Mihaino de mitadidy

1. rabaradaka ( 23/06/2009 11:09)
Zay no misssion ry dadatoa sy nenitoa : mihaino de mitadidy.
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:50
2. benkintana ( 23/06/2009 21:56)
dadatoa Andry sy nenitoa Mialy !! henoy ny anatra homen'i onjakely é
3. essera ( 24/06/2009 12:50)
Yé tena tadidididiko daholo ny tarehin'ilay GTT ireny ohatra fotsiny :

Ny tena lohany be :



Ny oul manara-drenirano miseho mahay milomano :




Aza hitako aza mahita ah !!! Tsy naleo ve nipetraka tsara tany an-trano toy izay nilingilingy, niridiridy tany.

zao ny sasany ngah izao tsy hisaron-tava ara-bakiteny rehefa atsy ho atsy. Sady tsy te hiverina aty an-tanindrazana no ho roahin'ny oul any ho an'n le m-cland sy paps tsy milam.

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1728