resto du coeur ho an'ireo tgv voatsindry
1. pikatti
(
30/06/2009 12:50)
Nokarakaraina ny fanadiovana ny enivohitra nefa dia inona ny tohiny ry Mialy CONSORTS ,zao ndray aiza le resto du coeur,
Akanin-jaza ndray hatsangana é :-D
Akanin-jaza ndray hatsangana é :-D
novalian'i benkintana ny 30/06/2009 23:32
5. pikatti
(
30/06/2009 13:03)
yuka ha ha ha ,petsa ndray le essera ato klé
aleo io hiboredika eo :-D
aleo io hiboredika eo :-D
6. andrywui
(
30/06/2009 13:39)
efa mi-pika-ty bandy ty an, aza mipitsika aty aloha ka, petsa be ndray ny TIMiondana fa kaboty ray toa zaza sary hahahahahaha
7. essera
(
30/06/2009 13:41)
yuka:
Tsy koi zay filazanao azy kah!
Le tompona dinika tsy mahita havaly fa mivanitika fotsiny. Mbola tsy mikatona ny lohamaleminy.
8. Noue
(
30/06/2009 13:43)
mba miseho oe manao adidy hono ry zareo nefa
[URL=http://img218.imageshack.us/i/sanstitrepouce.png/][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/7210/sanstitrepouce.png[/IMG][/URL]
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
[URL=http://img218.imageshack.us/i/sanstitrepouce.png/][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/7210/sanstitrepouce.png[/IMG][/URL]
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. andrywui
(
30/06/2009 13:50)
Noue:
mba miseho oe manao adidy hono ry zareo nefa
[URL=http://img218.imageshack.us/i/sanstitrepouce.png/][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/7210/sanstitrepouce.png[/IMG][/URL]
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ary io akihibe io angaha ry noue ilay mandavaka an'ilay tanin'i noue petsa sy lonaka be iny =)) =)) =)) =)) =)) =)) sady le izy toa tanana fotsy be sady be volo be ka sao d mba midibingo amizany nareo ry noue a =D> =D> =D> =D> :-* :-* :-* :-* :evil: :evil: :evil:
13. Noue
(
30/06/2009 13:55)
[URL=http://img359.imageshack.us/i/poucedown2576w185.jpg/][IMG]http://img359.imageshack.us/img359/8863/poucedown2576w185.jpg[/IMG][/URL]
15. pikatti
(
30/06/2009 14:05)
lehilahytsyresy=matahotra ny ho resy angah toi
raha lahy ve de mbola hamarinina ihany hoe tsy resy é
ary tsisy maharatsy ny resto du coeur akory fa mampiseho fa miha latsaka ny tgv sady le izy anie tsy kôpy enao fa tsy mbola hita le izy
raha lahy ve de mbola hamarinina ihany hoe tsy resy é
ary tsisy maharatsy ny resto du coeur akory fa mampiseho fa miha latsaka ny tgv sady le izy anie tsy kôpy enao fa tsy mbola hita le izy
17. andrywui
(
30/06/2009 19:38)
pikatti tsaratsra angamb hakana pshychiatre elah fa tena efa vizana be ny zanak'atidohanlah kah ! moa raha any dago elah de mandehana bus ery amin'ny 18 (alakamisy ambohidratrimo ) anjanamasina !!
fa tena efa misy mivuika kely ny tadindokanganlah ao ref tena dinihina akaiky
fa tena efa misy mivuika kely ny tadindokanganlah ao ref tena dinihina akaiky
18. ndotofetsy
(
30/06/2009 22:25)
any angamba no takatrin ny volany sisa fa nividy capsat be loatra ko. Ary tsy heno tsony koa anie ny vidin ny avion i ra8 eee. Sa lasan ny capsat koa ny fananana. Nefa toa saika hanaovana hopitaly iny sa tsy nety ilay (projet). Ovay hafa indray eee mividiana vary sinoa mankarary kibo
19. benkintana
(
30/06/2009 23:32)
vary provandy fanomé kisoa ve sisa no afanana ny Gasy de ho rariny zany :twisted: :twisted: :twisted:
elah io koa ve ry andrywui de hilaza fa mbola norma :evil: :evil: :evil:
elah io koa ve ry andrywui de hilaza fa mbola norma :evil: :evil: :evil:
