16 Miliara an miaramila Kabary+Kawitsy ho an'ny vahoaka
1. penguin
(
23/06/2009 07:28)
Asa aloha na faly ny miaramila amin'io tarehimarika 16 Miliara ho tambiny io fa ny vahoaka maty moa izany inoana fa ahazo mitombo 4 heny noho izany satria ny fahafatesan'ireny no nahazoana ny fahefana. Ny kabary lava dia mandeha ary efa manomboka ny fampiesonana tgvendrana ka ny fampandihizana sy ny fihetsiketsehana isankarazany izany izao no handrasan'ny vahoaka satria inoana fa miliara koa ireny karazana Kawitsy kawitsy izay ho tarihin'i rossy ireny. Tonga ny fahafahana ka harabaina ny vahoaka Malagasy tsy vaky volo. Jesosy Kristy moa izao efa miverimberina matetika satria mivavaka ny tgvendrana na izany aza ny fanosorana menaka ny tsngambato eo ihany.
novalian'i penguin ny 24/06/2009 07:06
2. essera
(
23/06/2009 09:51)
Antôlanéé penguin kely tena mampahonena.
:-D :-D :-D
Aza miakatra b loatra na izany aza fa toratorana am ts antony.
:-D :-D :-D
Aza miakatra b loatra na izany aza fa toratorana am ts antony.
4. Noue
(
23/06/2009 10:05)
asa re oe avy taiza indray ireo vola be ireo ? eny eee! marina aloha fa tao ny fandrombana , ny halatra nataon'ny FAT(Y) ka norme ihany raha nisy ny vola !!
5. penguin
(
23/06/2009 13:07)
Ny nahitana ny vola efa fanontaniana iny fa ny fifandanjan'ilay hoe TAMBINY HO AN'IREO NAHAVITA BE ho an'ny tanindrazana no mahavariana. Ny miaramila vé no maty sa nitifitra sa ny maty namono tena sa kosa ny mpitondra mihintsy no nadeha nitondra basy nitifitra azy ? Sao dia ny tsangambato hosoramenaka tokoa no Miliara ho an-dry SORONA ?
6. xxx
(
23/06/2009 14:03)
tsy mahavita inona anie lé vola raha zaraina @ miaramila é:
11h00 - 3,2 milliard d'ariary soit 1,4 million d'euros est la somme que le putschiste andry rajoelina a versé pour éviter la surprise d'un autre coup militaire. Divisé par 40.000 personnes, cela fait exactement 400.000 fmg. Quelle naïveté, en octroyant 26 euros par personnes le putschiste se croit définitivement à l'abri.

7. penguin
(
24/06/2009 07:06)
Efa tompon'ireo entana halaina any amin'ny Magro ry zalahy kah. Ireo tsy nirotsaka mivantana no variana amin'ny 400.000 fmg hono. Mbola mitohy ny fakana ankolaka hampitomboina ny miditra amin'ny miaramila mpanjera fahefana.