Milamiina tsara ihany isika mianakavy fa efa misy mpiandry a

1. general ( 26/06/2009 11:47)
efa misy mpiandry kendry tohina zao ny PS tsika araka ny vaovao voaraiko farany fa mitandrema tsara isika e ! indrindra ra- BATISTA zay somary mafimafy detety e! alao hilammm tsara batista oa aa!! aza asiana teny ratsy mitsy ao na sary ratsy de oaiaka be eo ny mpanipy hoditr'akondro ny tgv ato !! misy antony aho matoa mikozy anzay ry fianakam's ko a! aleo hilammmm oa , aleo mailo fa mody tsy miditra lery fa mijery hitsaka tsara fotsiny ao hamelezana ! mazotoa letsy Essera , Bazylou , kidoro , batista , ra-pa , sakaymena ,oay a!! ho any amin province kely ndray aho !! ha ha ha ha !!


AW !!
2. halloween ( 26/06/2009 12:13)
OK mon general, efa kobonay ny fikan'i lery fa milamina tsara daholo ny fianakaviana, voaray ny baiko ka d tanterahana, nandeha tsara ny matso an, tsisy olana, ny osy no niparitaka refa nahare ilay tafondro 21 d tsy nisy hita teto androany ka mbola sahirana manangona ny osy maintiny ny mpiandry osy é, d petsa be ny masony d mitady hanao solomaso fa tsy sahy mipotra masoandro satria été be kou any atsimo any, d efa manao couche ihany koa ny mpiandry osy satria vao mahita an'i general d tonga d manditsaka an-pataloha d vomaika petsa hahahahaha...
3. sakaymena ( 26/06/2009 12:31)
avy nihinana vortsiloza sy henakyso zahay fianakam's ny tgv zao io an
mijajika be ny fety tsy lany ny thb manasa ny antoko politika rehetra zay ato @ Tanora malaGasy Vonona eeeeeeeee
ko de ho fety foana mandavataona eeeeeeeeeee
4. xxx ( 26/06/2009 12:45)
Efa voa ny sasany na tsy hat aza. Satria tsy tim tsy hat dia voasakana
5. fijo ( 26/06/2009 19:24)
izay indray izao matahotra sahady ato izao e???
6. Noue ( 26/06/2009 19:52)
ny mahana fa ho iza indray ??? :^) :^) :-D :-D :-D
7. fijo ( 26/06/2009 19:54)
tsy misy basy ato ry zalahy fa aza matahotra an
8. andrywui ( 27/06/2009 19:49)
tsy misy basy ato ry zalahy fa aza matahotra an


tandritandremo ihany fijo fa ny mahery tsy maody hono ...........ha ha ha ha !!
9. benkintana ( 28/06/2009 21:44)
ampinananay eo daholo nareo mianakavy ao ry andrywui batista fa aza be resaka eto elah :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063