Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
22/06/2009 07:12)
fankaherezana ny TIM
Tsy hita moa ry reto fa nanao ny tsy nambinina ianareo, nihezaka mafy ianareo mba hahatafita ity tolona nataonareo ity nefa dia toy ny rano raraka amin'ny tany fotsiny izany ankehitriny. Ka dia mahaiz...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:20
sakaymena
(
22/06/2009 05:31)
f'inona kay no tena tsy zakan'ny mpiondana R8@ andrywui?????
ary ty sehatra ity ataoko natao angamba fa malalaka hamoahana ny hevitry ny tsy rairay fa tsy hoe ze tiko hany no teneno afatsy ny teny ratsy
na zany anefa de tsy makasitraka ny tsy fifanajana ny ten...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:18
ngahypasy
(
21/06/2009 21:14)
HANALA NY DEVOLIN'I andrywui @ ZAO FETIN'I DADA IZAO
Manoloana izao dinika miseho retra apetraky i andrywui izao dia tsapako tanteraka fa tsy tompon'ny tenany intsony rangah io ,
mametra-tànana aminy aho mba hialan'ilay devoliny ,
MIVOAH AO @ IANO RY...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:17
andrywui
(
21/06/2009 20:44)
hafatr'i andrywui ,bonne fete dada ra8
efa nafaran'i oui oui izay fianakaviany hanohana an'i tgv na dia pro legaliste aza ,ka dia manomboka androany dia manohana an'i tgv ,izahay
misaotra lesy oui oui a
...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:16
xxx
(
21/06/2009 20:32)
misy fiatraikany ve
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio :cry: ...
tohiny
novalian'i harilalaina ny 02/08/2009 18:42
xxx
(
21/06/2009 20:26)
avy @Jehovah ve sa tsia
Za manambady t@alalany internet no nahitako azy de nivady zahay sa nefa kristianina manenjika ahy ny eritreritro ndraindray hoe avy @jehovah ve io vadiko io nefa za no nahita azy t@ internet .Ahoana n...
tohiny
novalian'i hraharison ny 02/07/2009 14:26
bazylou
(
21/06/2009 16:01)
le8 ou la passion morbide du pouvoir
Nous sommes profondément choqués par la passion morbide du pouvoir du faux chrétien Ra8 . Il a voulu payer , en effet , des mercenaires pour tuer des malagasy comme lui pour le re-asseoir au pouvoi...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 08:53
Onjakeli
(
21/06/2009 15:40)
Hanaiky hverina an-databatra boribory ve ny fitondrana Foza?
Hiziriziry amin'ny heviny indray ve izao ny fitondrana foza amin'io fahatongavana mpanelanelana vahny vaovao io. De foza toko raha toa ka tsy miverina. tsy mahalala izay hahafaty azy fa de mitorona ...
tohiny
novalian'i Onjakeli ny 22/06/2009 15:42
bazylou
(
21/06/2009 15:36)
Henoy ny vaovao RFI Afrique fa mampamangy ny sadec ry ra8
Tsy misy famelezana tsaho izany eto fa ndana mitory any amin'ny rfi na manaova barazy any ianareo GTT ireo rehefa tsy faly. Ataovy tokoa marina mafy e
:-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 08:49
xxx
(
21/06/2009 15:33)
KMSB
Tamin'ny 2002 dia nisy an'izany Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka izany.
Vao volana vitsivitsy anefa dia voahitsaka tamin'ny alalan'ny vola sy basy ny safidim-bahoaka tamin'ny 2006.
Mbola misy ve ny K...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 08:51
ravalotgve
(
21/06/2009 14:56)
ho anareo tgv
sniff
throufff
[img]http://namana.serasera.org/media/sary/namana/miala_tgv.jpg[/img] ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 08:48
patrick2002
(
21/06/2009 13:30)
GTT isation de serasera commence
Tsy haiko fa efa nisy dinika tany am-boalohany nataony andrywui @ fanaovana toetra tsy zaka azy ,dia namaly moa ny tompony serasera sefo HERY ,dia nisy niteny fa tsiponiny HERY tsirairay izay TGV iste...
tohiny
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:52
xxx
(
21/06/2009 11:54)
Ny Gasy sy ny complexe d'inferiorite eo @ Frantsay
Ny Gasy dia anisan'ireo firenena voazanaky ny Frantsay ka mahatsapa fa tsy afaka ny hivoatra na koa mba hampiseho fa mahavita tsara lavitra nohon'ny Frantsa!!! mampalahelo : :/ :/ :/ ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 21/06/2009 15:44
bazylou
(
21/06/2009 10:27)
210609
Madagascar: appel à une solution politique
Agence France-Presse
Johannesburg
Des dirigeants d'Afrique australe, réunis samedi à Johannesburg lors d'un sommet consacré à la crise politiq...
tohiny
novalian'i bazylou ny 21/06/2009 15:37
andrywui
(
21/06/2009 09:43)
atsangako rangah ny sainampirenena eto @ serasera a!!!!
otrany nasian'i hery olana ilay fifanarahanay d nangalarin'ny mpiondana ny saina napetrakin'ny ralahiko halloween teto maly, misy aminareo no manontany anay @ alalan'ny hafatra manonkana manao hoe nan...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 09:00
halloween
(
21/06/2009 09:33)
misy mangalatra ny sainampirenena @ alina é!!!
Mampalahelo ny ataon'ny mpiondana fa angalariny ny sainan'oul mitsangana @ alina fa aza tratranay alou fa d ataonay petsa é!hahahahahaha.......
tohiny
novalian'i benkintana ny 21/06/2009 20:50
xxx
(
21/06/2009 07:15)
FIHAONAMBE:GTT NEW YORK -25 Juin 2009 ao @ Nations Unies UN
Misy vaovao lehibe ity mikasika ny fihaonamben'ny Malagasy rehetra GTT ao New York amin'ny alakamisy 25 Juin izao.
Mba omeo fanazavana feno anie izay tena tompon'andraikitra amin'io raharaha io
[...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/08/2009 18:01
rakaroka
(
21/06/2009 05:09)
Fetin'y Ray!
Dia miarahaba sy mirary soa ny Ray tsy an-kanavaka e, :-* :-* :-* Mankasitraka ireo tsy nikely soroka @ fiahiana ny ankohonany, ary mitondra amim-bavaka ny fahasahiranana isan-karazany: "tsy an'asa,...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 30/06/2009 12:59
endrika01
(
21/06/2009 04:32)
MIRARY FETY SAMBATRA HO ANY RAY REHETRA e !
Miarahaba , mirary soa sy fahombiazana hoany Ray rehetra ato am serasera.Na zoky ianao,na zandry! Atolotra iany koa ny Arahaba hoany raim-pianakaviana rehetra tsy an-kanavaka! (l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/06/2009 11:51
bazylou
(
20/06/2009 22:58)
rehefa tsy i dada hono de i tonton indray !!!!
http://ti1ca.com/um0yk6rz-faz20juin-19h30-faz20juin-19h30.mp3.html :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/06/2009 10:48
