Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ndotofetsy
(
27/06/2009 22:31)
video doc hollyday fa tsy jackson
misy mahita videon i doc hollyday ve ianareo mba artista gasy mahay fa dia maty otran i mikael jaksona koa reny
...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/07/2009 12:57
xxx
(
27/06/2009 21:14)
fa maninona kay
fa maninona kay nareo lehilahy rhf manao ka efa akaiky ho tonga iny ilay sperme dia toa manovokovoka mafy tsisy hoatrizany ery tsy tsaroanareo intsony hoe olombelona anie io anaovanareo io no dia tena...
tohiny
novalian'i vale ny 20/08/2009 21:48
ndotofetsy
(
27/06/2009 21:11)
ho avy ny fetimpirenena malagasy @ 14 juillet atsangano ny s
atsangano ny saina fa ho avy ny tena fetimpirenena malagasy @ 14 juillet ho faly sy ravo avokoa ny malagasy
merci beaucoup
[img]http://www.elysee.fr/elysee/root/bank_objects/Drapeau-FrancaisBg.jpg...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:27
andrywui
(
27/06/2009 21:01)
misy fianakavina mivadika fa tsy manaiky ny jadona ato
mitohy ny tolona i etazonia aza nanana ny puissance militaire nahatsiaro naharary ihany tany irak noho ny inona ?
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2F...
tohiny
novalian'i diloo ny 29/06/2009 14:34
fanosyli
(
27/06/2009 20:07)
Ho ela velona :Johary
Mba mitady ny tonokiran'i Ho ela velona ny tarika Johary aho ze mba manana sy mahalala fa tena mba ilaiko maika ry zareo a!
Dia misaotra betsaka e!...
tohiny
general
(
27/06/2009 19:59)
Mitombona tsara izao le hevitry Andrywui ry Hery a, maneke i
Efa tena tsy mitombona intsony marina izao lay adihevitra napetraky hery ny amle oe telovolana satria dila be le fotoana izao ! ny HAT tsy rava ny Tgv mandroso sady mihatsara ny fiainambahoaka , ny mp...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:54
Radomy
(
27/06/2009 19:39)
Discours du Président de la HAT disséqué
Miarahaba,
Ho tsakotsakoina.
http://gasikarasahy.blogvie.com
Misaotra. ...
tohiny
novalian'i essera ny 29/06/2009 09:07
andrywui
(
27/06/2009 19:35)
OUSSSY E ! 07 JUIN ,23JUIN,26JUIN NANGATAHAN-RAHERY E
Dah mahay maminany tokotca e sefonay toy carO ! dah fantany aby e daty hipôirandraha aby à madagascar atoy ca!
ha ha ha !! azafady fa nanao teny betsirebaka kely aho fa teny malagasy daholo zany ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/06/2009 15:23
niryna
(
27/06/2009 18:49)
Ireto misy sarin'i Michael Jackson izay te hijery
Misy sary marobe ato raha te=hijery hianao
http://hp-laptop.aol.com/_at_50popup
miandrasa kely fa mivoaka eo ambany eo ilay sary
klikeo eo ery ambony fa misy sariny miisa 30 " MJ through the ...
tohiny
novalian'i mirabela ny 29/08/2009 19:21
niryna
(
27/06/2009 13:33)
Izaho izany ry reto tena te ihinana mangidy a
Asa hianare raha mba misy fotoana te ihinana mangidy.Mangidy e,mangidy e,hoy ilay mpivarotra mangidy amin'ny siny ,dia iny indray ilay mpivarotra manga mamy be ,any am-bavan'ialahy e,any ambavan'ialah...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 16:47
taxman
(
27/06/2009 12:03)
nalefaka ny fankalazana ny fetim-pirenena
tena nisaona hatramin'ny fetim-pirenena malagasy fa maty i Michael jackson lay mpanjakan'ny pop rock ; :oops: :cry: ...
tohiny
Noue
(
27/06/2009 10:05)
Féte de l'independance hafakely
Tena azo lazaina mahintsiny oe tena hafakely kosa aloha ity fankalazana ny fahaleovan-tenan'i M/car 2009 ity eee !
hafakely ahoana moa izany ??
terena ny olona hanangan-tsaina
menacéna ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 15:16
xxx
(
27/06/2009 10:02)
Zao ve sisa no niafaran'ity sehatra politika ity.
Fa nakaiza daholy ny TIM?????
sa alahelon'ny tsy nanao arendrina ve sa inona mihitsy??? no toa tsy hita intsony, sa kosa tonga saina amin'izay fa i Marc ange ka efa nivalona ho an'ny tantara sisa. ...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:54
sakaymena
(
27/06/2009 05:42)
manahy hany ny maro amin fiandrasana an'i dada
sao de mba hivadihan'ny vahoaka fanindroany eo i dada fa asaivo tonga faingana. satria rah oharina @ zaza miandry noounou ireo d'ef mba noana hany ngamba satria de el loatra le hoe ho tonga dada rapit...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:11
sakaymena
(
27/06/2009 05:01)
araky ny tsapa de maro ny oul no tsy tia mitsika serasera
antony:
misy oul ato ny antony idirany ato de hijery zay oul fantany ary tena mandany ny andony manenjika na manaratsy eny fa hatramin'ny oul tsy fantany akory aza de miseho mahalala ny fiainan'iny ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 17/07/2009 11:24
andrywui
(
27/06/2009 03:40)
lasa ra8 dia manomboka tafa ny gasy
izao le vita apres 26juin
efa ho 3mois mahery no nitondran'ny hat dia hita sahady fa efa manomboka mandroso i madagascar ,lasa nihamora ny vidimpiainana
ny miaramila no nahazo ny interet voalohany
...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:37
halloween
(
27/06/2009 03:34)
zao zany ny après 26 Juin é!
27/06/09 : MADAGASCAR :L'après 26 Juin : une nouvelle carte politique se dessine.
Ca y est ! La date symbole du 26 juin est passée. 6 mois après le 2- janvier, nous entrons politiquement dan...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:39
rastafarai
(
27/06/2009 02:16)
Dada
:( Nareo v d mbola mino an'i Ra8!??? tapaka b iny matou tsy niverina!!!!...
tohiny
andrywui
(
26/06/2009 21:34)
malagasy vonona hitraka
vonona ny zatovo hanohatra hatramin'ny farany ny jadona,ny tsy rariny , @ endriny rehetra,ny fandranahantany @ endriny vaovao izay ataon'ny reny malala,ny fanaovana baranahin'ny harem pirenena @ ireo ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:58
kartera
(
26/06/2009 21:22)
tokony ho foanana tokoa ny fidirana ps xxx
araky ny tsapa tokoa ane less dia tsy vitsy reo zay mitonona xxx ato no miteniteny foana na mandrangitra na mihatsy ady
nefa araky ny tsapa de ny oul tsy manakazon-damosina no miafina ao ambadik'ren...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:55
