Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/06/2009 20:32)
NOUE SY ANDRIWUI
raha voalaza fa tsy mitovy firehana i noue sy andriwui nefa mpiakama be, maninona moa raha asina fihaonany tgv sy ny gtt , miaramikaly raha izany,dia sady miady hevitra... tohiny
fijo ( 26/06/2009 20:26)
politika
miarahaba ny namana rehetra amin'izao andro sarotra izao. ity resaka politika sy fivavahana ity,dia matetika mitarika ady sy fisarahana hoantsika malagasy. ny antony dia satria isika tsy mahay manoh... tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:59
tsimatimanota ( 26/06/2009 13:52)
BAOMBA N'IMPORTE QUOI MITOVY @ FATY
Kely loha, domax koa tony foza tony, aiza koa no ahita baomba mipoka atsy na aroa, nefa tsisy olona maty, na naratra, @zay mbola azo camera koa, sy hoe noraisim-potsiny.Ny tena mapme, lay bomba teny A... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:17
xxx ( 26/06/2009 12:42)
ireo tsy tim voasakana eto @ politika serasera
ravalotgv tgvravalo ravalotgve Oay kidoropamba tafondro andrywui (mbola ho avy koa) halloween (mbola ho avy koa) antony : SATRIA TSY TIM MITOVY @ RA HERY :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:27
general ( 26/06/2009 11:47)
Milamiina tsara ihany isika mianakavy fa efa misy mpiandry a
efa misy mpiandry kendry tohina zao ny PS tsika araka ny vaovao voaraiko farany fa mitandrema tsara isika e ! indrindra ra- BATISTA zay somary mafimafy detety e! alao hilammm tsara batista oa aa!! az... tohiny
rtcflora ( 26/06/2009 10:24)
marary rien ve ny lehila mitohana pipy
aretina rien ihany koa ve ny lehila mitohana pipy ?sa mety aretina hafa mintsy fa lay olona voanio efa marary rien ihany koa misaotra amfamaliantsika sahady ... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:27
taxman ( 26/06/2009 08:18)
dada
fa maninona hono reo zanak'i dada reo no tsy manangan-tsaina ngamba tsy manana nefa zaoi efsajavascript:emoticon(':evil:') mora be ny saina 2000ar dia efa mahazo :evil: ... tohiny
xxx ( 26/06/2009 07:26)
defile etsy mahamasina
lasan i tgv daholo ny maramila sy ny vahoaka tena vizana ny tim jereo fa feno ny stade guichet fermé tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidi... tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2009 20:01
sitlo ( 26/06/2009 06:45)
Iza kay no anaran'i Tiana?
Iza no anarany (tsy fanampian'anarana) fa mba tiako ho fantatra. Ilay mpihira an'ilay hoe: e e e e aiza reeeeeeee ilay atao hoe mita be eh? andao isika hifandray tanana... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/06/2009 14:10
xxx ( 26/06/2009 06:32)
ARABAINA TRATRY NY 26 JIONA DAHOLO E!!!!
Miarahaba antsika Malagasy tsy an-kanavaka, na eto an-toerana na any ivelany, na mbola velona na efa maty, na lahy na vavy, na antitra na tanora,.na cotier na tanivo....na tgv na tim TRATRY 26 ABY ... tohiny
andrywui ( 26/06/2009 04:20)
Madagasikara tanindrazany tany sarobidy masina tokoa...
Madagasikara tanindrazanay, Tany sarobidy masina tokoa, Lova soa nomen'ny razana... Maty ho anao no tena lazanay Mitsangana ry [b][u]T[/u][/b]anora mala[b][u]G[/u][/b]asy [b][u]V[/u][/b]onona Mij... tohiny
halloween ( 26/06/2009 03:53)
arabaina onjakeli fa d tanteraka somantsara mali ny ...
d ankafaliana moa zany no iarabana an'i onjakeli fa d tanteraka somantsara ny faniriny ka d nahita oul fohifohy mitovy aminy izy mali ka d atao atoato ny raharahandry zareo, petsa ndray i onjakeli lé... tohiny
halloween ( 26/06/2009 03:06)
fiarabana ofisialy nifanarahanay sy ny mpandrindra ...
nifanaraka zah sy ny mpandrindra TIM fa d ataonay @ fomba ofisialy miaraka eto ny fiarabana antsika retra tratrin'ny asaramanitra k d mirary fety sambatra hoantsika rehetra zany é! Manao sonia tsy az... tohiny
hery ( 26/06/2009 00:16)
Ohabolana 4570
Mahatratra 4570 ny ohabolana ao amin'ny ohabolana.org amin'izao fotoana izao. Misaotra antsika rehetra izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izany. Azon'ny rehetra ampiasaina ny ohabolana ko... tohiny
rakaroka ( 25/06/2009 23:04)
´zao no andro sady ora...
[url]http://www.atlasgeo.net/flags/animations/Madagascar.gif[/url] MIJOROA SAHIA TOKOA HO LEHILAHY ! ... Tratra ny Asaramanitra e , tsy baomba no apoaka fa le tafondro 21 ´zao no manaraka... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 06:50
caprio ( 25/06/2009 22:50)
Roi de la pop Michael Jackson
Nodimandry teo @faha50 taonany ity artista malaza eran-tany ity... tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 16:54
tovolahy007 ( 25/06/2009 22:48)
Michael jackson nodimandry.
A@ alahelo lehibe no ilazana fa maty i Michael Jackson (25/06/09 hariva) ho an'ireo izay mpakafy ny hirany.... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/06/2009 18:49
xxx ( 25/06/2009 22:29)
ra8 e tgv en francais
mino ve nareo fa raha i ra8 no natao intervew t@ rfi de mahay mamaly otran ireny nefa lazaina i tgv fa boaikely nefa nahavaly ny fanontaniana rehetra ngaba lasa niteny gasy tao lery na naka mpandi... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 07:49
ravalotgve ( 25/06/2009 20:33)
ra hery nanao politika anefa admin
tsisy kil tsony ny sera fa lasa any anakafa fa lasa manao fety ny gasy tsy tokony nanao politika ra hery na niteny ny heviny satria admin eto... tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2009 19:31
xxx ( 25/06/2009 15:32)
Bomba hono mba hanaitra ny International community
Tena hita mihintsy no maha ambany saina ireto mpiasan'i TIKO saika hanapoaka baomba tetsy Analakely. Mba hanaitra ny International community hono fa very asa no antony saika hanaovany io teti-dratsin... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6631