alakamaisy no hahatongavan i ra8
1. xxx
(
23/06/2009 15:25)
alakamisy hono no ahatongavan i ra8 ary efa vonona ny bani handray azy eo ivato fa mbola tsy hay raha afaka ny hivoaka ny aeroport izy na hijanona ao @ zone international
de hohita eo ny fandehany raha ho samborina en zone international lery
de hohita eo ny fandehany raha ho samborina en zone international lery
novalian'i essera ny 24/06/2009 05:52
5. fahamarinana
(
23/06/2009 16:01)
:arrow: miandrasa fa gasy zany ! efa impiry tokoa moa zay antso hoe ho avy izay tokoa raha hisaina ry reto ? :D (l)
6. xxx
(
23/06/2009 16:09)
fahamarinana:
efa impiry tokoa moa zay antso hoe ho avy izay tokoa raha hisaina ry reto ?
aaaa le sabotsy voalohany ihany no référence.
7. fahamarinana
(
23/06/2009 16:12)
:arrow: :-D :-D :-D kay moa ! iny koa no tsy hitako ! za aloha tsy miandry azy na asabotsy na alahady 1er aza e fa dia mahandrasa nareo ao an ! ho avy izy rehefa tonga ilay andro voasoratra ! :) (l)
8. Noue
(
23/06/2009 16:43)
tsy ilana zany oe efa im-piry izy zay no nilaza fa ho avy ee ! raha tonga izy dia tonga , raha tsy tonga dia zay zany koo :^) :^) :^)
9. fahamarinana
(
23/06/2009 17:10)
:arrow: ka izay mihintsy ilay lazaiko hoe voasoratra ary kouh ,hatreto aloha tsy mbola voasoratra satria tsy mbola navy !eo tsika mahita izy an ! :-D :-D (l)
10. ni81
(
23/06/2009 17:22)
Hisy fety aman-danonana be izany raha ho avy izy e! Hisy bal pôpilera zany @ zay fotoana izay... ho avy ao ny tarika ramasy voakininina hanafana ny lanonana:lol: :-D :-D :-D
12. ni81
(
23/06/2009 17:34)
ahan ,ilay tarika ao amin'ny kolotsaina kah !koa raha misy manao bomba artizanal any ndray hono dia ahoana ? :{ :{ :-P
13. ravalotgve
(
23/06/2009 18:31)
tokony hitondra jamala milay lery ho an ny capsat fa ny avy any arbie saoudita vovoka be
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
14. benkintana
(
23/06/2009 21:26)
Tambazan fotsiny ny capsat de raikitra io kah ,
ry tgv zao no efa nanomé vola aloha tao ka sao misy mbola betsaka any @ sasany any ohatra :-D :-D
ry tgv zao no efa nanomé vola aloha tao ka sao misy mbola betsaka any @ sasany any ohatra :-D :-D
15. xxx
(
23/06/2009 22:15)
TSSS EFA MITENY IZAHAY FA TSY MILA VOLAM-POZAORANA ,IMPIRY AVERINA ARY IZANY VAO MILETIKA AO ANDOHAN'NY SASANY E !!!! :p :p :p
16. essera
(
24/06/2009 05:52)
Na ny oul niandry aza efa naniry lomotra ny kirarony ao am Magro. D hatram zao d apésoun foana le oul manao pointage ao. Farany ange nareo ihany no ivadihan'ireo ao fa ts aleo izao d miala mora2.
