defile etsy mahamasina
1. xxx
(
26/06/2009 07:26)
lasan i tgv daholo ny maramila sy ny vahoaka tena vizana ny tim jereo fa feno ny stade guichet fermé
tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidianana ahitana izay mahay mangalabato amizay
tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidianana ahitana izay mahay mangalabato amizay
novalian'i fijo ny 26/06/2009 20:01
2. Rafahafahana
(
26/06/2009 07:32)
xxx:
lasan i tgv daholo ny maramila sy ny vahoaka tena vizana ny tim jereo fa feno ny stade guichet fermé
tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidianana ahitana izay mahay mangalabato amizay
Vao manomboka ny ady fa aza mbola misioka aloha, fa mbola ho avy ny ady seza aorian'ny fifidianana.
3. xxx
(
26/06/2009 07:43)
Vao manomboka ny ady fa aza mbola misioka aloha, fa mbola ho avy ny ady seza aorian'ny fifidianana
Mbola tsy vita sy hita akory ve ny fifidianana dia efa mentalite negative sahady no misesika? avereno @ lafrantsa ny fitondrana raha izany :-D :-D :-D
4. Rafahafahana
(
26/06/2009 09:51)
xxx:
Vao manomboka ny ady fa aza mbola misioka aloha, fa mbola ho avy ny ady seza aorian'ny fifidianana
Mbola tsy vita sy hita akory ve ny fifidianana dia efa mentalite negative sahady no misesika? avereno @ lafrantsa ny fitondrana raha izany :-D :-D :-D
Ka iza amin'ireo ary no atao filoha?
5. xxx
(
26/06/2009 10:39)
Ka iza amin'ireo ary no atao filoha?:-D :-D :-D :-D
Rehefa tsy hanohana,handrotsaka ka hifidy ny olona tianao ianao Rafahafahana (ohatra ny mbola tsy afaka koa nareo itony!!!) dia aleo fa dia AUTOPROCLAMATION toy ny nataon'i Ra8 sy TGV hatrany no hanjaka eo e!!!
6. Rafahafahana
(
26/06/2009 11:57)
xxx:
Ka iza amin'ireo ary no atao filoha?:-D :-D :-D :-D
Rehefa tsy hanohana,handrotsaka ka hifidy ny olona tianao ianao Rafahafahana (ohatra ny mbola tsy afaka koa nareo itony!!!) dia aleo fa dia AUTOPROCLAMATION toy ny nataon'i Ra8 sy TGV hatrany no hanjaka eo e!!!
Ka zaho anie manontany hoe iza no hatao filoha, aiza ary ianao zany?
7. xxx
(
26/06/2009 15:50)
Ka zaho anie manontany hoe iza no hatao filoha, aiza ary ianao zany?:-D :-D :-D :-D Mbo gaga amin'ity ianao aho :-D :-D :-D Iza kay no tinao????
8. xxx
(
26/06/2009 17:30)
defile tsy nisy na Ambasadeur aza nanatrika, izy sy ny mpamadika tanindrazana ihany no tao!!!
9. fijo
(
26/06/2009 19:27)
de ahoana tokoa,na la frantsa aza toa tsy nandefa ambasadera le??????de nifanome toky tao izany ny samy foza.
10. Noue
(
26/06/2009 19:47)
ny fitondran'ny foza anie tsisy firenena mi-reconnaitre an'io ka nahoana ry zareo no hanatrika an'io eee ! oainina be indray ny tgvendrana :-D :-D :-D :-D
13. Noue
(
26/06/2009 19:59)
asa re raha mba tao ny arabo ?? :-D :-D :-D :-D arabo mpandainga oe hisy PPN dans les 15j ?? fa na izany aza dia tsy nisy coprs diplomatique nanatrika an'io !
14. fijo
(
26/06/2009 20:01)
leannn an,de tsy mbola heken'ny olona ihan ve ny hat le,andefaso sarlakely any ry zalahy ireo ambasadera ireo fa tssssss
