hira

1. dasy ( 19/06/2009 19:34)
mba mitady hira malagasy misy feo saxophone aho, misaotra
novalian'i cutie ny 20/06/2009 20:32
2. cutie ( 19/06/2009 21:41)
le hiran'i lalatiana misy antony iny zao misy :) Hiran'i njila koa misy :D
3. fijo ( 19/06/2009 21:57)
ngaha ndry tia lalatina????
4. cutie ( 19/06/2009 21:59)
tena mpankafy lalatiana mitsy koa :wink:
5. fijo ( 19/06/2009 22:02)
heveriko fa dia hoe mamitiana ko
6. cutie ( 19/06/2009 22:03)
:-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 19/06/2009 22:05)
hay za tsy nanao solomaso kay ko
8. cutie ( 19/06/2009 22:07)
efa we lalatiana
Za zao vo nanafatra lalatiana any dago
9. fijo ( 19/06/2009 22:09)
mamitiana no hoavy ao fa ataovy ary
10. cutie ( 19/06/2009 22:11)
:-D :-D :-D :-D
nga izy any dago
11. fijo ( 19/06/2009 22:13)
ikany
12. cutie ( 19/06/2009 22:17)
tsy haiko ndray zay :-D
13. fijo ( 19/06/2009 22:18)
haindry izy izao ko
14. cutie ( 19/06/2009 22:23)
lazaiko fijo raha izy no tonga eo zany :)
15. fijo ( 20/06/2009 19:55)
inona indray io rangotra kely io????
16. cutie ( 20/06/2009 20:32)
tsy adorable kosa ve io ry fijo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2827