MAHAFINARITRA NY SERASERA E !

1. general ( 22/06/2009 09:48)
Tena mahafinaritra aloha le serasera ra-hery na de nihevitra ary i Hery fa niala le IP ko

-mahafinaritra metsy ry Locl , cyril , noue , bekintana , mirana , zoam , rabaradaka , peng's izy ity fa indraindray fotsiny tsy mahatanty petsa le lehibenareo de manaonao foana tsy voahevitra !
2. essera ( 22/06/2009 09:49)
=))
3. benkintana ( 22/06/2009 09:56)
hay nandray lesona ihany leity :-D :-D :-D :-D
4. general ( 22/06/2009 09:57)
fa indraindray fotsiny tsy mahatanty petsa le lehibenareo de manaonao foana tsy voahevitra !
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. benkintana ( 22/06/2009 09:58)
kivy be andrywui de nifona nilela-paladia :-D :-D
6. general ( 22/06/2009 10:00)
bekankana a! tsy nifona zany i wui teo fa elah no efa jambenan'ny kankana be ao ankibonlah !
7. andrywui ( 22/06/2009 10:08)
vakio kely ary ty bekankana !


Hetsiky ny mpanohana ny « ara-dalàna »

Nitifitra ny mpitandro filaminana, olona roa naratra

{mosimage}Tovolahy roa naratra rehefa nifanehatra teo Antanimena ny mpiaro ny ara-dalana sy ny mpitandro ny filaminana ny sabotsy lasa teo. Nifanjevo be ihany moa ny fandehan-javatra ka raha ny filazan'ny miaramila dia nisy andian-tanora hoe saika ho eny amin'ny Magro, nitondra « sifflet » sy hazo. ary hoe nanangom-bato saika hitoraka azy ireo, koa dia nanao tifi-danitra izy ireo hanaparitahana azy. Raikitra ny fitsoahana ka roa lahy 18 taona sy 19 taona no naratra izay notsaboina teny amin'ny hopitaly. Araka ny filazan'ireo mpanao fihetsiketsehana kosa anefa dia nitifitra an-dry zareo mihitsy ireo miaramila ka izay no namparatra an'ireo roalahy ireo. Nisy koa nilaza fa miaramila tao anaty fiara 4X4 nandalo no nitifitra. Tsy hay intsony izay tena fandehany, araka izany.
Fa nisy poa-basy koa teny Ankorondrano tamin'io antoandron'ny sabotsy io ihany. Nisy andian'olona eo amin'ny 30 isa eo nandalo teo amin'ny biraon'ny fokontany izay nisy famorana faobe. Asa izay fandehany fa nisy sahotaka ihany koa ka dia niditra an-tsehatra ny mpitandro ny filaminana nanaparitaka tamin'ny alalan'ny tifi-danitra sy ny grenady mandatsa-dranomaso. Fitaintainana kosa no betsaka tamin'io fa tsy nisy naninona.
T.H
8. andrywui ( 22/06/2009 19:28)
ialahy ry andrywui an aza ataon elahy an'izany be kankana ,hoy silaka aho le hay i andryui ihany ity e :* :* :*
9. benkintana ( 22/06/2009 22:27)
tany @ cyber bdray ve nareo mianakavy é,
mifona sefo oooooo
mifona sefo ooooooooooo
avereno ny ip ko éééé
:-D :-D :-D
petsa de ampy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2179