ALEO HILAMINA DE MISESY TSARA BATISTA a! TGV IHANY !!
1. general
(
18/06/2009 09:32)
REHEFA TGV DE TGV !! lasa misangojy elah sy ny apombo vao miditra kodetety hafahafa eo elah ra-batista fa izao ro iiii !! rehefa tgv de tgv hatramin'ny farany OK ! mba miova saina zany ty e !
--ry zalah tim aza ato efa mivoaka sempotra be !
-hafatra kely ho an'ny hery ! diso hevitra be ianao fa misy IP 20 mahery ato aminay ! ny ao amin studio rehefa mikandra tsy sferana misy 5 na 6 koa !! ha ha ha ha!!
farany : azafady fa tsy i andrywui velively ity a!! lery efa ela tsy nidtra teto tsony !! ha ha ha ha
-

novalian'i xxx ny 18/06/2009 20:52
2. general
(
18/06/2009 09:36)
hafatra kely ho an'ny hery ! diso hevitra be ianao fa misy IP 20 mahery ato aminay ! ny ao amin studio rehefa mikandra tsy sferana misy 5 na 6 koa
AFAKA MI-VERIFIE ISE RY HERY MALALA !
Hay saika hadinoko tokoa ra-sefo : Oviana tokoa misy fampisehoana MOMOTA eto amn tanana e ?? efa dodona ny kilonga hijery
3. halloween
(
18/06/2009 09:48)
io general fa tonga d tsy miteny ratsy izy io an, d tandremo ndray sao d pehana ny PS-ny, fa refa petsa d mandeana aloha manao baindesoleil d aza adino ny solomaso fa alao ilay kagoula ha ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :-* :-* :^) :^) :^)
5. halloween
(
18/06/2009 10:01)
petsa mitsy ny TIM ato é, faninn mitady hipeka ny PS-nay mianakavy fa tsy sahy satria efa mihaja ny fifandonana, zalah anefa tsa misy atokona satria mbola variana mirevy ao soazilandy ny dadany d tsy manana loha hieritreritra ry zalahy fa donto tsa mba nianatra ha ha ha ha PETSA LISANY ANDROANY é!
6. andrywui
(
18/06/2009 10:22)
tsy andrywui ity fa oui oui ra hery an mpiondana tgv juska la fin he hihihihihih :* :* :*
7. Bazily
(
18/06/2009 11:54)
mpiondana tgv juska la fin he hihihihihih
Lamban'akoho zany! =D> =D> =D> Tsara ny manana hazondamosina :lol:
9. general
(
18/06/2009 12:11)
io ndray mirana !! izy ndray de za foana no hiadivana !
sy toherina !! misy zava mahagaga ny fiainana ry mirana a! ary na izy tompon'ny fanakendana aza tsy maharaka ny kenda atao aminy !! mirana SHUT !!
sy toherina !! misy zava mahagaga ny fiainana ry mirana a! ary na izy tompon'ny fanakendana aza tsy maharaka ny kenda atao aminy !! mirana SHUT !!
11. Mirananirina
(
18/06/2009 12:38)
fa misy te hivadika eto fa matahotra an'ny sefo reo annnnnnnniza hono ilay sefo
io ndray mirana !! izy ndray de za foana no hiadivana !
sy toherina !! misy zava mahagaga ny fiainana ry mirana a! ary na izy tompon'ny fanakendana aza tsy maharaka ny kenda atao aminy !! mirana SHUT
izany an
12. sakaymena
(
18/06/2009 12:44)
i mirana ngah manana sefo sa?????????????????????????
ao ambadiky sefo no mahina
ao ambadiky sefo no mahina
13. Mirananirina
(
18/06/2009 12:47)
i mirana ngah manana sefo sa?????????????????????????
ao ambadiky sefo no mahina
hatramin'izao aloha dia izao no sefo ny tenako.
14. xxx
(
18/06/2009 13:43)
za ndray zao no sefon'lisany tezeve kely ireto manomboka androany.Tsy maintsy manaraka ny baikoko lisany raha tsy zany voadaka vody.AZO????? :-D :-D
17. xxx
(
18/06/2009 20:52)
TGV
Tady Giazana amin'ny Vozona
Tohàno ihany fa io tady io ihany no hangeja ny vozonareo vao ho tonga saina nareo é .
Tsy aleo mitady olona hafa tahaka anareo mafana fo eto @ serasera io toy izay TGV tsy afa-miverin-dalana sasy.