Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti
(
30/06/2009 12:03)
Misy boaikely taraky be ao ambany ao ,taraiky @ politfika
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti
be fialonana le bandy fa tsy nahazaka angamba :?:
essera mantsy miady vintana @ i andrywui ato...
tohiny
novalian'i Noue ny 30/06/2009 15:28
essera
(
30/06/2009 11:40)
Voafehy ve ilay taranja ???
Rehefa tsy hay ilay izy d ajanona ry pikatti, fa koboko fa :
- na Mi-jongle PS maromaro le kila iray ity.
- Na tsy misy apoaka.
Tamin'ny 11 mai no nandefa dinika amin anaran'ny ps, dia ny 29 juin...
tohiny
novalian'i benkintana ny 01/07/2009 00:02
artefy
(
30/06/2009 10:39)
menu
ireto ny menuntsika mandritra ity herinandro ity
alahady: akoho
asabotsy: gana
zoma: gisa
alakamisy: dokotra
alarobia: vorontsiloza
talata: sarin-dokotra
alatsinainy:
inona re ny alatsinai...
tohiny
novalian'i artefy ny 06/07/2009 09:35
cyril
(
30/06/2009 10:07)
ZAY MANDROMBA DE OMENA 30000 AR
Velona ndray ty ny fanenjehana fa hisy ny mahery fo hamenona paosy hanaporetana ny tsy manan-tsiny,
masaka ndray ny fianakavian'i andrywui ha ha ha...
tohiny
novalian'i benkintana ny 30/06/2009 23:27
xxx
(
30/06/2009 09:59)
resaky ny miala sakana
zzlh: Ao hoe akia mba lalaoviko ny fotran-jyyyyyy
zzvv: an an an koh! bedin'i mamanay eo aho raha vao fantany izany
zzlh: vetivety fotsiny ange eee
zzvv: (misalasalakely...) ao ary e
... kelikely ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 30/06/2009 23:34
Radomy
(
30/06/2009 08:55)
Ny tantaran'ny Andry TGV
Manao ahoana tompoko.
Ireto ny tantara manaza ny fiatombohan'ny adin'ny hetsika TGV ka hatramin'izao ary mety ny hiafarany.
5 sosona izy io ka ireto avy ny efatra voalohany:
[i]ampahany 1[/i...
tohiny
novalian'i Radomy ny 01/07/2009 10:00
essera
(
30/06/2009 08:40)
Io fitiavana voninahitra sy harena io a ...
Misy moa namantsika maharaka vaovao ka dia
[quote=locl]Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy.
Pretoria, 28 June 2009
H.E. Mar...
tohiny
xxx
(
30/06/2009 08:24)
mba saika anontany
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ? ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 02/07/2009 13:34
nytsiry
(
30/06/2009 07:19)
hivarotra rano ho an'ny arabo isika malagasy
rehefa nenjehin'i Andry Rajoelina mafy ny fivarotana na fampanofana tany amin'ny koreanina tatsimo dia izao indray ry zareo izany dia hanome sy hivarotra rano amin'ny saodianina !
raha nanao valandre...
tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:37
essera
(
30/06/2009 06:51)
Vaovao mety ho tsara na ratsy koa !!!
Misy vaovao mba hita ombieniombieny mety hahafaly ny sasany ary mety hifanohitra amin'izay ho an'ny sasany satria tamin'ny 25 juin dia :
1/ [u]Momba ny Banque Mondiale[/u] :
[quote]Grâce à lâ€...
tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 13:12
penguin
(
30/06/2009 05:55)
Tazony n vidin'y MAKAMBA (crevette) ry TGvendrana b kabary a
Anisany mampiditra vola vahiny ary hatrany @ 10% ny miditra no vitan'ny Makamba na "Shrimp" na "crevette". Nidina ny vidiny satria nihena ny tinady nohon'ny fisian'ireo avy any Asia izay mora vidy. Mi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:13
xxx
(
30/06/2009 05:51)
tsetsatsetra tsy aritra
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2009 04:40
itaramasoandro
(
30/06/2009 04:58)
nandalo tsy re tsaika...
tsy re tsaika ny volanin'ny fiteny malagasy dia lasa tsy nahità na lohan-kevitra miaro azy, tsy nandresana tantara na fihetsiketsehana arahin'amponga sy dihy ary antso avo manerana ny nosy.
toa kam...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2009 20:12
xxx
(
30/06/2009 04:11)
Ela tsy nitomany
Tsy fantatro hoe aiza no tokony asiana an'ity dia apetrako eto.
Ny vehivavy hono sentimental kokoa sy mora misy fihetseham-po kokoa. Raha izaho aloha dia tena io mihitsy! Dia nefa lasa hafahafa fa ma...
tohiny
novalian'i Papoose ny 30/06/2009 21:28
zandikely
(
30/06/2009 03:36)
Mbola lozam-piaramanika indray koa: Ocean Indian
MORONI (Reuters) - An airliner with 150 people on board belonging to Yemeni state carrier Yemenia crashed into choppy seas as it came in to land on the Indian Ocean archipelago of Comoros on Tuesday, ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 30/06/2009 22:32
ndotofetsy
(
29/06/2009 18:03)
celebration 26 juin hat en france
iza zany zao no ambasady valable ao france?
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/26juin/hat_paris_004.php
:?:
dia mba azavao kely hoe
...
tohiny
novalian'i Noue ny 30/06/2009 07:59
ni81
(
29/06/2009 16:00)
Azo lazaina hoe aretina ve ny tahotra
Misy namako izay dia tena matahotra voalavo, ary izay rehetra mitovitovy amin'ny voalavo dia atahorany. Eny fa na dia sary aza fotsiny aza no hitany dia tena tsy zakany mihitsy hoy izy.
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2009 06:54
penguin
(
29/06/2009 14:33)
Mihevitra ny tompon'ny vahoaka Manontolo ny TGVendrana ?
Tsia tompoko fa tsy tompon'ny fanirian'ny vahoaka Malagasy manontolo ny TGVendrana. Iaraha-mahita fa nisy diso paika ny nataon'ny mpitondra teo aloha ka nahatonga izao toe-javatra hiainana izao. Na iz...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/06/2009 16:42
mmmhh
(
29/06/2009 13:43)
Cadeau " Ranomanitra" midika inona??
"Tsy Tsara ny manolotra Ranomanitra atao cadeau " hoy ilay namako
Anniversaire n'ilay olon-tiako atsy ho atsy dia nividy Ranomanitra za hatao cadeau ho azy,
dia nitenenin'ilay namako zah we tsy tsar...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/07/2009 10:58
Pilato
(
29/06/2009 13:38)
Fampisainana kely
Miarahaba nahatratra ny asaramanitra malagasy 26 jona.
Somary asiako resaka kely ny akon'io asaramanitra io !
Asa ianareo na nahatsikaritra, fa amiko ny fitondrana firenena tsy [b]izahozahona[/b].
...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/06/2009 05:13
