Indreto misy fomba fiady vaovao !!!
1. essera
(
19/06/2009 08:29)
Efa hitan'ny tim fa tsy nahomby ny dinika tao am Carlton ary na ny gci aza d nilaza wé aleo aloha ahantona hakana saina kely d ireto izao no fomba fiady vaovao ataon'ny tim :
Intox :
Namantsika tena mpamatsy lien eto iz a.
Terrorisme et menace :
Tao anatin'ny andro vitsi2 izay d nisy faanapoahana bombe artisanale. Efa nanoratra an'io aho hoe "A qui profite le crime ???". D ny sasany aza moa mody manoratra dinika mihitsy mody mifanontany hoe iza no nanao an'iny ??? :@ :@ .
Izay azo endrikendrehina dia endrikendrehina alou :
Ary farany rehefa kivikivy am Dada tsy tonga iny dia :
Manoratsoratra am zay d manambara fa tsy manomboka ny fety raha tsy Dada no eo.
Intox :
Noue:
Selon une source bien placée à l'intérieur de la HAT, Monja Roindefo et éventuellement d'autres agents de la HAT vont bientôt démissionner de leurs postes.
Noue:
Rappelons que les leaders du mouvement légaliste ont annoncé sur la place du Magro que le Président reviendra avant le 26 juin.
Namantsika tena mpamatsy lien eto iz a.
Terrorisme et menace :
penguin:
Tanora maro no efa mivonombonona ary miandry hoe ahoana ny hanampiana fiavian'ny miaramila avy any dilambato ireo hamerina ny ara-dàlana.
zoam:
tsy maintsy miala io si non mbola ho maro ny coup d'etat hoavy eo
Tao anatin'ny andro vitsi2 izay d nisy faanapoahana bombe artisanale. Efa nanoratra an'io aho hoe "A qui profite le crime ???". D ny sasany aza moa mody manoratra dinika mihitsy mody mifanontany hoe iza no nanao an'iny ??? :@ :@ .
Izay azo endrikendrehina dia endrikendrehina alou :
tsiafoi1:
Te hiditra ho actrice principale mafy Mme La Frantsa, ka atao daolo ny montage na scénarios samihafa. Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia ny hidiran'ireo miaramilany atsy La Réunion eto, mody hoe hiaro ny tombotsoa frantsay sy ny tera-tany frantsay eto amintsika, nefa hiaro ny HAT izay marionnettes napetraka....
Ary farany rehefa kivikivy am Dada tsy tonga iny dia :
Manoratsoratra am zay d manambara fa tsy manomboka ny fety raha tsy Dada no eo.
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:03
3. bozyboleta
(
19/06/2009 09:03)
Dia mbola ampiako an'ity koa ho fanampin'ny voalazan'i tsiafoy izay tena mitombina
dia ahoana indray ry essera???
Faits Divers
Madagascar
Un Français enlevé puis libéré après paiement d’une rançon
Le Journal de l’île de la réunion a publié dans sa livraison d’hier jeudi une affaire de kidnapping qui s’est passée dans la Grande Ile. Une affaire qui a été gardée dans le secret le plus total jusqu’au départ de la victime.
Ce qui n’était qu’une rumeur est devenue une information : la communauté karana a été une nouvelle fois touchée, la semaine dernière, avec l’enlèvement d’un Français originaire de Madagascar. Libéré après s’étre acquitté d’une somme de 25 000 euros, K., domicilié à Nantes, en Loire-Atlantique, s’était rendu à Madagascar en vue d’un gros investissement (on évoque la somme de 140 000 euros) lorsqu’il a été enlevé par des éléments dont on ne connaît pas encore l’origine mais qui ne sembleraient pas provenir de la communauté indo-pakistanaise de la Grande Ile. En transit à Gillot, mardi soir, venant d’Antananarivo, l’homme, très éprouvé, s’est plaint de l’absence de réactions de la représentation française dans la capitale malgache et entend protester à ce sujet auprès du Quai d’Orsay. Madagascar compte environ 15 000 Indo-Pakistanais (Karanas), mais depuis plusieurs années, en raison notamment des événements politiques, cette communauté tend à quitter la Grande ÃŽle pour se rendre vers La Réunion notamment. Leur réussite économique, dans le commerce, dans l’import-export notamment, suscite régulièrement la jalousie chez certains Malgaches. Une jalousie teintée souvent de racisme. Dès lors, il n’est pas étonnant que ces Indo-Pakistanais soient l’objet de kidnappings pour des questions d’argent. Les rançons exigées par les ravisseurs s’élèvent souvent à plusieurs dizaines voire centaines de milliers d’euros.
