Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Onjakeli
(
23/06/2009 15:54)
Voan'ny surmenage i TGV
Tsy zakan'ny sain'ny debakely intsony ny fitondrana ny FAT ka voan'ny surmenage lery araka ny vaovao azonay tamin'ireo akaiky azy. Te handeha hialala sasatra any Paris izy fa matahotra GTT.
Te hampan...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 05:25
xxx
(
23/06/2009 15:25)
alakamaisy no hahatongavan i ra8
alakamisy hono no ahatongavan i ra8 ary efa vonona ny bani handray azy eo ivato fa mbola tsy hay raha afaka ny hivoaka ny aeroport izy na hijanona ao @ zone international
de hohita eo ny fandehany ...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 05:52
Onjakeli
(
23/06/2009 14:34)
Ny miaramila ihany no manao ireny baomba ireny!
Tsy hita intsony ny fika handravana ny mpanohana an'i ravalo etsy amin'ny Magro de atao avokoa izay mety handotoana azy ireo. Le resaka baomba ohatra. Mboçla misy toerana 5 mampiahiahy mety misy fa...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 06:19
flodine
(
23/06/2009 13:04)
citron + atody????
Sao mba efa nisy nihinana citron+ atody, satri misy calisuim. Zah dia efa nanandrana nanamboatra, ka toa tsy mety rava ilay akorany? nalonako 5j be zao le izy vao nandramako.
Fanontaniana: ahoana ny ...
suite
répondu par bichette le 30/07/2009 07:01
essera
(
23/06/2009 11:57)
Fa maninona ho'aho no ...
Plan A : Saika maty raha nijanona 15 mn, sira eraky ny firenena any ivelany. (tsy nahomby loatra d...)
Plan B : nahelin'i DADA sy ny mpitarika ny "Retour imminent et triompal". D rehefa tsy nety in...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 06:27
rabaradaka
(
23/06/2009 11:09)
Mihaino de mitadidy
Zay no misssion ry dadatoa sy nenitoa : mihaino de mitadidy. ...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 12:50
saranga
(
23/06/2009 11:01)
Tena fatritran'olona avokoa ireto Chefs de Régions
Nandinika sy nijery tsirairay ireto Chefs de Régions de la HAT izahay dia gaga hoe tsy misy hafa tsy ireny ve fa tena fatritran'olona sy mpiady an-tsena ary mpanakorontana fiaraha-monina daholo. Izan...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 12:58
xxx
(
23/06/2009 09:54)
fananganan-tsaina
be ny tsy mahalala akory ny atony hananganatsaina, eny fa na ato aminy serasera aza, ny fananganatsaina dia midika fa mahaleo tena ny malagasy, tsy voazanaka intsony, nefa aminizao dia miverina ny fa...
suite
répondu par essera le 24/06/2009 13:15
penguin
(
23/06/2009 07:28)
16 Miliara an miaramila Kabary+Kawitsy ho an'ny vahoaka
Asa aloha na faly ny miaramila amin'io tarehimarika 16 Miliara ho tambiny io fa ny vahoaka maty moa izany inoana fa ahazo mitombo 4 heny noho izany satria ny fahafatesan'ireny no nahazoana ny fahefana...
suite
répondu par penguin le 24/06/2009 07:06
ari.malala
(
23/06/2009 07:26)
Vehivavy manome compliment vehivavy
Manahoana daolo ndray,
Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, ...
suite
répondu par Koditra le 04/07/2009 13:47
niryna
(
23/06/2009 05:51)
Mifona amiano aho ry Dada fa tsy mendrika ny ho zanakao !
Zaraiko ho antsika rehetra ity amin'izao fotoana ahatsiarovantsika ny fetin'ny ray izao .
Tao amin'ny Lioka 15 no notsongoina ny tantara
11Ary hoy Jesosy :Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka ...
suite
répondu par niryna le 22/07/2009 17:55
Oay
(
23/06/2009 04:16)
Inona Marina Ny Zava-misy Eto Madagasikara!
Miarahaba antsika rehetra indray i Oay!
Tsy afaka niditra teto moa i Oay noho ny adidy hiantsorohana eo @ fiaraha-monina izay nandefa azy hitafa sy hidinika t@ olona tany amabaniravin'ahitra any, tsy...
suite
répondu par xxx le 24/06/2009 07:28
captation
(
23/06/2009 01:05)
fivoriany SADC 20 jiona 09:vakio eto ny tatitra
indro atolotra izay liana ny tatitra mikasika ny fivoriana nataony SADC mikasika ny toedraharaha politika malagasy ny 20 jiona 09 teo
Tsy nisy nanampiana ary tsy nisy nanalana
---------------------...
suite
répondu par vaninna le 23/06/2009 14:34
xxx
(
23/06/2009 00:27)
Madagasikara manja bé !
Izao ry reto a! tena maninona moa raha ahodina tanteraka ny tafa ?
dé atao hoe :
- ireo politisiana malagasy dia anisan\' ny mahiratra indrindra eran\' izao tontolo izao .hi hi !
-ireo mpikaroka ...
suite
répondu par ndenn le 23/06/2009 08:22
vaniahjolie
(
22/06/2009 23:46)
Ajanony amin`izay ny fanaratsiana
Tsy handroso mihintsy i Gasikara raha resaka fanaratsiana be fahatany foana no atao, na raha mety maninona moa raha tsikera dia mba arahina vahaolana??
Miezaha mampandroso ny tenanao aloha dia ho afa...
suite
répondu par rhina le 15/08/2009 10:30
Rajakoo
(
22/06/2009 23:07)
Samborinay zay manohitra ny fitondrana
Faly tokoa aho raha naharé ny fanambarana ny hanomezana vola be
Izahay ato mantsy efa nandrahona mafy fa tsisy vanona io 26jiun io raha tsy tonga aloha le fampanantenana
Mbola tsy ampy kely fa amp...
suite
répondu par max2 le 23/06/2009 11:47
TEGEVE
(
22/06/2009 23:03)
MIARAMILA = ANTOKIN'NY TGV
Anaka isany
Miaramila aloha no homena vola be zay vao mijery anareo vahoaka ny tenako ,miankina @ reo ny finananay ato
asiko sainam-pirenena frantsay ny mercedes-ko e,misaotra fa dia nahazo fitaova...
suite
répondu par benkintana le 23/06/2009 20:57
boubounezy
(
22/06/2009 22:03)
problème
za za refa miditra @ reny site misy clip reny ka manokatra hijery lé vidéo d tsy mety misokatra mintsy lé vidéo tsy misy soratra manazava @ko ny antony a ny zavatra tokony ataoko. Inn zany no mba ...
suite
répondu par xxx le 26/06/2009 14:32
zandikely
(
22/06/2009 21:20)
Sarkozy: No burka in France
French President Nicolas Sarkozy has spoken out strongly against the wearing of the burka by Muslim women in France.
In a major policy speech, he said the burka - a garment covering women from head...
suite
répondu par xxx le 29/06/2009 17:13
Noue
(
22/06/2009 19:34)
Misy dia misy ny TGV tonga saina
[URL=http://img151.imageshack.us/i/phocathumbl220609032.jpg/][IMG]http://img151.imageshack.us/img151/6084/phocathumbl220609032.jpg[/IMG][/URL]
[size=70][color=red][b]Des éléments TGV Tonga Saina ...
suite
répondu par Noue le 23/06/2009 16:46
