Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zaytinao, milahatra araka ny daty
zaytinao
(
08/07/2009 20:22)
tsy dia tsara ny miady hevitra @ity.
Aleo tonga dia manao missionnaire....
tohiny
novalian'i rijadolly ny 20/07/2009 19:19
zaytinao
(
08/07/2009 18:41)
fantaro aloha ny dikan'ny atao hoe FITIAVANA
ny fitiavana dia émotion, tsy hita maso nefa tsapa avy ao anaty. Izany hoe hery iray mivoaka avy ao, ary izy io dia azo Havitana zavatra tsy takatrin'ny saina heritreretina.
Manarak'izay, dia ny f...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/07/2009 17:00
zaytinao
(
07/07/2009 05:10)
Nous sommes les champions du monde
Voalohany isika @ fiakarany sy fidanganan'ny vidin-tsolika
Voalohany isika @ fiakaran'ny vidim-piainana
Voalohany isika @ "coup d'Etat" aty Afrique
Nefa rehefa atao ny kajy DIA VOALOHANY @F...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:08
zaytinao
(
04/07/2009 16:12)
inona indray izao no ho teneniny le kely avy any bruxelle e?
Tsy maintsy hiteny indray zao izy oe manga ny lanitra, nahazo reconnaissance aho e!!!! etc
Tsy mahagaga ra izany indrray no ho lazainy.
ohatran'ny avy any @ kadhafi ihany no ho koziny eo nefa tsy ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/07/2009 17:21
zaytinao
(
01/07/2009 06:14)
Oe!!!!!!lasa any @sommet ny UA Ravalomaana Marc!!!!!!!!!!!!!
Nieritreritra ny hamotika tanteraka an'i dada ry zareo, nefa zao izy lasa any lybie any nanatrika ilay sommet.
maina be ry hat.
i dada tsy maintsy miverina.
mivavaha,aza mitsahatra....
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:59
