Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti ( 01/07/2009 08:05)
Lalàna vaovao navoakan'i essera admi fopla HA HA HA
Ny mpiforum politika dia tsy mahazo mizongle ps afa tsy iray ihany ,Nihazakazaka tany @ Hery lery ametrahana lay fitsipika fa tonga de [color=red]fin de non recevoir[/color] :-D Aza mbola mamono te... tohiny
novalian'i Noue ny 01/07/2009 17:39
xxx ( 01/07/2009 07:29)
Sncèrement
Mba lasa ihany ny saiko hoe inona sisa no mba zavatra afaka ataonareo TIM mba hiverenan-dravalo. Tena tsy mahita vaha-olana ho anareo aho. Sincèrement, INONA no afaka ataonareo????? Ny fiononàna... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 20:59
penguin ( 01/07/2009 06:56)
QMM nenjehina teny @ 13 Mai, reharehan'ny TGVendrana
Dia gaga mihintsy fa izay nejehin'ny TGVendrana teny @'ny 13 Mai no hireharehany ny fisiany. Manimba tontolo hiainana é; marary daholo ny vahoaka é sns tohizo. Izao ka io ndray no anaovana resabe ny... tohiny
novalian'i penguin ny 01/07/2009 09:39
zaytinao ( 01/07/2009 06:14)
Oe!!!!!!lasa any @sommet ny UA Ravalomaana Marc!!!!!!!!!!!!!
Nieritreritra ny hamotika tanteraka an'i dada ry zareo, nefa zao izy lasa any lybie any nanatrika ilay sommet. maina be ry hat. i dada tsy maintsy miverina. mivavaha,aza mitsahatra.... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:59
essera ( 01/07/2009 05:55)
Mahavariana ihany a ???
[quote=xxx tam 30-06-2009 23:22:18] [u]Lohateny[/u] : Re : Voafehy ve ilay taranja ??? Tss resak' ny kôndrana kou ty ,efa fatatra fa Pikati = cyril ; essera = locl ;bazylou =oay ;tafondro = noue ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:42
saranga ( 01/07/2009 05:31)
Efa kely sisa ny vola ry rabaradaka a !
Za koa mahalala olona ao amin'ny Budget fa tena ho lasa adala tokoa i Benja Razafimahaleo satria aiza no hahitana 200 milliard Fmg isam-bolana handoavana ny karaman'ny fonctionnaire sy ny retraité re... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:19
Noue ( 01/07/2009 05:26)
ATSANGANO NY SAINA FOTSY ISAN-TRANO
ahoana ny fahitanareo an'io ??? [size=70][color=blue][b] Misahirana mandrafitra ny « processus de paix » eto Madagasikara. Tsy maintsy ifanomezan-tànana ny fandaminana ity firenena ity. ... tohiny
rabaradaka ( 01/07/2009 05:24)
Voaantso any Bruxelle i Andry TGV, ity vao loza ry HAT
Lasa any Bruxelles i dadatoa Andry TGV. Ny antony ? Nangataka fanazavana (demande d'explication) amin'ny HAT ny Union eroupéenne sy ny Banque mondiale mikasika ny fampiasan'ny HAT ireo fiara voatokan... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:40
TEGEVE ( 30/06/2009 23:42)
Nasondrotra ny karaman'ireo foto-pahefana sy ireo jiolahy
Zay mikotaba fa mafy ny fiainana dia alefanay any tsiafahy Zay mbola manohitra ny fahefanay sya zay mitangorina hitolona dia any Antanimora Zay mitady hilatsaka hofidiana dia voa-panga tsy nandoa tr... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:08
maeva74 ( 30/06/2009 21:25)
Rado ilay fitiavako fahiny (tohiny)
Rado ilay fitiavako fahiny(tohiny) Teo antratran’i Rado no nitsenaiko ny alahady maraina toa nahatsiaro ny tenako ho hafahafa aho lasand-Rado ilay voalimanifin’ilay fahadiovako, toa nahatsiaro te... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/07/2009 05:32
locl ( 30/06/2009 20:19)
Izao no santionany asan'ny HAT.
izao no santinony zava-bita, tohizo ihany fa tsara an La chute continue dangereusement pour Madagascar Madagascar est en train de perdre les avantages commerciaux dont il bénéficiait jusqu’à ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:36
andrywui ( 30/06/2009 19:29)
IZAHO TENA IZAHO ITY RAHERY A! MISY HAFATRA KELY TY !
Tsy de be kozy amlah tsony aloha Rahery izao satria tena hitako elah fa be fo be ! ka izao e! --noheverin'i hery ve zao fa ho ankalazaiko be tato ny nanesoranlah an'i general tato?? tsia bainnn a ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:33
ainaheri ( 30/06/2009 15:57)
MBA ARAHO NY ZAVA-MISY
Tsy homba an'i andry aho na ra8 mamoaka ity dinika ity,fa mba zvtr tiako lalininareo mpiwawawa eto @ politika d ny hijery ny machine en arriere,Ahoana hoy ny firenena vahiny raha nanao investiture ten... tohiny
novalian'i yuka ny 01/07/2009 07:46
xxx ( 30/06/2009 15:43)
PERDU DE VUE
Azafady tompoko ! mba hametraka ity fialazana ity aho, nanana namana tena akaiky ahy efa ho 15 taona izay no nisarahanay,nohon' ny hetreketraky ny fiainana, nitady azy aho hatraiza hatraiza nefa tsy h... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/07/2009 06:48
halloween ( 30/06/2009 15:36)
toa nataon'i essera petsa tato daholo ndray ny TIM!
Gaga be za fa nandalo tato, nifanaraka mou zahay fianakaviana TGV fa tsy andalondalo matetika satria efa niPItsiKA dahoul TTY TIM ka d niteny zahay oe aleo tsy petsaina loatra ireo OSY mainty sisa tav... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 22:59
niryna ( 30/06/2009 14:38)
Odrryy ! Inona re ity e,nataoko ny tsy hihomehy
Tapaka foana ny tsinaiko rehefa nieritreritra ity tantara nolazain'ny namako ahy ity.Sendra teny ambonin'ny fiara izy ary nandalo fiangonana iray............. Avy niangona aho hoy izy ary somary ni... tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2009 23:20
xxx ( 30/06/2009 13:17)
ianareo reny mpisera eto!
Zah dia bevoka (8mois), nahazo date anakiroa zah: hoy ny Dr-ko hoe mety 28aout no teraka, kanefa rehefa nanao ecografie zah de nahazo date hafa indray ka mety ho 23 aout no teraka. Fanontanianako. iza... tohiny
novalian'i vale ny 02/07/2009 21:52
pikatti ( 30/06/2009 12:50)
resto du coeur ho an'ireo tgv voatsindry
Nokarakaraina ny fanadiovana ny enivohitra nefa dia inona ny tohiny ry Mialy CONSORTS ,zao ndray aiza le resto du coeur, Akanin-jaza ndray hatsangana é :-D ... tohiny
essera ( 30/06/2009 12:39)
Centre d'accueil pour les orphelins...
Hita an-gazety androany fa hay ny Magro dia natao fitaizana zaza kamboty very Dada ka dia isaorana azy nanomana mialoha an'io ho an'ny zanany. =)) =)) =)) ... tohiny
rabaradaka ( 30/06/2009 12:27)
Manam-bola ve ny HAT e ?
Raha ny fihetsika asehon'ny HAT de tena be vola ireo, fa raha ny resaka ataony de mafy ady ireo. Tena mampiesona ity HAT ity dadatoa... tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2009 02:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3791