Misy boaikely taraky be ao ambany ao ,taraiky @ politfika
1. pikatti
(
30/06/2009 12:03)
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti
be fialonana le bandy fa tsy nahazaka angamba :?:
essera mantsy miady vintana @ i andrywui ato fa tsy tafa ,ny anay leity andrywui any a,mbola mahatanty ve ha ha ha :-D
be fialonana le bandy fa tsy nahazaka angamba :?:
essera mantsy miady vintana @ i andrywui ato fa tsy tafa ,ny anay leity andrywui any a,mbola mahatanty ve ha ha ha :-D
novalian'i Noue ny 30/06/2009 15:28
3. pikatti
(
30/06/2009 12:22)
ao izy indraindray manao hoe mila fanabeazana nefa lery no mpanopa olona ,de indraindray milaza hoe mila omena sakafo ny Malagasy nefa izy no mandromba vahoaka ,indraindray milaza hoe ataovy ny dinika nefa dé miady @ olona ndray ,dé mialona an'i andrywui ndray izy zao fa asa :-D
4. essera
(
30/06/2009 12:37)
Io eo ambony fa milaza tsy anontaniana.
Asa raha kôpy am zay ny mpikambana hoe milalao PS d mivadi-dela sisa izao.
Sokiro daholo ny dinika rehetra nosoratan'i essera, na niadiany hevitra fa mbola tsy nisy teny ratsy nivoaka tato. Ny mpiseho matetika ato dia misy oul tsy mahazaka ady hevitra ka dia manoratra teny ratsy ato.
Ary ity mbola sombim-pampianarana kely omeko : Azo atao ny miteny oul mitovy lenta amin'ny teny ratsy kanefa mihaja raha toa ka oul nandalina kely.
pikatti:
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti
Asa raha kôpy am zay ny mpikambana hoe milalao PS d mivadi-dela sisa izao.
Sokiro daholo ny dinika rehetra nosoratan'i essera, na niadiany hevitra fa mbola tsy nisy teny ratsy nivoaka tato. Ny mpiseho matetika ato dia misy oul tsy mahazaka ady hevitra ka dia manoratra teny ratsy ato.
Ary ity mbola sombim-pampianarana kely omeko : Azo atao ny miteny oul mitovy lenta amin'ny teny ratsy kanefa mihaja raha toa ka oul nandalina kely.
5. pikatti
(
30/06/2009 13:06)
zany refa mpanopa olona ry essera a!
kobon'ny olona eto elah fa veta saina :-D :-D
kobon'ny olona eto elah fa veta saina :-D :-D
6. essera
(
30/06/2009 13:44)
Sokiro daholo ny dinika rehetra nosoratan'i essera, na niadiany hevitra fa mbola tsy nisy teny ratsy nivoaka tato.
9. andrywui
(
30/06/2009 15:18)
taiza kou zah no niaraka t@ elah oul mi PIKA -TTY zavatra i essera no tsy zakanlisany mihintsy ny TGV eto, lery rery ihany no mampiPIKA anlisany eto,jereo fa manao angaredona lisany fa memezan'i lery fotsiny, general d halloween d essera no mafy ndrindra rah resaka politika eto fa i andrywui mpandrindra d i sefo be hery no tena ampinany hahahahahaha...
