam ( 10/06/2009 08:24)
ity no tena atahoranay mpanohana tim an'i Andriwui na oui oui
http://www.youtube.com/watch?v=KJ6lm-4_qqk&feature=related
izy aloha mahafinaritra e va y oui oui
3. general ( 10/06/2009 08:28)
ianao io indrindra no tena hitako ataony maivoka ao rehefa namaky ny dinikareo ao aho

4. zoam ( 10/06/2009 08:31)
manao resaka aller retour ka dia aleo manala azy sisa ,hanisa andro ve ?
aleo miheno an le vrai oui oui ,fa lery koa aloha tsy ratsy amin'ny komika e ,ampian'i bazylou sy salopard dia tena tafaray ny tia sy ny manina ;mafana ny dinika e
5. general ( 10/06/2009 08:36)
mamaky sy manaraka ny dinikareo tato anie aho hatramizay ry Zoam e fa indraindray serieux ny zavatra lazain'i Andrywui, fa indraindray izy manala fotsiny ,fa ny tena hitan'ny rehetra aloha dia tsy laninareo izy ato ,
6. tsiafoi1 ( 10/06/2009 08:40)

Ka maninona moa raha lany ra-ui ui na tsy lany e! Tsy any zao ny dinika ato fa resaka politika sy tolona, na izany aza ilaina ihany ra-ui ui ato fa sady mahatsikaiky no manala andro
7. zoam ( 10/06/2009 08:40)
fanatika be lery ,tsy midika izany fa diso daholo izay lazainy,ory general an soa dia mba nvadika i andrywui ihany nareo ty fa manova ps e :* :* :*
8. general ( 10/06/2009 08:43)
Mivantambatam-piteny sy sahisahy kosa izy dia tsy voanareo mihitsy e, sa ahoana akia mirananirina ?
9. yuka ( 10/06/2009 08:45)
General ve tsy oui oui ihany e!
sa tsy izany rawwwwwwwuuuuuuiiiiii :D :-D :-D :-D :-* :-P
10. tsiafoi1 ( 10/06/2009 08:46)
general andrywui !
11. general ( 10/06/2009 08:47)
za koa anie tsy ho eto intsony fa androany ihany aho no mba niditra tamin'ny dinikareo teto dia nahamarika e fa mpamaky fotsiny no ataoko eto isan'andro ,aza tezitra akia zoam a , bye ndry , ataovy zay ahalavo ny mpifanandrina e
12. zoam ( 10/06/2009 08:47)
sur aho fa wiwi ihany io general io fa mba niakatra girad be t@ andron'i HAT
caporal tonga dia lasa general =)) =)) =))
13. zoam ( 10/06/2009 08:50)
mivoha tena tao ry andrywui fa tsy iny akanjona general iny indray no entina hampitahorana olona eto an ,efa lasa ny halloween dia nampitahorona t@ kalaky izahay dia izao nampiakarina ny girady ,odoie :* :* :*
petsa petsa mihitsy an ,eto aby e
14. general ( 10/06/2009 08:50)
raha mba manisy fanamarihana kely ato ve aho dia hitambaranareo rehetra ? zay no tsy mba hidirako ato amin'ny politique nareo fa manao politique censuré nareo ka izay olona maha fanatique ihany no haindraindra
15. xxx ( 10/06/2009 08:55)
ny ten vaovao mlay alo de kobo daol ry Zoam , ravalotgv , Locl , Cyril mpanao sary porno be tato amin'ny serasera tato e misaotra betsaka ny Mpiandraikitra tsy misorona manala ireo fanetriben'ny serasera nadia Tim aza ry zareo reo




tsiky dia ampy !

tondé esory ny PS ny hery a
16. zoam ( 10/06/2009 09:03)
dia maninona izao raha milaza elahy ry andrywui hoe hoe elahy ihany no general fomba faoratr elahy mihitsy io
17. general ( 10/06/2009 09:09)
ny politique ataonao ry zoam tsy haiko fa ny anao angamba dia ny hanambatra ahy amin'i andrywui ihany no mba fanirianao ,soa fa androany ihany aho no eto ,fa afaka atambatrao aminizay tianao aho fa ny ahy ny hitako sy vakiako eto isan'andro no lazaiko na dia ho ataonao inona aza aho
18. zoam ( 10/06/2009 09:21)
:roll: :roll: :roll:
19. tgvravalo ( 10/06/2009 09:23)
tezitra be general fa voazeran ny commanda sarla


sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. hery ( 10/06/2009 09:31)
general = andrywui

Tsy navoaka ny ps-n'i andrywui hafa fa ito voatery navoaka satria tsy manaraka fitsipika :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473