Yé tena tadidididiko daholo ny tarehin'ilay GTT ireny ohatra fotsiny :
Ny tena lohany be :
Ny oul manara-drenirano miseho mahay milomano :
Aza hitako aza mahita ah !!! Tsy naleo ve nipetraka tsara tany an-trano toy izay nilingilingy, niridiridy tany.
zao ny sasany ngah izao tsy hisaron-tava ara-bakiteny rehefa atsy ho atsy. Sady tsy te hiverina aty an-tanindrazana no ho roahin'ny oul any ho an'n le m-cland sy paps tsy milam.