Source JIR
Hoy i tsiafoi1:
Te hiditra ho actrice principale mafy Mme La Frantsa, ka atao daolo ny montage na scénarios samihafa. Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia ny hidiran'ireo miaramilany atsy La Réunion eto, mody hoe hiaro ny tombotsoa frantsay sy ny tera-tany frantsay eto amintsika, nefa hiaro ny HAT izay marionnettes napetraka....
dia ahoana indray ry essera???
Faits Divers
Madagascar
Un Français enlevé puis libéré après paiement d’une rançon
Le Journal de l’île de la réunion a publié dans sa livraison d’hier jeudi une affaire de kidnapping qui s’est passée dans la Grande Ile. Une affaire qui a été gardée dans le secret le plus total jusqu’au départ de la victime.
Ce qui n’était qu’une rumeur est devenue une information : la communauté karana a été une nouvelle fois touchée, la semaine dernière, avec l’enlèvement d’un Français originaire de Madagascar. Libéré après s’étre acquitté d’une somme de 25 000 euros, K., domicilié à Nantes, en Loire-Atlantique, s’était rendu à Madagascar en vue d’un gros investissement (on évoque la somme de 140 000 euros) lorsqu’il a été enlevé par des éléments dont on ne connaît pas encore l’origine mais qui ne sembleraient pas provenir de la communauté indo-pakistanaise de la Grande Ile. En transit à Gillot, mardi soir, venant d’Antananarivo, l’homme, très éprouvé, s’est plaint de l’absence de réactions de la représentation française dans la capitale malgache et entend protester à ce sujet auprès du Quai d’Orsay. Madagascar compte environ 15 000 Indo-Pakistanais (Karanas), mais depuis plusieurs années, en raison notamment des événements politiques, cette communauté tend à quitter la Grande ÃŽle pour se rendre vers La Réunion notamment. Leur réussite économique, dans le commerce, dans l’import-export notamment, suscite régulièrement la jalousie chez certains Malgaches. Une jalousie teintée souvent de racisme. Dès lors, il n’est pas étonnant que ces Indo-Pakistanais soient l’objet de kidnappings pour des questions d’argent. Les rançons exigées par les ravisseurs s’élèvent souvent à plusieurs dizaines voire centaines de milliers d’euros.
Source JIR
4. essera
(
19/06/2009 09:08)
Io v d tsy azon'i bozyboleta. Omaly a nandefa an'ity zavatra ity fa mety ts naharaka ianao :
A qui profite le crime ?
Iza no te hanakorontana am zao ?
Ny zava-doza indrindra atahorana dia ho tonga amin'ilay hoe ny namany ihany no hovonoin'ny mpiondana farany mba hi-justifier-na ilay toul wa. Tsy misy maniry an'io fa rehefa ela loatra no nivazavaza ka tsy nisy nanohina ange d ireny manamboatra bombe artisanale ireny raha tokony tsipoapoaka amin'ny afokasika no tokony amboarina.
:-D :-D

6. Andribe
(
19/06/2009 09:49)
tsy hay intsony hoe inona no tena marina fa tena betsaka ny manao honohono sy manoratra izay tiany eto @ net. Lasa samy manana ny vaovao tiany henoina sy ampitaina sisa
8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
7. bozyboleta
(
19/06/2009 09:49)
Io v d tsy azon'i bozyboleta. Omaly a nandefa an'ity zavatra ity fa mety ts naharaka ianao :
A qui profite le crime ?
