Mitombona tsara izao le hevitry Andrywui ry Hery a, maneke i

1. general ( 27/06/2009 19:59)
Efa tena tsy mitombona intsony marina izao lay adihevitra napetraky hery ny amle oe telovolana satria dila be le fotoana izao ! ny HAT tsy rava ny Tgv mandroso sady mihatsara ny fiainambahoaka , ny mpiasan'ny HAT mandray karama aradalana , ny fisondrotana no somary mandeha miadana noho ilay vola be notsiandravalo tao amn banky ka naharepotra kely ny fanjakana !

DILA NY ELA SY NY ELA E ! LASA LE TELO VOLANA NAHA BE RESAKA !! NISY INONA NISEHO ??

MANAOVA FOTOANA HAFA NDRAY R'INGAH ROA A!! NITSEFOTRA LE TEO !!!


ha ha ha ha !! mbola aiza izy zany e !! tsy tafa tsony oa io TIM kely marefo io !! miandry lambamena io sisa de vita kabary !!
2. Noue ( 27/06/2009 20:01)
encore ???? :^) :^) :^) :^) :^)
3. general ( 27/06/2009 20:05)
miala aho zay raha petahandry ra-pa sy ry essera eo Noue a!
4. andrywui ( 27/06/2009 20:55)
ny tolona anie lesy ry andrywui mbola mitohy e
5. ndotofetsy ( 27/06/2009 21:24)
ary ra wiwi koa olombelona aza diso ko ze i ra hery. Rehefa diso ny fanisana andro lety dia bikina io ary ho teraka ihany no hiafarany aaa

6. Noue ( 28/06/2009 09:56)
general:
miala aho zay raha petahandry ra-pa sy ry essera eo Noue a!
nga hono ry zareo no biby natao fampitahorana ??


:-D :-D :-D :-D :-D
7. benkintana ( 28/06/2009 21:54)
manao anaty kilôty sahady ve nu tgv vao maheno R8 fotsiny klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623