ANDRYWUI KOSA NO HITA FA TSY LANIN'I TIM ATO INDRINDRA

21. zoam ( 10/06/2009 09:35)
merci hery efa koboko amin'ny fanoratran hoe lery ihany io e :-D :-D :-D
22. general ( 10/06/2009 09:50)
general = andrywui



tena maharaka tsara ny zavatra soratanao ve ianao Hery ? iza no milaza aminao fa i andrywui aho ? zao ny porofo fa tsy arakao mihitsy hay ny olona miditra eto na dia mivoaka aza ny ps ,vao anikeo maraina aho no niditra teto fa diso ianao ary tsy i andrywui velively ny ps ko ,tena diso ianao ary haiko ny hanaovana anao amin'ny manaraka
23. yuka ( 10/06/2009 09:56)
Mon general :-D :-D :-D
niakatra grady rapida,vao maika tapatenda :-D :-D :-D
24. zoam ( 10/06/2009 10:00)
na le fanoatra ela general io ary letsy dia hita he i andrywui fa tsy tokony mon general no teo =)) =)) =))
25. xxx ( 10/06/2009 10:11)
general = andrywui

Tsy navoaka ny ps-n'i andrywui hafa fa ito voatery navoaka satria tsy manaraka fitsipika


mahazo vahana indray ny Tim an misy tombo sy hala ny site n'ny Tim
iza ndray aho zao ? ganeral ndray oe :-D :-D :-D
26. KALACK ( 10/06/2009 17:28)
inona ary ty resaka general sy andrywui ty ! rahery a! mila jiro kely aho fa misavoritaka be kou ny lohan'i hery zany de mitenten foana tato !!

za ve no general ??

andrywui ve no general ? ha ha ha !!
27. fijo ( 10/06/2009 19:37)
mankalaza ten aindray wiwi an,milay letsy e,efa hanomboka ny propa fa alefaso hiomehezana letsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594