Iza no te hanakorontana am zao ?
Ny zava-doza indrindra atahorana dia ho tonga amin'ilay hoe ny namany ihany no hovonoin'ny mpiondana farany mba hi-justifier-na ilay toul wa. Tsy misy maniry an'io fa rehefa ela loatra no nivazavaza ka tsy nisy nanohina ange d ireny manamboatra bombe artisanale ireny raha tokony tsipoapoaka amin'ny afokasika no tokony amboarina.
Ndryyyy. Dia tsy mahay mijery fitaratra mihitsy hoa nareo reto.
Iza no te hanakorontana am zao? Nareo ihany sy ireo karana frantsay namanareo ireo.
Jereo @ votoatin'io lahatsoratry ny JIR nalefako io fotsiny e. Tonga dia manala tena be hoe tsy ny karana toa azy no manao ratsy fa ny Malagasy be fialonana an-jareo.
Dia mbola tsy mahatakatra ny fomban'ireo saritsarina frantsay ireo ve? Alalino tsara ny fizotran'ireto zava-nitranga ireto:
1. Nisy frantsay teratany karana maty nisy namono teny Ambohitrarahaba t@ 3 herinandro lasa izay.
2. Nisy saika hanapoaka baomba tao @ leader price izay karana frantsay no tompony.
3. Nisy karana frantsay nisy nandroba omaly mbola teny Ambohitrarahaba ihany ka lasa ny 16 tapitrisa.
4. Io indray dia hoe karana frantsay nisy nanao kidnapping
Dia inona koa ny manaraka???
Marina mihitsy io voalazan'i tsiafoi io fa efa te-hanamarina ny fidiran'ny tafika frantsay eto lafrantsa. Fa ny mahagaga fotsiny dia tsy frantsay tena frantsay ireo nahita loza ireo fa frantsay karana daholo.
Hadinonao angaha ny raharaha mamod taki izay vao avy novotsoran'ny fitsarana frantsay vao tsy ela akory talohan'ity krizy ity?
Ankoatra izay mba anontanio izay frantsay fantatrao fa nanomboka afak'omaly dia nahazo sms avy @ masoivoho daholo indray ny teratany frantsay eto Madagasikara milaza ny tokony hitandreman-jareo tsy hivoaboaka alohan'ny 26 jona.
Efa nataon'ny masoivoho io talohan'ny 18 marsa ary io averiny indray satria moa ry zareo mahita volana alohan'ny habiba foana e!
Tsy Vendrana daholo ange hoa ny Malagasy e!
8. yuka
(
19/06/2009 09:56)
Fanafahana ny tanindrazana eo ambany ziogan'ny mpandroba sy ny te hanjanaka indray ary ny tsy fanekena ny tsy rariny no tolona imasoanay.
Na aty andafy ary zahay dia mitolona ambavaka sy mifandresy lahatra amin'ny alalan'ny net :D
Indrindraindrindra manazava ny sain'ireo vahiny ny tsy tokony hanekeny ny HAT :D
Tolona daholo zany e1

9. Mirananirina
(
19/06/2009 10:40)
fa inona tokoa moa le tolona e? hoavy dada? sa hiverina ho pdt sa hanongana hat sa hanoakorontana ny fiainanay aty M/skara?. Azo lazaina ho mitolona ve nareo any an-dafy any
Fa avy aiza daholo moa ireo TGV ireo???????????
taty andafy daholo nanakorotana ny fiainanareo any Dago any.Fa tsy izahay velively.
10. xxx
(
19/06/2009 12:11)
izao de nifototra any @dry tezeve kely indray ilay fomba fiady vaovao natao lohateny mivandravandra.Tena lalin-tsaina mihitsy le mpitolona kah.
11. fijo
(
19/06/2009 21:03)
kala mena an,le resaka monja io,olona minisitry ny HAT no nilaza an'i tamiko koa.